M'shop Initial

M'shop Initial ✨Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao.✨
— Joba 8 : 7🥰

M'Shop Initial🇲🇬

Mena-bolo isakarazany.Fidio izay mety aminao dia alefaso ny commande😉💥  : 8 000ar / 100ml💥  : 10 000ar / 100ml💥  (Ail) :...
25/11/2025

Mena-bolo isakarazany.
Fidio izay mety aminao dia alefaso ny commande😉

💥 : 8 000ar / 100ml
💥 : 10 000ar / 100ml
💥 (Ail) : 9 000ar / 60ml
💥 (Aloe vera) : 9 000ar /60ml
💥 : 8 000ar / 50ml

📍Livraison : à partir ny 3000ar ny frais de livraison.

Miverina misy indray ity   ity a🥰🔺 Shampooing 300ml🔺 Masque 300ml🔺 Serum 100mlLivraison à partir de 3.000ar
29/08/2025

Miverina misy indray ity ity a🥰

🔺 Shampooing 300ml
🔺 Masque 300ml
🔺 Serum 100ml

Livraison à partir de 3.000ar

31/07/2025

On vous souhaite une très bonne journée à tous🥰

💋 LI DAN XIU SHINE LIP BALM 💋Aza avela ho maina na vakivaky ny molotrao! 😍✨ Hanitra 6 samihafa:🍓Fraise | 🍊Orange | 🍇Rais...
21/07/2025

💋 LI DAN XIU SHINE LIP BALM 💋
Aza avela ho maina na vakivaky ny molotrao! 😍

✨ Hanitra 6 samihafa:
🍓Fraise | 🍊Orange | 🍇Raisin | 🍒Cerise | 🍏Pomme | 🍌Banane

Tsy mangidihidy, tsy miraikitra sady tsara fofona
Lot de 6 – 10.000 Ar fotsiny!
Livraison : à partir ny 3.000ar

Morocco Argan Oil – natao ho an'ny volo maina sy simba 💆‍♀️💧 Manome hamandoana🌿 Manamafy sy manasitrana volo vaky🔥 Miaro...
21/07/2025

Morocco Argan Oil – natao ho an'ny volo maina sy simba 💆‍♀️

💧 Manome hamandoana
🌿 Manamafy sy manasitrana volo vaky
🔥 Miaro amin’ny hafanana
🌸 Misy hanitra maharitra hatramin’ny 72heure

✅ Ampiasaina amin’ny volo mando na maina
✅ Tsy sasana rehefa avy manosotra azy (zany hoe tsy fanaovana bain d'huile izy)
✅ Fatra kely, vokatra lehibe 💥

Prix : 8.000ar
Net : 50ml
Livraison : toujours à partir ny 3.000ar

♦️Manao volo matetika? Manasa volo amin'ny shampoing mahery loatra? Simban'ny hafanana sy ny lokom-bolo ve ny volonao?♦️...
21/07/2025

♦️Manao volo matetika? Manasa volo amin'ny shampoing mahery loatra? Simban'ny hafanana sy ny lokom-bolo ve ny volonao?♦️

👉Natao ho anao ny hiaro, hanatsara, ary hanome famirapiratana ny volonao!

💧 Ireo tombontsoa azo avy aminy :
✅ Manasitrana volo simba sy maina
✅ Manalefaka sy manome hamandoana avy hatrany
✅ Miaro amin’ny fahasimbana vokatry ny hafanana sy ny lokom-bolo
✅ Mampihena ireo nœuds sy vakivaky amin'ny volonao (pointes fourchues)

🌿 Misy vitamine B5 sy menaka voajanahary izay manamafy ny volo avy ao anatiny mihitsy.

🧴 azonao ampiasaina amin'ny volo mando na maina – 2 gouttes dia ampy hanova ny volonao ho malama, miavaka, ary velona!

---

📩 Raha liana dia afaka manoratra mivantana aminay 💬
Prix : 8.000ar
Net : 100ml
📦 Livraison à partir ny 3.000ar

Coucou les filles😍😍Reto ny poketra 💼👜👛ki a, misy izay mety aminao mintsy satria dia maro karazany.👉Koa aza misalasala fa...
10/07/2025

Coucou les filles😍😍
Reto ny poketra 💼👜👛ki a, misy izay mety aminao mintsy satria dia maro karazany.
👉Koa aza misalasala fa manantona mp avy hatrany raha misy tianao.

