21/11/2024
π΄π₯°ππ π π£πππππ‘π’ ππ‘π¬ π¦ππ‘ππππ πΆ π₯πππππ
Laharana faharoa aminβireo hira Β« en streaming Β» any ny hiran'i "Touche pas" izay fampiaraham-peo niarahany taminβi Goulam, ny taona 2021. Maherinβny 33 tapitrisa no efa nijery ity horonan-tsary ity sur Youtube. Mandeha foana isanandro amina radio any SΓ©nΓ©gal ity hira ity aminβizao fotoana izao satria isanβireo anaty fandaharana.