Ny Aiko store

Ny Aiko store ๐Ÿ›๏ธ Boutique en ligne ร  Madagascar

โค๏ธ๐Ÿฅฐ
12/09/2026

โค๏ธ๐Ÿฅฐ

10/09/2026
โœจ HAINGANA SY MORA NO VETIVETY! โœจTe hanana volo olioly tsara tarehy sy matihanina ve ianao nefa tsy te ho reraka any ami...
29/08/2026

โœจ HAINGANA SY MORA NO VETIVETY! โœจ

Te hanana volo olioly tsara tarehy sy matihanina ve ianao nefa tsy te ho reraka any amin'ny salon?๐Ÿ’‡โ€โ™€๏ธ
โœจ Inty ny Boucleur Automatique faingana sy mora ampiasaina indrindra!
Tsy mandany fotoana, tsy mandoro tanana, ary mety tsara ho an'ny rehetra. ๐Ÿฅฐ
Misy loko maromaro azo isafidianana (fotsy, mavokely, volomparasy).

๐Ÿ’ต Vidiny: 28.000 Ar fotsiny dia efa mihaingo tsara sy manjabe ianao! ๐Ÿคฉ๐ŸŽ *

Kely sisa ny tahiry ka manatรฒna haingana ary รด! ๐Ÿ‘‡๐Ÿ“ž Contact zay mivantana: 038 41 602 26
Afaka mandefa hafatra miafina (MP) ihany koa raha misy fanontaniana.
Maika ary fa sao lany! ๐Ÿƒโ€โ™€๏ธ๐Ÿ’จ

โœจ CHAUFFE-CIRE ร‰PILATOIRE 3-en-1 โœจ๐Ÿ‘‰ KIT COMPLET POUR UNE ร‰PILATION PARFAITE ร€ LA MAISON ! ๐Ÿ‘ˆMila vahaolana ara-ekonomika ...
28/08/2026

โœจ CHAUFFE-CIRE ร‰PILATOIRE 3-en-1 โœจ
๐Ÿ‘‰ KIT COMPLET POUR UNE ร‰PILATION PARFAITE ร€ LA MAISON ! ๐Ÿ‘ˆ
Mila vahaolana ara-ekonomika ho an'ny hoditra malama tsara ve ianao? Ity ny vahaolana tsara indrindra ho anao! ๐Ÿ˜๐ŸŽฏ
INONA NY TOMBONY?
โœ… Kit feno: Ahitana chauffe-cire, cire en grains 50g ary spatules 5 hazo.
โœ… Mora ampiasaina: Afaka manao รฉpilation madio tsara any an-trano amin'ny fotoana rehetra.
โœ… Efficace: Manala ny volo hatreny amin'ny faka ary miaro ny hoditra.
๐ŸŒŸ Ny vokatra azo:
๐Ÿ”น Fanahana mora
๐Ÿ”น ร‰pilation madio
๐Ÿ”น Hoditra malama

๐Ÿ’ฐ VIDINY TSARA: 30 000 Ariary monja! ๐Ÿ’ธ

๐Ÿšš LIVRAISON: Mandefa amin'ny faritra rehetra maneran an'i Madagasikara! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐Ÿ“ž CONTACT:๐Ÿ“ฑ 038 41 602 26 (Antsoy na mandefa hafatara / SMS / WhatsApp)โšก MAIKA, TSIDIHO NA HANAO FANAFARANA FA VOAFETRA NY ENTANA! ๐Ÿ›’๐Ÿƒโ€โ™‚๏ธ

๐Ÿ”ฅ PROMO BE ! BROSSE SOUFFLANTE 5 EN 1 HOT AIR STYLER ! ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฐ Vidiny manokana (Prix Promo) :๐Ÿ“‰ 35.000 Ar monja fa tsy 50.000 ...
25/08/2026

๐Ÿ”ฅ PROMO BE ! BROSSE SOUFFLANTE 5 EN 1 HOT AIR STYLER ! ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ’ฐ Vidiny manokana (Prix Promo) :๐Ÿ“‰ 35.000 Ar monja fa tsy 50.000 Ar intsony!

Te hanao taovolo tsara tarehy sy tonga lafatra foana ve ianao nefa tsy mila mandany fotoana any amin'ny salon? Izao no vahaolana ho anao! ๐Ÿ’‡โ€โ™€๏ธ
โœจIty misy fitaovana feno sy matanjaka (1000 Watt) hanampy anao amin'ny fikarakarana ny volonao isan'andro:
๐Ÿ“Œ Caractรฉristiques:
๐Ÿ’จ Fanamainana volo haingana: Maina vetivety ny volo aorian'ny fandroana.
๐Ÿชฎ Fandambasana tsara sy lissage tonga lafatra: Malama tsara sy tsy misy mivonany.
๐ŸŒ€ Famolavolana boucle sy volume: Manome bika tsara sy volume tsara tarehy.
โšก Hery lehibe 1000W: Matanjaka tsara nefa miaro ny volo tsy ho simba.
๐ŸŽ Aparajy 5 ao anatin'ny iray: Mora soloina araka ny taovolo tiana hatao.
โœ… Fahasalamana sy maharitra ho an'ny volonao.

