Halo Frip

Halo Frip Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Halo Frip, Shopping & retail, Antananarivo.

โ’ฝโ“โ“โ“ž ๐Ÿค™๐Ÿ˜‡

๐“ฃ๐“ธ๐“ท๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐“ธ๐“ช ๐“ฎ๐“ฝ๐“ธ @ ๐“Ÿ๐“ฎ๐“ณ๐”‚ ๐“ธ! ๐Ÿค—

๐Ÿ”ธ Mivarotra entana maro isan-karazany sy manao vaky b***e amin'ny vidiny mirary izahay!

๐Ÿ‘‰ Tsindrio anie ny "๐Ÿ…‚๐Ÿ…„๐Ÿ„ธ๐Ÿ……๐Ÿ…๐Ÿ„ด" etsy ambany dia ho hitanao ny hatsarany e ๐Ÿฅฐ

๐‘ด๐’Š๐’“๐’‚๐’“๐’š ๐’‰๐’†๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’๐’…๐’“๐’ ๐’‡๐’Š๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’“๐’†๐’‰๐’†๐’•๐’“๐’‚ ๐’†! ๐ŸฅฐHo avy tsy ho ela ny nouveautรฉ eto @ pejy fa ao aloha mianatra combina...
24/02/2025

๐‘ด๐’Š๐’“๐’‚๐’“๐’š ๐’‰๐’†๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’๐’…๐’“๐’ ๐’‡๐’Š๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’“๐’†๐’‰๐’†๐’•๐’“๐’‚ ๐’†! ๐Ÿฅฐ

Ho avy tsy ho ela ny nouveautรฉ eto @ pejy fa ao aloha mianatra combinaison de couleur kely mba mahafinaritra ny maso e ๐Ÿ˜ƒ

Iza no tianareo? ๐Ÿค—

โ„ฌ๐’พ๐“ˆ๐‘œ๐“Š๐“ˆ ๐Ÿ˜˜

๐Ÿ“ฃ Arahabaina ianareo izay nahazo tamin'ity Jeu voalohany nokarakarain'i Halo Frip ity ๐Ÿค—๐ŸŽ‰1er Lot : ฤ„ndriฤ… Nanten ฤ„inฤ… 2e ...
21/02/2025

๐Ÿ“ฃ Arahabaina ianareo izay nahazo tamin'ity Jeu voalohany nokarakarain'i Halo Frip ity ๐Ÿค—๐ŸŽ‰

1er Lot : ฤ„ndriฤ… Nanten ฤ„inฤ…
2e Lot: Mitia Rzl
3e Lot: Marina Rav
4e Lot: Lem Rak

๐Ÿ‘‰ Manasa anareo ary handefa ny mombamombanareo ao azafady o ๐Ÿ˜„

Misaotra anareo namana rehetra izay nandray anjara dia amin'ny manaraka indray o ๐Ÿค—โค๏ธ

21/02/2025

Live Tirage au sort GIVEAWAY afaka minitra vitsy ๐Ÿ˜„ compte no anaovako direct dia partageko eto @ pejy eto!

21/02/2025

๐Ÿ“ฃ Tapitra ariva ny Jeu! Nahita fika anaovana direct ihany aho fa araho eo ny Pejy!๐Ÿ˜‰

โ’ฝโ“โ“โ“ž  โ’ฝโ“โ“โ“ž ๐Ÿ˜„๐Ÿค™Kely sisa dia hifarana ny lalao ๐—š๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—”๐—ช๐—”๐—ฌ antsika an ๐Ÿ˜„ J-2 isika izao fa ALEFAAAA ๐Ÿ‘๐Ÿฅ๐Ÿ“† Amin'ny Zoma 21 Febroa...
20/02/2025

โ’ฝโ“โ“โ“ž โ’ฝโ“โ“โ“ž ๐Ÿ˜„๐Ÿค™
Kely sisa dia hifarana ny lalao ๐—š๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—”๐—ช๐—”๐—ฌ antsika an ๐Ÿ˜„ J-2 isika izao fa ALEFAAAA ๐Ÿ‘๐Ÿฅ

๐Ÿ“† Amin'ny Zoma 21 Febroary @ 5ora ariva no mifarana ny Lalao โณ

โŒ๐ŸšซDila anio lera io dia tsy manan_kery intsony fa Alefasooo dieny izao an ๐ŸšซโŒ