🔥Gamme Enzo 20.000ar🔥🟥Shampooing 300ml🟧Masque 300ml🟩Serum 100mlLivraison à partir 3.000ar
09/07/2025

🔥Gamme Enzo 20.000ar🔥

🟥Shampooing 300ml
🟧Masque 300ml
🟩Serum 100ml

Livraison à partir 3.000ar

♦️Manao volo matetika? Manasa volo amin'ny shampoing mahery loatra? Simban'ny hafanana sy ny lokom-bolo ve ny volonao?♦️...
08/07/2025

♦️Manao volo matetika? Manasa volo amin'ny shampoing mahery loatra? Simban'ny hafanana sy ny lokom-bolo ve ny volonao?♦️

👉Natao ho anao ny hiaro, hanatsara, ary hanome famirapiratana ny volonao!

💧 Ireo tombontsoa azo avy aminy :
✅ Manasitrana volo simba sy maina
✅ Manalefaka sy manome hamandoana avy hatrany
✅ Miaro amin’ny fahasimbana vokatry ny hafanana sy ny lokom-bolo
✅ Mampihena ireo nœuds sy vakivaky amin'ny volonao (pointes fourchues)

🌿 Misy vitamine B5 sy menaka voajanahary izay manamafy ny volo avy ao anatiny mihitsy.

🧴 azonao ampiasaina amin'ny volo mando na maina – 2 gouttes dia ampy hanova ny volonao ho malama, miavaka, ary velona!

---

📩 Raha liana dia afaka manoratra mivantana aminay 💬
Prix : 8.000ar
Net : 100ml
📦 Livraison à partir ny 3.000ar

⚡Trichup Oil (à base de Sesame et huile de coco)⚡Net : 100ml🟩Menaka vita avy amin'ny sesame sy voanio (menaka coco)🟩Mamp...
04/07/2025

⚡Trichup Oil (à base de Sesame et huile de coco)⚡
Net : 100ml

🟩Menaka vita avy amin'ny sesame sy voanio (menaka coco)
🟩Mampiroborobo ny fitombon'ny volo, na ny alavany, na ny ateviny.
🟩Mampitsiry indray ny faritra efa sola

Fomba fampiasana azy :
Ahosotra moramora amin'ny hodi-doha. Aza sasana avy hatrany ny volo rehefa misy ilay menaka. Azo ampiasaina isan'andro.😉

PRIX : 10.000ar

⚡Disaar Hair Coat (à base d'Ail)⚡Net : 60ml🟩Menaka manankarena protéine sy vitamine, vita avy amin'ny tongolo gasy.🟩Mana...
04/07/2025

⚡Disaar Hair Coat (à base d'Ail)⚡
Net : 60ml

🟩Menaka manankarena protéine sy vitamine, vita avy amin'ny tongolo gasy.
🟩Manampy amin'ny fanatsarana ny toetry ny volo maina, mora tapaka, sy simba.
🟩Mamerina indray ny volonao tsy ho vakivaky.
🟩Mampalefaka sy mampangirana volo.
🟩Miaro ny volo tsy ihintsana

Fomba fampiasana azy :
Ahosotra amin'ny tendrom-bolo, na vola maina na volo mando. Tsy mila sasana ( zany hoe tsy atao bain d'huile). Azo ampiasaina isan'andro.😉

PRIX : 9.000ar (misy champoing kely miaraka aminy, araka ny hita amin'ny sary)

⚡Disaar Hair Coat (à base Aloe vera)⚡Net : 60ml🟩Menaka manankarena protéine sy vitamine, vita avy amin'ny vahona.🟩Manamp...
04/07/2025

⚡Disaar Hair Coat (à base Aloe vera)⚡
Net : 60ml

🟩Menaka manankarena protéine sy vitamine, vita avy amin'ny vahona.
🟩Manampy amin'ny fanatsarana ny toetry ny volo maina, mora tapaka, sy simba.
🟩Mamerina indray ny volonao tsy ho vakivaky.
🟩Mampalefaka sy mampangirana volo.

Fomba fampiasana azy :
Ahosotra amin'ny tendrom-bolo, na vola maina na volo mando. Tsy mila sasana ( zany hoe tsy atao bain d'huile). Azo ampiasaina isan'andro.😉

PRIX : 9.000ar (misy champoing kely miaraka aminy, araka ny hita amin'ny sary)

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'shop Initial posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share