Fyh kely

Fyh kely Let everything that has breath praise the Lord✝💗
PSALM 150:6📜💌

Robe maxi 😍Tissu fibraneTaille standard
03/02/2026

Robe maxi 😍
Tissu fibrane
Taille standard

Zoma :- Allo !- Allo chéri ! Ca va ve ialahy ?- Ca va akia Malala a !- Fa ahoana akia ?- Afaka mihaona ve isika rahampit...
09/01/2026

Zoma :
- Allo !
- Allo chéri ! Ca va ve ialahy ?
- Ca va akia Malala a !
- Fa ahoana akia ?
- Afaka mihaona ve isika rahampitso sabotsy ?
- Oh ! Azafady akia fa tsy afaka aho a ! Hanao mariazy tampoka mantsy ny cousine-ko dia nindraminy aho hanao « demoiselle d’honneur » ! Aleo lesy amin’ny manaraka ! Izany an ? 😀
- Izany ve ? Nefa saika hiteny amindry aho hoe andao hiaraka any Behoririna hividy Iphone atao cadeau d'anniversaire ho ndry fa izaho mantsy tsy mbola nanome tamin'ny farany teo ! Bye bye aza fa amin'ny manaraka e ! Bisous... Bip bip bip
Sabotsy maraina :
- Toc toc toc !
- Mandroso ô !
- Bonjour chéri ! En forme ve ndry e ? Izaho ve mahazo mijanona miaraka amin’ialahy foana androany dia amin’ny lahady hariva mody ?
- Bonjour Chérie ! En forme tsara ka ! Fa angaha moa indry tsy namonjy mariazy indray androany ?
- Shhhh ! Ialahy koa lesy tsy mahay sangisangy ka ! Mba mivazivazy aho fa tsy misy izany mariazy izany akory anie e ! Amin’ny firy isika no handeha ?
- An ? Izaho koa anie mba nisangisangy tamindry fotsiny e ! Aiza akia ny ahitako vola hividianana Iphone eo ? Ny ahy aza fozakey ity ! 😂😂😂

Indrana!!

Lunette à partir de 10000ar💝
08/01/2026

Lunette à partir de 10000ar💝

Lunettes tendances pour hommes et femmes 👓💝Prix:10000ArMp❤️Manao livraison,mandefa amin'ny faritra ihany koa
07/01/2026

Lunettes tendances pour hommes et femmes 👓💝

Prix:10000Ar

Mp❤️
Manao livraison,mandefa amin'ny faritra ihany koa

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fyh kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share