09/06/2026
MANGATSIAKA VE NY ZANAKAO? 🥶🐼
Arovy amin'ny ririnina ny zanakao!
Efa tena mangatsiaka ny andro! ❄️
Aza avela hangatsiaka ny zanakao. Ity pataloha Panda malefaka sy mafana ity no vahaolana tonga lafatra.
Feno volony ao anatiny, miaro tsara amin'ny hatsiaka.
Mahazo aina sy mahafatifaty! 😍
Aza miandry ela! Lany haingana!
Alefaso MP mba hahazoana ny anao.
Ataovy mafana sy sambatra ny zanakao amin'ity ririnina ity! ❤️