๐Ÿšš Fanaterana (Livraison) :๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Afaka alefa manerana an'i Madagasikara!
๐Ÿ“ž Raha hanafatra na hividy :๐Ÿ‘‰ Antsoy mivantana ny laharana: 038 41 602 26๐Ÿ“ฉ Na mandefa hafatra miafina (MP) avy hatrany!
"Volonao tsara, matoky tena ianao! โค๏ธ"

โœจ FER ร€ BOUCLER PROFESSIONNEL REMILNGTON  โœจHo antsika te hanao boucle na wavy tsara tarehy sy maharitra amin'ny volo! ๐Ÿ’โ€...
25/08/2026

โœจ FER ร€ BOUCLER PROFESSIONNEL REMILNGTON โœจ
Ho antsika te hanao boucle na wavy tsara tarehy sy maharitra amin'ny volo! ๐Ÿ’โ€โ™€๏ธโœจ

๐Ÿ”ด Ny mampiavaka azy :
โœ… Tena mamay tsara : Mahatratra 180ยฐC hatramin'ny 210ยฐC ny hafanany, tsy mandany fotoana.
โœ… Mora ampiasaina : Endrika conique (curling stick) mampitovy tantana ny boucle.
โœ… Kalitao avo lenta : Mety amin'ny karazana volo rehetra, miaro sy tsy manimba volo.
โœ… Vaovao sous carton : Tahaka ny hita amin'ny sary.

๐Ÿ’ถ Vidiny : 28 000 Ariary ihany! ๐Ÿ˜ฎ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿšš Livraison : Afaka alefa manerana an'i Madagasikara (Partout ร  Madagascar).
๐Ÿ“ž Raha hanafatra (Contact) : 038 416 0226
(Na mandefa hafatra mivantana amin'ny MP)

Tongava manafatra fa tsy hanenina ianao! ๐Ÿ‘‘๐Ÿ’‡โ€โ™€๏ธ

๐Ÿฅค MINI BLENDER PORTABLE RECHARGEABLE 2 EN 1 ๐ŸฅคMora entina, maivana, ary afaka manao jus na smoothie matsiro tsara amin'ny...
25/08/2026

๐Ÿฅค MINI BLENDER PORTABLE RECHARGEABLE 2 EN 1 ๐Ÿฅค
Mora entina, maivana, ary afaka manao jus na smoothie matsiro tsara amin'ny fotoana rehetra! ๐ŸŽ‰ Ahitana gourde fanampiny iray ihany koa hiarahana aminy ๐ŸŽ’๐Ÿน.
**โœจ Ireo toetrany (Caractรฉristiques) :**
- ๐Ÿ”‹ **Rechargeable amin'ny USB** : Afaka mamaly azy amin'ny finday, powerbank, na ao anaty fiara. Tsy mila herinaratra mivantana rehefa mampiasa azy.
- ๐Ÿ“ **Hakingana sy hery** : Mixer-na ao anaty segondra vitsy monja ireo voankazo, legioma, na glaรงons.
- ๐Ÿฅค **Bika mety tsara** : Paoma iray, akondro, na smoothie... ento miaraka aminao any am-piasana, any amin'ny gym, na rehefa mitsangantsangana.
- ๐Ÿงผ **Mora voadio** : Sasana amin'ny rano sy savony fotsiny dia madio ho azy.

**๐Ÿ’ฐ Vidiny :** 30 000 Ar monja!**๐Ÿšš Fanaterana :** Misy fandefasana (Livraison) manerana an'i Madagasikara ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ.**๐Ÿ“ž Fifandraisana (Contact) :** 038 41 602 26 (Afaka miantso mivantana na mandefa hafatra).
Maika vao lany ny tahiry! Mp mivantana raha hanafatra ๐Ÿ“ฅ.

