Tsotra Kely

Tsotra Kely Modèles de blousons personnalisés et satisfaction client au cœur de notre engagement.🪡🧥

Uniquement sur commande📩
Livraison partout🚴🏻

Miarahaba eh 🎉Alatsinainy indray ny Andro, ity misy blouson cuir mihaja kely hoantsika lehilahy 😁Tsy voatery hoe mainty ...
13/07/2026

Miarahaba eh 🎉

Alatsinainy indray ny Andro, ity misy blouson cuir mihaja kely hoantsika lehilahy 😁

Tsy voatery hoe mainty foana anh... Fa afaka misafidy couleur koa ianareo raha anao commande 😉

Sur commande foana 🛒 dispo taille rehetra na koa hoe anao sur mesure ianao

Izay maka roa (2) dia misy fihenam-bidy




Hello 🥳Tovovavy tia manao manjamanja ve ianao? Tia fiankajo somary mihaja kely ireny ?Natao ho anao ity modèle blouson c...
12/07/2026

Hello 🥳

Tovovavy tia manao manjamanja ve ianao?
Tia fiankajo somary mihaja kely ireny ?

Natao ho anao ity modèle blouson cuir mamy kely ity 🥰

Ka aza tara ary manao commande oh🛍️

Tongava ao amin'ny hafatra miafina na antsoy ny laharana 038 60 774 55 raha vonona anao commande ianao 🫶🏽

Dispo couleur sy taille anh sady manao sur mesure koa izahay 😉

Izay mividy roa (2) mihoatra omena fienam-bidy




Miarahaba harivariva eh 😁Iza indray ilay namantsika somary tia zavatra mihajahaja iny?Hatolotray anao ity eh 🥰 Sur comma...
11/07/2026

Miarahaba harivariva eh 😁

Iza indray ilay namantsika somary tia zavatra mihajahaja iny?

Hatolotray anao ity eh 🥰

Sur commande foana ny anay anh 🛍️ tongava ao amin'ny hafatra miafina raha anao commande ianao na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55

Hoan'izay mividy roa (2) kosa dia misy fihenam-bidy hatolotray hoanreo




Miarahaba eh 🤩Tia style Rock ve ianao? Mety aminao ity Perfecto ity noho sady ilay tena mafana tsara anh 🥵 noho mbola vr...
10/07/2026

Miarahaba eh 🤩

Tia style Rock ve ianao?

Mety aminao ity Perfecto ity noho sady ilay tena mafana tsara anh 🥵 noho mbola vrai cuir ihany koa🔥

Ka aza misalasala aza manao commande ianao raha vonona anao commande tompoko 🛍️

Disponible taille rehetra ary manao sur mesure ihany koa izahay anh 🥰

Raha anao réservation ianao dia midira hafatra miafina na antsoy ny laharana 038 60 774 55




Hello les filles 🤩Efa tena mangatsika ny andro eh? 😁 Yeh, efa tena mangatsiaka mihintsy . Ity indray ary misy modèle vao...
09/07/2026

Hello les filles 🤩

Efa tena mangatsika ny andro eh? 😁

Yeh, efa tena mangatsiaka mihintsy . Ity indray ary misy modèle vaovao eh ✨Perfecto en cuir sur commande

Oui sur commande foana ny anay anh 🛒 tongava ao amin'ny hafatra miafina raha vonona anao commande ianao na antsoy ny laharana 038 60 774 55

Raha mividy roa (2) kosa dia misy réduction kely na inona na inona modèle mety aminao 🥰




Salama eee✨Somary manerikerika ny andro no sady mangatsiaka eny ambony moto eny 🥶 Oui, ity misy solution omena anao raha...
08/07/2026

Salama eee✨

Somary manerikerika ny andro no sady mangatsiaka eny ambony moto eny 🥶

Oui, ity misy solution omena anao raha lehilahy ianao

Blouson en cuir miaraka amin'ny capuche. 👔 (Tena cuir)

Aza tara ary manao commande eh ✨sur commande foana ny anay anh 🛒

Raha maka roa (2) ny mihoatra dia misy réduction

Tongava ao amin'ny hafatra miafina tompoko 📩 na antsoy ny laharana 038 60 774 55




Yeah 😁Miarahaba eh, eny eh na manomboka mangatsiaka aza ny andro dia omenay foana ihany ity gilet cuir vaovao be ity ✨Di...
07/07/2026

Yeah 😁

Miarahaba eh, eny eh na manomboka mangatsiaka aza ny andro dia omenay foana ihany ity gilet cuir vaovao be ity ✨

Disponible sur commande foana ny anay anh 🛒 dia raha vonona anao commande ianareo dia tongava ao amin'ny hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55.

Raha toa kosa ianao mitady blouson en cuir dia ao ambanibany page ao misy modèle maromaro.🥰




Salama eh 😁Blouson cuir fotsifotsy indray ary ity eh ✨oui tena mivoaka ohatran'izao mihintsy anh 🥰 Cuir tena cuir no amp...
04/07/2026

Salama eh 😁

Blouson cuir fotsifotsy indray ary ity eh ✨oui tena mivoaka ohatran'izao mihintsy anh 🥰 Cuir tena cuir no ampiasainay

Koa aza adino manao commande tompoko 🛒

Izay manka roa (2) mihoatra mahazo réduction ✨




Miarahaba oh✨Ity ary ilay lamaody be eh ❤️🥰Oui, Cuir véritable foana ny cuir ampiasaina, afaka tester-ntsika tsara rehef...
03/07/2026

Miarahaba oh✨

Ity ary ilay lamaody be eh ❤️

🥰Oui, Cuir véritable foana ny cuir ampiasaina, afaka tester-ntsika tsara rehefa vita

Disponible pour taille : S, M, L, XL , 2XL🪡

Izay mividy roa (2) mihoatra mahazo fienam-bidy 🥰

Tongava Message Privé (MP) raha anao commande tompoko na antsoy ny numéro 038 60 774 55




Address

Ambohibao Antehiroka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsotra Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share