Chez Joëlle

Chez Joëlle Vente en détail et gros de différentes articles en qualité😍

🎁🇲🇬 PROMOTION FÊTE DE L'INDÉPENDANCE🇲🇬‼️ OMENA  DE GROS NA MAKA 1 ARY FA ARARAOTY ‼️🎁🪞 VRAI MIROIR:👉GM:60*40cm: 30.000ar...
22/06/2026

🎁🇲🇬 PROMOTION FÊTE DE L'INDÉPENDANCE🇲🇬
‼️ OMENA DE GROS NA MAKA 1 ARY FA ARARAOTY ‼️🎁
🪞 VRAI MIROIR:
👉GM:60*40cm: 30.000ar/GM rond 50cm de diamètre :35000ar
👉MM:40*23cm/Rond 30cm de diamètre : 16. 000ar
👉Efa misy tadiny mafy tsara fanantonana azy
Mp avy hatrany ary manao commande 💌
📞0388551142
✅Lieu de récupération: Andranovelona Ilafy
✅ Livraison Tanà et Province possible 😊
NB:photo réelle avokoa🥰

‼️ PRIX DE GROS NA MAKA 1 ARY FA ARARAOTY ‼️🎁ARRIVAGE VRAI MIROIR:👉GM:60*40cm: 30.000ar👉MM:40*23cm: 16. 000ar 👉Efa misy ...
10/06/2026

‼️ PRIX DE GROS NA MAKA 1 ARY FA ARARAOTY ‼️🎁
ARRIVAGE VRAI MIROIR:
👉GM:60*40cm: 30.000ar
👉MM:40*23cm: 16. 000ar
👉Efa misy tadiny mafy tsara fanantonana azy
Mp avy hatrany ary manao commande 💌
📞0388551142
✅Lieu de récupération: Andranovelona Ilafy
✅ Livraison Tanà et Province possible 😊

‼️Ny fahasalamana no voalohan-karena✅‼️‼️LIVRAISON GRATUITE ‼️‼️✅👉Aérosol (nébuliseur) 🌬️ AÉROSOL PORTABLE – Mora ampias...
04/04/2026

‼️Ny fahasalamana no voalohan-karena✅
‼️‼️LIVRAISON GRATUITE ‼️‼️
✅👉Aérosol (nébuliseur)
🌬️ AÉROSOL PORTABLE – Mora ampiasaina sy Mahasoa🌬️
Mitady vahaolana haingana sy mahomby amin’ny kohaka, sery, na olana amin’ny taovam-pisefoana ve ianao?
✨ Ity Mesh Nebulizer ity dia:
✔️ Mora entina (portable)
✔️ Mitsitsy herinaratra
✔️ Tsara ho an’ny ankizy sy olon-dehibe
✔️ Mora ampiasaina ao an-trano na entina mandeha
✔️Mandeh pile 2 A6 sady chargeable iany kou
💨 Manampy amin’ny fanalefahana kohaka, sery, asma ary fahasemporana.
⏱️ Haingana ny fiparitahan’ny fanafody, mahomby kokoa ny fitsaboana

✅👉Filtre à eau pour robinet💧FILTRÉ AVY HATRANY NY RANO AO AN-TRANO
🎁Lots de 3 pièces🎁
Ny rano ampiasaintsika isan’andro tsy tokony ho risika, fa fiarovana
💧 Manala loto sy vovoka
💧 Manatsara ny kalitaon’ny rano
💧 Mifanaraka amin’ny robinet rehetra
💧 Mora apetraka – tsy mila fitaovana
📞0388551142

‼️❌ LIVRAISON GRATUITE FA ARARAOTY ‼️🎁ARRIVAGE VRAI MIROIR:👉GM:60*40cm👉MM:40*23cm👉Efa misy tadiny mafy tsara fanantonana...
24/03/2026

