Shop Mims

Shop Mims Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop Mims, Shopping & retail, Ambohibary Antanimena, Antananarivo.

Dentifrice dabur 🪥🦷dentifrice à base naturel 🍃, sans matières chimiques nocifs pour les dents ( tsy misy akora simika iz...
10/03/2026

Dentifrice dabur 🪥🦷

dentifrice à base naturel 🍃, sans matières chimiques nocifs pour les dents ( tsy misy akora simika izay mety hamotika ny nify )

📌DABUR herb’l (clou de girofle) 150g
🔹 Miady amin’ny bakteria sy mikraoba hafa mba hananana fiarovana mahomby amin’ny caries
🔹 Manamafy ny nify sy ny gencive
🔹 Manampy amin’ny fampihenana ny fanaintainan’ny nify ( minitra vitsy de mijanona ny fanaintainana )
🔹 Manala fofona ratsy amin’vava ary manome fraîcheur ny ativava 🧊

📌DABUR herb’l (charbon ) 150 g
🔹 Manafotsy ny nify ho an’ireo izay manana nify simban’ny sigara , café ,sns
🔹 Manampy amin’ny fikarakarana ny olana amin’ny gencives
🔹 Manampy hitazona fahasalamana amin’ny vava sy nify
🔹 Miaro amin’ny fahasimban’ny nify (caries)🪥🦷

🔹 Prix: 15 000 ar 🚨 (brosse à dent offert )
Livraison Tàna/ province 🚚

Misy ihany ko ny format PM (30 g ) à 5 000 ar seulement 🦷

Manasa anao ary handefa mp 🤝🏻

Address

Ambohibary Antanimena
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Mims posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share