Nofy MDG

Nofy MDG Bienvenue chez Nofy MDG
Boutique de vêtements, chaussures, sacs & bijoux pour tous les styles ! Adresse: Boutique Nofy, ampitan'ny La Providence Antsirabe

Qualité, petits prix & nouveautés
Fais-toi plaisir sans te ruiner!

Hellooooo☺️!!🥳Aza adino ary fa mbola mitohy foana ny PROMOTION fête des Mères annn🥳Na en ligne na en boutique, dia samy ...
22/05/2025

Hellooooo☺️!!

🥳Aza adino ary fa mbola mitohy foana ny PROMOTION fête des Mères annn🥳

Na en ligne na en boutique, dia samy mahazo ny anjarany daholo👌.

❌Ho an'izay mandalo any amin'ny BOUTIQUE ka manjifa, dia mahazo ACCESSOIRES GRATUITS (kavina, collier, gloss, huile parfum, crayon à lèvres...)❌

❌Ho an'izay manjifa EN LIGNE kosa an, dia mahazo REMISE -10% isakin'ny articles alaina❌

Ka araraoty ary satria amin'ny VIDINY MIRARY nefa tena TSARA QUALITE✅!! Sady vitsivitsy sisa annn!

Efa hitantsika amin'ny sary tsirairay ny détails nefa tsy mbola ilay prix promotion anh☺️.

🏠Antsirabe, ampitan'ny La Providence.


Hello tout le monde☺️!!Mitohy ihany ny PROMOTION antsika na en ligne na en boutique an😄.❌Ho an'izay mandalo any amin'ny ...
20/05/2025

Hello tout le monde☺️!!

Mitohy ihany ny PROMOTION antsika na en ligne na en boutique an😄.

❌Ho an'izay mandalo any amin'ny BOUTIQUE ka manjifa, dia mahazo ACCESSOIRE GRATUIT(kavina, collier, gloss, huile parfum, crayon à lèvres...)❌

❌Ho an'izay manjifa EN LIGNE kosa an, dia mahazo REMISE -10% isakin'ny articles alaina❌

Ka araraoty ary satria amin'ny VIDINY MIRARY nefa tena TSARA QUALITE✅!! Sady efa ireo sisa no disponibles an⛔.

Efa hitantsika amin'ny sary tsirairay ny prix normal fa tsy mbola ilay prix promotion anh☺️, efa ao ihany koa ny détails.

Mp aingana ary fa ianareo sisa no andrasana😁!!

🏠Antsirabe, ampitan'ny La Providence.


🥳Promotion fête des Mères🥳Efa manakaiky ny andro malaza, ka manomboka androany, na en ligne na en boutique, dia samy hah...
19/05/2025

🥳Promotion fête des Mères🥳

Efa manakaiky ny andro malaza, ka manomboka androany, na en ligne na en boutique, dia samy hahazo ny anjarany daholo👌.

❌Ho an'izay mandalo any amin'ny BOUTIQUE ka manjifa, dia mahazo ACCESSOIRES GRATUITS (kavina, collier, gloss, huile parfum, crayon à lèvres...)❌

❌Ho an'izay manjifa EN LIGNE kosa an, dia mahazo REMISE -10% isakin'ny articles alaina❌

Ka araraoty ary satria amin'ny VIDINY MIRARY nefa tena TSARA QUALITE✅!!

Efa hitantsika amin'ny sary tsirairay ny prix normal fa tsy mbola ilay prix promotion anh☺️.

Adresse: Antsirabe, ampitan'ny La Providence.


16/05/2025

Hello tout le monde ☺️ !

Votre boutique préférée Un peu de tout MDG devient Nofy MDG !

Un nouveau nom, plus moderne et plus stylé, pour continuer à vous proposer des vêtements, sacs, chaussures et bijoux à prix doux.

Merci de continuer l’aventure avec nous !

Restez connectés, de belles nouveautés et des offres très intéressantes arrivent très vite !

Nouvelle identité, même passion.

Bonne journée☺️☺️!