๐ŸŒŸ KIT COIFFURE COMPLET 12 EN 1 AZO AMPIASAINA INSTANTANร‰ ! ๐ŸŒŸAfaka manao coiffure matihanina any an-trano sady mitsitsy f...
25/08/2026

๐ŸŒŸ KIT COIFFURE COMPLET 12 EN 1 AZO AMPIASAINA INSTANTANร‰ ! ๐ŸŒŸ

Afaka manao coiffure matihanina any an-trano sady mitsitsy fotoana sy vola ! Mety tsara ho anao te ho tsara tarehy foana isanโ€™andro na koa ho an'ireo izay manao salon de coiffure ๐Ÿ’‡โ€โ™€๏ธ
โœจInona avy ireo kojakoja ao anatiny ? (Izy rehetra mitambatra
- ๐Ÿ’จ **Sรจche-cheveux matanjaka :** Maina haingana ny volo sady miaro azy tsy ho simba.
- ๐Ÿ‘ฉโ€๐“ฑ• **Fer ร  lisser (Lisseur) :** Manasoroka sy mampalambo tsara ny volo.
- ๐ŸŒ€ **Fer ร  boucler (Boucleur) :** Ho an'ireo te hanao "boucles" tsara tarehy.
- ๐Ÿงด **Diffuseur sy Embouts :** Mba hizaran'ny hafanana tsara sy hamolavolana ny volo.
- ๐Ÿชฎ **Peignes sy Pinces samihafa :** Manamora ny fihogoana sy ny fizarana ny volo mandritra ny fihosana.
- ๐Ÿ’… **Kit Manucure feno :** Kojakoja fikarakarana hoho ho an'ny tanana sy tongotra.

๐Ÿ”ฅ **TENA EDY BE !**๐Ÿ’ฐ **Prix :** 54.000 Ar fotsiny ihany izy REHETRA mitambatra ireo ! ๐Ÿ˜ฑ

๐Ÿ“ฆ *Misy "Livraison" miala eto Antananarivo.*

**Raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny, tonga dia afaka miantso mivantana :
๐Ÿ“ž **Contact :** 038 41 602 26

*Aza tara fa malaky lany ny "stock" ! Laharan'ny finday misokatra foana handraisana ny tinareo.* ๐Ÿƒโ€โ™€๏ธ๐Ÿ’จ

๐Ÿ”ฅ POWER BANK ORAIMAB 20 000 mAh ! ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ˜ฑ Aza manahy intsony fa ity ny vahaolana ho anao ! Power bank matanjaka tsara, hiarov...
21/08/2026

๐Ÿ”ฅ POWER BANK ORAIMAB 20 000 mAh ! ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ˜ฑ Aza manahy intsony fa ity ny vahaolana ho anao ! Power bank matanjaka tsara, hiarovana ny findainao tsy ho lany vato mihitsy. ๐Ÿ˜‰

Ny mampiavaka azy :

๐Ÿ”‹ 20 000 mAh : Mahazaka tsara sy maharitra.

๐Ÿ“Š Misy indicator : Hahitanao ny isan-jaton'ny vato sisa (25%, 50%, 75%, 100%).

โœจ Bika tsara tarehy : Haingon-dafy misy sarina afo tena kanto.

Tolotra miavaka :

๐Ÿ’ฐ Vidiny : 20 000 Ar monja ! ๐Ÿ˜ฑ

๐Ÿ“ฆ Livraison : Afaka aterina manerana an'i Madagasikara (Partout am Madagascar).

Mba hanafatra ary :

๐Ÿ“ž Contact : 038 41 602 26

Haingana fa voafetra ny entana ! ๐Ÿƒโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ’จ

๐Ÿ’ˆ **TONDEUSE PROFESSIONNEL QIRUI (Rรฉf: QR-8918)** ๐Ÿ’ˆMbola vaovao tsara, sous carton ho anao te hianety ao an-trano na ham...
21/08/2026

๐Ÿ’ˆ **TONDEUSE PROFESSIONNEL QIRUI (Rรฉf: QR-8918)** ๐Ÿ’ˆ

Mbola vaovao tsara, sous carton ho anao te hianety ao an-trano na hampiasaina amin'ny salon de coiffure!

โœ… **Matanjaka sy mateza :** Tsy mora mivadika na ho simba, natao hahazaka asa ela (Super powerful).
โœ… **Maranitra tsara :** Lame tsara kalitao, tsy mora d***o ary tsy mampalailay hoditra.
โœ… **Tsy mi-chauffe :** Azo ampiasaina tsara na dia maharitra aza ny fotoana hiasana aminy.
โœ… **Tena mangina :** Tsy mitabataba be rehefa miasa (Super quiet).
โœ… **Tariby lava tsara :** Mampiadana sy malalaka tsara ny fihetsika.

๐Ÿ“ฆ **Accessoires complet ao anatiny :**Peigne (Peine), Ciseaux (Hety), Sabots 4 samihafa (3mm, 6mm, 9mm, 12mm), Huile fikojakojana, ary borosy kely fanadiovana.

๐Ÿ’ฐ **Vidiny tena mora :** 35.000 Ar ihany!๐Ÿšš

**Livraison :** Afaka mandefa amin'ny toerana rehetra manerana an'i Madagascar izahay (Tana sy Province).

๐Ÿ“ฒ **Raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny :**Ndao hiditra MP avy hatrany na miantso ny laharana ๐Ÿ“ž **038 41 602 26**

Address

--+(
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Aiko store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share