12/06/2026
✨ COFFRET CENTELLA ASIATICA - SOIN VISAGE COMPLET ✨
Natokana ho an'ny peau sensible, acnéique, grasse ary mixte.
💰Prix : 55.000 Ar
🧴 Ahitana produits 6 :
✅Nettoyant visage – Manadio loto sy menaka
✅ Toner – mampifandanja ny rano sy menaka amin'ny tarehy, ary manenjana ny mason-koditra
✅Lotion – manome hydration ny hoditra.
✅Sérum – ny hery mpanafika mivantana ny fototry ny mony ary mampanjaka ny hazavan'ny tarehy.
✅ Crème visage – Manalefaka, mamahana ny hodi-tava, ary miaro azy amin'ny ririnina na herin'ny andro.
✅Eye cream – mampihena ny cernes, ny poches ary ny ride eo ambanin'ny maso
🌿 Ny vokatra ho hita eo amin'ny tarehinao:
✨Mihena sy maty tsikelikely ny mony ary milamina ny menaka be loatra.
✨Mihamazava sy levona ny tasy mainty na marika sisa navelan'ny mony.
✨Mampitony ny hoditra mora mena sy mora sosotra
✨Manampy amin'ny fanarenana ny hoditra simba
✨Lasa madio, malama, ary miverina mitsimoka tsara ny hodi-tava (effet "Glass Skin").
💰Prix : 55.000 Ar
📞 Hanafatra avy hatrany : 032 92 210 01
Aza tara fa efa vitsivitsy ny stock. Alaivo ny anao sao tsy mahazo eo ntsony