‼️❌ LIVRAISON GRATUITE FA ARARAOTY ‼️🎁
ARRIVAGE VRAI MIROIR:
👉GM:60*40cm
👉MM:40*23cm
👉Efa misy tadiny mafy tsara fanantonana azy
Mp avy hatrany ary manao commande 💌
📞0388551142
✅Lieu de récupération: Andranovelona Ilafy
✅ Livraison Tanà et Province possible 😊

‼️Prix liquidation:17000ar,oui 17000ar daholo au lieu de 25000ar‼️👉Sac raphia stylé vaovao👉 Aérosol Nébuliseur 👉 Miroir ...
04/03/2026

‼️Prix liquidation:17000ar,oui 17000ar daholo au lieu de 25000ar‼️
👉Sac raphia stylé vaovao
👉 Aérosol Nébuliseur
👉 Miroir stylé
Mp avy hatrany
📞0388551142

Hello 🥰Mitady ny tsara Sady miavaka hoantsika hatrany ny Magasin des meilleures offres 😊✅Vrai miroir magique✨🌠30cm de di...
28/02/2026

Hello 🥰
Mitady ny tsara Sady miavaka hoantsika hatrany ny Magasin des meilleures offres 😊
✅Vrai miroir magique✨🌠30cm de diamètre😊
Tena oe tsara sady modèle unique🥰
Vitsy2 iany no disponible fa araraoty
Prix:mp fa tena atao mora🎁🫶
💌Mp pour votre commande
📞0388551142

🔥 PRISE MULTIPLE AVEC PORT USB – Vahaolana ho an’ny trano sy birao! 🔌Mitady prise mahazaka fitaovana maro ve ianao? Ity ...
25/02/2026

🔥 PRISE MULTIPLE AVEC PORT USB – Vahaolana ho an’ny trano sy birao! 🔌
Mitady prise mahazaka fitaovana maro ve ianao? Ity no safidy tsara indrindra!
✅ 4 ou 6 prises universelles – Mety amin’ny karazana fiches rehetra
✅ Ports USB 4 – Afaka mi-charge téléphone sy tablette mivantana
✅ Bouton ON/OFF – Mora fehezina sy mitsitsy herinaratra
✅ Fil matanjaka sy maharitra,mahazaka: congélateur, rice cooker, brouillard,sns...
✅ Endrika maoderina
💡 Tsara ho an’ny:
🏠 Trano
🏢 Birao
📚 Mpianatra
🛍️ Fivarotana
Mampiasa fitaovana maro amin’ny fotoana iray,tsy misy olana
📩 Mp ny commande
✅ Livraison Tanà et Province possible
📞0388551142

‼️Ny fahasalamana no voalohan-karena✅👉Aérosol (nébuliseur) :17000ar🌬️ AÉROSOL PORTABLE – Mora ampiasaina sy Mahasoa🌬️Mit...
24/02/2026

‼️Ny fahasalamana no voalohan-karena✅
👉Aérosol (nébuliseur) :17000ar
🌬️ AÉROSOL PORTABLE – Mora ampiasaina sy Mahasoa🌬️
Mitady vahaolana haingana sy mahomby amin’ny kohaka, sery, na olana amin’ny taovam-pisefoana ve ianao?
✨ Ity Mesh Nebulizer ity dia:
✔️ Mangina (tsy manelingelina)
✔️ Mora entina (portable)
✔️ Mitsitsy herinaratra
✔️ Tsara ho an’ny ankizy sy olon-dehibe
✔️ Mora ampiasaina ao an-trano na entina mandeha
✔️Mandeh pile 2 A6 sady chargeable iany kou
💨 Manampy amin’ny fanalefahana kohaka, sery, asma ary fahasemporana.
⏱️ Haingana ny fiparitahan’ny fanafody, mahomby kokoa ny fitsaboana.
📦 Tonga miaraka amin’ny maska sy boky torolalana.
👉 Aza miandry aretina vao mitady vahaolana!
📞 contact:0388551142

21/02/2026

Coucou daholo☺️
À 19h ny fotoanantsika am'le valin'le lalao an🥰

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Joëlle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share