Hello tout le monde☺️!Ireto daholo ary ny articles an'ankizy disponibles anh😄:-ensemble petit garçon rouge 8-10 ans-ense...
08/04/2025

Hello tout le monde☺️!
Ireto daholo ary ny articles an'ankizy disponibles anh😄:
-ensemble petit garçon rouge 8-10 ans
-ensemble petit garçon vert 8-10 ans
-ensemble fillette rouge 8 ans
-ensemble fillette rose (Loewe) 4 ans
-ensemble fillette vert 6 ans
-tee-shirt fillette blanc 6 ans
✅Coton daholo, qualité au top👌
✅Prix très abordable
✅Livraison possible à Antsirabe
✅Couleur et taille unique

Prix ensemble : ❌30.000ar❌
Prix tee-shirt : ❌15.000ar❌

Tongava Mp ary izay liana😁
P.S: Afaka manantona mivantana eny amin'ny boutique ❌Nofy❌ ampitan'ny La Providence Antsirabe ihany koa.


Hello tout le monde☺️!!Elaela tsy hita izahay fa nanomana zavatra tsara be ho anareo amin'ny vidiny mirary dia mirary👌.M...
06/04/2025

Hello tout le monde☺️!!
Elaela tsy hita izahay fa nanomana zavatra tsara be ho anareo amin'ny vidiny mirary dia mirary👌.
Misy arrivages betsaka manomboka rahampitso sady sahazan'ny tsirairay.
Tonga dia misy afaka hoentina amin'ny Pâques koa anh🤭🤭.
Hisy ihany koa ny lots sy ny cadeaux maro isan-karazany😁.
Koa manasa antsika rehetra hanaraka tsy tapaka ny pejy!!
Afaka manantona mivantana ihany koa eo amin'ny boutique ❌Nofy❌, ampitan'ny Collège La Providence Antsirabe☺️.

Hello tout le monde☺️Amin'izao toetr'andro tsy tapa-kevitra izao, dia aleo manao kiraro mora diovina raha sendra avy tam...
14/01/2025

Hello tout le monde☺️

Amin'izao toetr'andro tsy tapa-kevitra izao, dia aleo manao kiraro mora diovina raha sendra avy tampoka ny orana🤭
Nike sb couleur verte sy noire dispo , sady amin'ny vidiny mirary ❌55000ar❌

Lieu: Antsirabe
Mp avy hatrany🥳


Bonne année à tous🥳😊Arrivages 2025🎉🎉  jupes longues très tendances à 35000ar seulement👌 .Couleurs et modèles dispo sur l...
02/01/2025

Bonne année à tous🥳😊

Arrivages 2025🎉🎉 jupes longues très tendances à 35000ar seulement👌 .
Couleurs et modèles dispo sur les photos.
Venez directement en MP.
Lieu : Antsirabe

Afin de sentir bon pendant toute la journée, surtout par cette chaleur, choississez les parfums huiles.Vous pouvez les e...
20/12/2024

Afin de sentir bon pendant toute la journée, surtout par cette chaleur, choississez les parfums huiles.
Vous pouvez les emporter partout avec vous et tout le temps puisqu'ils sont faciles à transporter.
Ils sont à seulement 12000ar ou 60000fmg.
-la petite robe noire
-lady million
-l'irresistible givenchy
-choco vanilla
-la nuit trésor
-black o***m
Venez directement en MP

Lieu : Antsirabe

Nos bandeaux sont enfin disponibles🥳🥳.Optez pour un accessoire simple et facile à mettre pour mettre en valeur vos cheve...
20/12/2024

Nos bandeaux sont enfin disponibles🥳🥳.
Optez pour un accessoire simple et facile à mettre pour mettre en valeur vos cheveux.
Et c'est seulement à 5000Ar ou 25000fmg.
Couleur restante : blanc
Venez directement en MP
Lieu : Antsirabe

Hello hello😊L'escale de Noël à l'Elysium Plaza commence aujourd'hui, nous vous attendons au stand EL3.Divers articles so...
20/12/2024

Hello hello😊
L'escale de Noël à l'Elysium Plaza commence aujourd'hui, nous vous attendons au stand EL3.
Divers articles sont disponibles à prix très abordables.
Venez nombreux!!😊😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nofy MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share