Chez yrielah

Chez yrielah πŸ€π‘΄π’‚π’π’‚π’”π’‚ 𝒂𝒏𝒂𝒐 π’‰π’‚π’π’‚π’“π’‚π’Œπ’‚ π’π’š π’‘π’†π’‹π’š πŸ–€

π‘ͺπ’π’Šπ’’π’–π’†π’›_𝒐 π’Šπ’ 𝒋'π’‚π’Šπ’Žπ’† π’‚π’Žπ’ƒπ’‚π’π’š π’Šπ’ πŸ‘‡πŸ’

🌿 Fripperie amin'ny vidiny mirary 🌿
(2)

12/07/2026

Bonjour nareo! mbola ao daholo ve nareo?
Ho asiana lalao ndray ve sa aona?

07/03/2026

Avec Zou Mi – J’ai une sΓ©rie en cours ! Je suis super fan depuis 9 mois d’affilΓ©e. πŸŽ‰

26/09/2025
Salama daholo e!!πŸ–οΈ ela2 aho tsy tato oh?πŸ₯° Ndao lu ary asina prΓ©sence kely raha mbola ato nareo e....!πŸ’—πŸ₯°
22/09/2025

Salama daholo e!!πŸ–οΈ ela2 aho tsy tato oh?πŸ₯°
Ndao lu ary asina prΓ©sence kely raha mbola ato nareo e....!πŸ’—πŸ₯°

21/09/2025

Mention spΓ©ciale Γ  mes nouveaux(elles) super fans ! RA EL, Ifalianiaina Tatamo, Tolojanahary Raharinjatovo

24/08/2025

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers ! Aina Annie, Claude

16/08/2025

🌴 Efa hainareo ve maman lay gommage mapody vady nisitakaπŸ˜…

Mahagaga tokoa fa rehefa misy ady na fifamaliana Kely foana eo amin'ny samy mpifankatia vao mihetsiketsika manao manjamanja maman.

Tsy aleo ve mba manao manjamanja foana e, ity misy fika kely akotran'izay efa nozarainay hatrizay teto amin'ny pejy.

ZAVATRA ILAINA
🌴 colgate
🌴 voatabia
Ireo dia manome toky , itazona fahamanjanao, sy ny fahatanoranao lalandava e

FOMBA FAMPIASANA AZY
Mixena miaraka reo ,tsy atao be colgate be an, iny no hosorana am tarehy.

Ajanona 15min dia kobanina tsara aveo

Afaka atao isanandro
Manala
🌴 kentrona ,
🌴panda
🌴Mony
🌴 point noir
🌴 mapiverina hoditavanao Tanora lalandava

Afaka avadika baume hoan'ny tarehy koa io Dia tehirizina, alefakob eto fomba fanaovana azy Raha mahaliana anareo rahariva

Mazotoa daholo maman a, de partageo any amin'ny groupe hafa any mba samy ahita.

Mba hanaranao ny fizarΓ na mahasoa eto amin'ny pejy hatrany dia de asio abonnΓ©o page tsika,,

16/08/2025

🀣🀣

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez yrielah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share