10/04/2025
"Starter pack-n'ny mpivarotra kojakoja ho an'ny zazakely : le pro des mini clients exigeants ! 👶🍼"
Tétines sucettes de qualité 🥰 OK
Biberons miloko mamirapiratra ? OK 🌈
Attaches tétines misy anaran-jaza, na dia lava be oe "Andrianampoinimerina" aza ? Tsy maninona, fa ataonay foana 😂😂. ✍️
Téléphone efa 2% batterie fa mbola mandray commande ? Izay mihitsy, tsy maintsy mi-répondre haingana. 📱⚡
Kitapo fanaovana livraison afaka miatrika orana sy masoandro ? Efa vonona amin'ny mission rehetra. 🎒🌦️
Bloc note fandraisana ny commande-nao 🥰. 📚📝