DM- Bibliothek

DM- Bibliothek DeutschKurs Madagaskar

1000 Orte mit PräpositionenWo? Wohin? Woher?  22 pages afaka manampy anao betsaka.Alefaso mp ny hoe: « 3W » dia homena i...
07/03/2026

1000 Orte mit Präpositionen
Wo? Wohin? Woher?
22 pages afaka manampy anao betsaka.
Alefaso mp ny hoe: « 3W » dia homena ilay izy.

29/12/2025

Je fête mes 1 an chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

29/12/2025
17/12/2025
03/12/2025
03/12/2025

NY MAHA SAMI-HAFA NY:
“absolut” sy ny “absolument / tout à fait”

➡️AMIN’NY ANKAMPOBENY DIA MITOVY NY HOE: «Absolument/ tout à fait 🇫🇷» sy ny hoe: «Absolut 🇩🇪»
Fa amin’ny Allemand dia miankina amin’ny «CONTEXTE » ihany satria ny Allemand dia manana SYNONYME betsaka rehefa hampiasa fanamisan-kevitra toy ny an’i Frantsay hoe: «Absolument na tout à fait »

:

✅ 1. Rehefa manamafy hevitra:

- 🇫🇷😗 C’est «absolument » faux.
- 🇩🇪😗 Das ist «absolut » falsch.

👉 Mitovy izy ireo eto (absolut = absolument)

✅ 2. Rehefa haneho fankatoavana (confirmation):

- 🇫🇷😗 Oui, «tout à fait ! »
- 🇩🇪😗 Ja, «ganz genau! » na «auf jeden Fall !»

👉 Eto, izy tsy "absolut" no fampiasaina amin’ny Allemand , fa "ganz genau".

✅ 3. Rehefa milaza fahavitan-javatra tanteraka (totalité):

- 🇫🇷 😗 Il est «tout à fait » guéri.
- 🇩🇪 😗 Er ist «vollständig » gesund.

👉 Eto ihany koa tsy "absolut" no nampiasaina , fa "vollständig" .

✅ 4. Rehefa milaza fihetseham-po:

- 🇫🇷 😗 Elle est « absolument ravie ».
- 🇩🇪 😗 Sie ist « absolut begeistert ».

👉 Azo ampiasaina ny « absolut » amin’ny fihetseham-po.
————————————————————
Raha tinao ny hanohizana ny lesona toy izao, dia aza adino ny mitsindry ilay 👆hanarahanao ny lesona manaraka. Aza adino ny mizara sy manasa ireo namanao.

👉Ity no tena zava-dehibe raha hanomana hoavy mamiratra any Allemagne 🇩🇪
https://www.facebook.com/share/17YMNJaic7/?mibextid=wwXIfr

#

Die Grammatik für Anfänger A1-A2  PDF_52pages 👉 mit lösungAlefaso mp ny hoe „DK“ dia homenay anao amin’ny WhatsApp ila...
15/09/2025

Die Grammatik für Anfänger A1-A2
PDF_52pages 👉 mit lösung

Alefaso mp ny hoe „DK“ dia homenay anao amin’ny WhatsApp ilay izy tompoko!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DM- Bibliothek posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category