Okazu 🦐🐟🧀🧆
Ouvert du Lundi au Samedi de 07h30 à 19h30

Miarahaba antsika rehetra nahatratra inty taona 2025 inty! Mirary taona zina!
02/01/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra inty taona 2025 inty! Mirary taona zina!

Arahabaina tratry ny faran'ny taona 2024! 🥳Eo am-pitafatafàna ny zava-bita nandritry ny taona dia manana tsakitsaky maro...
31/12/2024

Arahabaina tratry ny faran'ny taona 2024! 🥳
Eo am-pitafatafàna ny zava-bita nandritry ny taona dia manana tsakitsaky maro isan-karazana hatolotra ho anao izahay!
Mandalova ary! 👋

25/12/2024

Miarahaba antsika rehetra tratry ny Noely!

24/12/2024

Faly mandray anao izahay androany hatramin'ny 7h30 hariva! :)

Misaotra anareo rehetra nandray anjara! Miarahaba an'ireo nahazo loka! 👏Mirary Alahady mahafinaritra ho antsika rehetra!...
22/12/2024

Misaotra anareo rehetra nandray anjara! Miarahaba an'ireo nahazo loka! 👏Mirary Alahady mahafinaritra ho antsika rehetra! 👋😁

Salama e! 👋 'ndao hilalao! 😁- Asio "j'aime" 👍 ny page- Asio j'aime 👍 dia ataovy partage  inty publication inty,- Asio co...
20/12/2024

Salama e! 👋 'ndao hilalao! 😁
- Asio "j'aime" 👍 ny page
- Asio j'aime 👍 dia ataovy partage inty publication inty,
- Asio commentaire "Hilalao", dia asao ny namanao hanisy "j'aime" ny commentaire anao
Hatramin'ny Alahady 22 décembre amin'ny 09h alina.
Izay mahazo j'aime betsaka indrindra no hahazo :
- 250g filet de poisson
- 250g jambon maigre
- 150g fromage de tête
Ny faharoa no hahazo :
- 250g filet de poisson
- 100g jambon maigre
- 100g fromage de tête.

Herinandro vaovao! Laoka vaovao! 🙂Efa tonga ny saucisse fumée, kitoza fumée, poulet fumé ary ny roulée jambon! 👌
15/12/2024

Herinandro vaovao! Laoka vaovao! 🙂
Efa tonga ny saucisse fumée, kitoza fumée, poulet fumé ary ny roulée jambon! 👌

Address

Ambohijanaka Avaradrainona
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Okazu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share