๐Ÿšจโ—Aza adino manaraka ireo FEPETRA REHETRA an! Raha sendra voasarika ka tsy manaraka fepetra dia ๐“๐’๐˜ mahazo!โ—โ—โ—

โš ๏ธ Vakio ao ambany โฌ‡๏ธ ao ary ilay Jeu, dia ilay publication ao ihany koa no hanaovana ilay Jeu fa tsy eto an !๐Ÿค—

๐ŸŽฏ Sady efa niampy 4๐ž ๐‹๐Ž๐“ ๐Ÿ†๐ŸŽ–๏ธ๐Ÿฅˆ๐Ÿฅ‰ be izao anie ilay jeu e!Olona 4 be izao izany no ahazo!๐Ÿคญ๐Ÿคฉ

๐Ÿ’กBonne Chance daholo ary e ๐Ÿฅ๐Ÿ€

โ—๏ธโ—๏ธโ—๏ธ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—”โ—โ—โ—Tena enjana ry reto fa sahirana tato izahay fa tsy mety mandeha live antsika fa tsy mety manao direct ...
19/02/2025

โ—๏ธโ—๏ธโ—๏ธ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—”โ—โ—โ—
Tena enjana ry reto fa sahirana tato izahay fa tsy mety mandeha live antsika fa tsy mety manao direct facebook fa mbola tsy ampy 60 jours de crรฉation ny page ๐Ÿ˜ญ

Tena miala tsiny be reto fa na izahay ary malahelo fa afaka 1 volana eo isika izany vao afaka manao live! ๐Ÿ™๐Ÿ˜ช

Ilay jeu hazaona 20 000 Ar ao anaty live ataontsika 4๐ž๐ฆ๐ž ๐‹๐Ž๐“ @ ilay GIVEAWAY @ zoma fa tohizo ny lalao antsika โค๏ธ
Izany hoe:
1er LOT: 50 000 Ar
2e LOT: 30 000 Ar
3e LOT: 20 000 Ar
4e LOT: 20 000 Ar

Tena mifona ry reto fa tsy nahalala an ๐Ÿ™๐Ÿ˜‡

๐Ÿšจ Ho ataoko publication eo ihany izany ny entana fa araho hatrany ny page dia ataoko SOLDE BE foana mba ho CADEAU ho anareo mpanaraka โค๏ธ

Ity ary ilay jeu  LIVE surprise (17H30) antsika androany e๐Ÿ˜๐ŸŽ Ho an'izay tsara vintana dia mahazo 20 000 Ar Be izao ๐Ÿ˜ ( a...
19/02/2025

Ity ary ilay jeu LIVE surprise (17H30) antsika androany e๐Ÿ˜

๐ŸŽ Ho an'izay tsara vintana dia mahazo 20 000 Ar Be izao ๐Ÿ˜ ( atao tirage rehefa vita ny Live)

๐ŸŽ Misy articles 0Ar (ZERO Ariary) atao cadeau ๐Ÿ˜

๐Ÿ“ข ๐—๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—™๐—˜๐—ฃ๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฒ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ฒ๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—ฎ๐—ป ! ๐Ÿ˜

FEPETRA 4 no tsy maintsy arahina :
๐Ÿ”ต Manao JP article 1 farafakeliny
๐Ÿ”ต Manao rรฉaction anโ€™ilay Live
๐Ÿ”ต Mentionner namana ao anatiny Live (olona 3 minimum ) โžก๏ธ afaka manao commentaire maromaro fa olona samy hafa foana no mentionner-na
๐Ÿ”ตPartage any anaty Groupe 3 samy hafa resaka varotra dia alefa Mp ny captures.

๐Ÿšซ Tsy ekena ny compte Fake

โš ๏ธ Ny jeu ๐—š๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—”๐—ช๐—”๐—ฌ antsika mbola mitohy, ka @ Zoma 21 Fรฉvrier no tapitra! ๐ŸŒน

๐ŸŒธ Bonne chance daholo ary o ๐Ÿค—

โ’ฝโ“โ“โ“ž ๐Ÿ˜๐Ÿค™Ao tsara daholo an?! ๐Ÿ˜ Hanao ๐—Ÿ๐—œ๐—ฉ๐—˜ ๐—ฆ๐—จ๐—ฅ๐—ฃ๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—˜ isika androany ariva @ 17h30 (5ora sy sasany ariva). Asiantsika JEU mi...
19/02/2025

