09/08/2026
๐ช๐ช ๐๐๐๐๐๐๐๐ - Mapatanjaka sy mitondra hery
--
Ny Shilajit dia mitondra hery sy manamafy izany aminโny vatana noho ireo mineraly ao aminy, toy ny fer, magnรฉsium, potassium ary zinc, ary koa ny acide fulvique.
--
๐๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐จ ๐๐ณ๐ฒ ๐๐ข๐ :
โ
Manampy aminโny famerenana ny tanjaka ara-batana aorianโny ezaka na fanatanjahan-tena.
โ
Manampy aminโny fanatsarana ny fiasanโny saina (mรฉmoire) sy ny hery fiarovanโny vatana.
โ
Manampy aminโny fanatsarana ny hormone, indrindra ny testostรฉrone aminโny lehilahy.
โ
Manampy aminโny fampihenana ny stress oxydatif, ka manampy @ fampihenana ny sela vokatry ny fahanterana.
--
๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐๐?
Makร shilajit eo aminโny 1 sotrokely, ary levony ao anaty rano matimaty na ronono mafana. Sotroina alohan'ny isakafohanana.
--
๐๐๐๐ฟ๐๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ผ๐ (30 g) ๐ฏ
--
Manao livraison ary mandefa amin'ny faritra