Bébé Bis

Bébé Bis 😍Des habits stylés pour des minis à croquer😍

21/05/2026

Mafy ny fisarahana 😔 fa mamy be koa ilay mifankahita voalohany e😍
Nisy efa niaina an’izao ve? Mba tantarao hoe ❤️

Hafakely 😳 Jereo-nareo fa vao 8 volana monja izy dia efa mahatratra 17 kilao. Ny zàzà anareo koa ve bolangina kely? 🥰
20/05/2026

Hafakely 😳 Jereo-nareo fa vao 8 volana monja izy dia efa mahatratra 17 kilao. Ny zàzà anareo koa ve bolangina kely? 🥰

19/05/2026

Alefaso ny coeur maman an 😍❤️ Mamy kely ery 🥰

19/05/2026

Henoy anie e 😍 Ho tontolo mahafinaritra anie ny androany ❤️

Raketo an-tsary maman fa vetivety anie io zàzà io dia lehibe e 😍 Idées de photo hafa kely indray ary e🥰 Iza no tianao? ❤...
18/05/2026

Raketo an-tsary maman fa vetivety anie io zàzà io dia lehibe e 😍 Idées de photo hafa kely indray ary e🥰 Iza no tianao? ❤️ Bébé Bis

18/05/2026

Hibedy ianao maman sa hihomehy?? 😅 Fa mamy foana anie e😍 Bébé Bis

18/05/2026

Jereo nareo anie ito matito kely ito e 😍 Ny zàzà anareo koa ve manana volo tahaka izao? Dia inona no soins tsara atao? ❤️
Bébé Bis

15/05/2026

Ary raha mampitovy indray maman sy bandikely e? 😍
Mamiiiy ❤️
Bébé Bis

15/05/2026

Masiso anie izany e😍 Ny anareo koa ve ny sipakely jejo be? ❤

Off shoulder en velour et jupe jean 😍Taille 0- 6 mois12.000 Ar Mp pour réserver 📩Bébé Bis
14/05/2026

Off shoulder en velour et jupe jean 😍
Taille 0- 6 mois
12.000 Ar
Mp pour réserver 📩
Bébé Bis

Des hauts toujours à mini prix 🥰7.000 Ar l'un ❗❗20.000 Ar pour un lot de 3 pièces au choix ❗❗Mp directement➡️
13/02/2025

Des hauts toujours à mini prix 🥰
7.000 Ar l'un
❗❗20.000 Ar pour un lot de 3 pièces au choix ❗❗
Mp directement➡️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bébé Bis posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share