โ’ฝโ“โ“โ“ž ๐Ÿ˜๐Ÿค™

Ao tsara daholo an?! ๐Ÿ˜ Hanao ๐—Ÿ๐—œ๐—ฉ๐—˜ ๐—ฆ๐—จ๐—ฅ๐—ฃ๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—˜ isika androany ariva @ 17h30 (5ora sy sasany ariva). Asiantsika JEU milay be miaraka aminy ๐Ÿ˜

๐ŸŸก B***e vaovao be Robe manjakely sy ambonina ankajo ๐Ÿ˜

๐ŸŽฏ 0 Ar ( ZERO Ariary) hatramin'ny 8000 Ar fotsiny ny prix anie e!!!

๐—ข๐˜‚๐—ถ๐—ถ๐—ถ๐—ถ๐—ถ hanao ๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐——๐—˜ be izahay ๐Ÿคฉ

โ’ฝโ“โ“โ“ž  โ’ฝโ“โ“โ“ž ๐Ÿค™๐Ÿ˜‡โ—๐๐๐š๐จ ๐‡๐ˆ๐‹๐€๐‹๐€๐Ž ๐จ๐จ๐จ๐จโ—Hanomboantsika ny fiarahana mamy kely ary dia misy an'ity lalao ity ataontsika e! Ireto ...
17/02/2025

โ’ฝโ“โ“โ“ž โ’ฝโ“โ“โ“ž ๐Ÿค™๐Ÿ˜‡
โ—๐๐๐š๐จ ๐‡๐ˆ๐‹๐€๐‹๐€๐Ž ๐จ๐จ๐จ๐จโ—
Hanomboantsika ny fiarahana mamy kely ary dia misy an'ity lalao ity ataontsika e!

Ireto avy ary ny loka ho zaraina an:

๐ŸŒผ1er ๐Ÿ…›๐Ÿ…ž๐Ÿ…ฃ : Mobile money 50 000 Ariary
๐ŸŒผ2e ๐Ÿ…›๐Ÿ…ž๐Ÿ…ฃ : Mobile money 30 000 Ariary
๐ŸŒผ3e ๐Ÿ…›๐Ÿ…ž๐Ÿ…ฃ : Mobile money 20 000 Ariary

Ireto avy ary ireo Fepetra arahintsika anatin'ny ny lalao an:

๐ŸŽฏ Abonneo ny page Halo Frip
๐ŸŽฏSoraty Je participe + capture page ary mentionneo ๐ž๐ญ๐จ @๐ข๐ญ๐ฒ ๐ฉ๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ข๐ญ๐ฒ namanao 3 hilalao ary asao izy i_ j'aime sy hi s'abonner @ page ( ๐ž๐ญ๐จ @ ๐ข๐ญ๐ฒ ๐๐”๐๐‹๐ˆ๐‚๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐ข๐ญ๐ฒ ๐ง๐จ ๐š๐ญ๐š๐จ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐š๐ซ๐ข๐ก๐š๐ง๐š)
๐ŸŽฏ Partageo en mode public eo @ mur_anao sy any anaty groupe ( groupe 3 resaka varotra) ity publication ity miaraka amin'ny teny hoe " ndao hilalao hiaraka amin'ny Halo frip" dia captureo dia alefaso Mp

๐Ÿ“ข Afaka mandray anjara in_betsaka fa olona samy hafa foana no marquena sy asaina hi j'aime sy hi s'abonner โ™ฅ๏ธ
๐Ÿ“ข Tsy ekena kosa ny compte fake

๐Ÿ”ดโ›”๏ธโ—๏ธ ๐—๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฒ๐—ป๐—ผ ๐—™๐—˜๐—ฃ๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—น๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ปโ—๏ธโ›”๏ธ๐Ÿ”ด

๐Ÿ“… Mifarana amin'ny ๐™๐จ๐ฆ๐š 21 ๐…๐žฬ๐ฏ๐ซ๐ข๐ž๐ซ ny lalao dia ho sariantsika miaraka izany ๐Ÿ’–๐Ÿฅฐ

๐‘ฉ๐’๐’๐’๐’† ๐‘ช๐’‰๐’‚๐’๐’„๐’† ๐’…๐’‚๐’‰๐’๐’๐’ ๐’!๐Ÿ˜„๐Ÿ˜˜

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Halo Frip posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share