Manjakely

Manjakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manjakely, Shopping & retail, Sarobidynyravaka@gmail. com, Antananarivo.

Vente de Divers articles aux meilleurs prix ☺️💗:

Possibilité de faire sur commande, n'hésitez pas à me contacter ❤️☺️

ANTANANARIVO, AMPITATAFIKA MADAGASIKARA

034 45 202 21 (Mamy Nantenaina)

🖐️❤️Tongasoa eto amin'ny Pejy 😘💗

🫴🫱‍🫲VENTE FLASH 🫱‍🫲🤏Izay JP voalohany no mahazo azy fa 3 pieces sisa an 🥳😍10.000 Ar izy 3 🫣😳😳😳Mora be eh ???🫢Ka satria e...
23/05/2026

🫴🫱‍🫲VENTE FLASH 🫱‍🫲🤏

Izay JP voalohany no mahazo azy fa 3 pieces sisa an 🥳😍

10.000 Ar izy 3 🫣😳😳😳

Mora be eh ???🫢

Ka satria efa atao cadeau ho anareo ilay prix

✨ Ary raha ny efitra fandraisam-bahininao no lasa toerana tian’ny rehetra ao an-trano indrindra? ✨Alaivo sary an-tsaina ...
23/05/2026

✨ Ary raha ny efitra fandraisam-bahininao no lasa toerana tian’ny rehetra ao an-trano indrindra? ✨
Alaivo sary an-tsaina hoe mody avy niasa ianao aorian’ny andro lava… 🛋️💫
Dia mahita ny salon-nao feno ireo coussin 6 tena chic, manampy hatsarana sy mahasoa amin’ny fotoana rehetra
✔ Style moderne
✔ Malefaka be rehefa kitihana
✔ Habe 35 × 35 cm
✔ Mora atambatra amin’ny haingon-trano rehetra
💥 OFFRE SPÉCIALE 💥
🔥 37 000 Ar fotsiny ny lot misy 6 housses 🔥
Eny… 6 housses amin’io vidiny io. Tsy vidin’ny gros akory io, fa fanomezana manokana natao ho anareo fotsiny, mba hahafahanareo manararaotra sy mahazo tombony raha tianareo hivarotana indray. Offre tena voafetra ho an’izao fotoana izao ihany izy ity.
🎨 Couleurs disponibles : Rose • Gris • Bleu • Marron • Orange • Vert sauge, rouge, jaune, vert pomme, blanc, noir
⚠ Quantité limitée selon disponibilité des tissus
📩 Commande en message privé avant rupture

❤️Raha mbola eto an tany aloha tsy misy ohatran I NENY  Ny fitiavany ahy tsy mba lany🥺❤️Tsy misy vidiny afaka mamaritra ...
19/05/2026

❤️Raha mbola eto an tany aloha tsy misy ohatran I NENY
Ny fitiavany ahy tsy mba lany🥺❤️

Tsy misy vidiny afaka mamaritra ny fitiavany sy ny sorona nataony izany😉sa tsy izany?

Izay no mahatonga anay namorona ity housse de coussin ity mba ho hatolotrao hoan Neny🎀🫶🏻
🔶◾TIAKO NENY◾🔶

Tissu : coton
Mesure : 45×45cm
Prix : 11.000 ariary ny paire au lieu de 15.000 ariary







18/05/2026

❤️Raha tojo ady mafy aho dia izao no ho tsaroko hoe Akaiky Mpamonjy Aho❤️

Manjakely & Mih Lamaody



❌4000 ariary daholo par pièces izay rehetra itanao amin sary ❌Raha maka 8 pièces et plus enao💁‍♀️💗dia hafa indray ny. Pr...
18/05/2026

❌4000 ariary daholo par pièces izay rehetra itanao amin sary ❌

Raha maka 8 pièces et plus enao💁‍♀️💗dia hafa indray ny. Prix any fa mbola milatsaka

Mora eh??? 💗
45x45 cm daholo ny refiny an💗🥰dia tsy misy bedibe ireo fa somary vitsivitsy ihany par modele

Dia hoan valin lalao farany iny an... Mbola misy olana kely amin'ny live an dia manao publication eto zah rehefa mety fa ef nanandrana foana fa manao erreur ilay avy aty aminay 💗

❌SOLDE❌nay 8000 ariary ny paire ❌2 pièces sisa no disponible amin ity❌Tissu occultant 💗... ( matevina tsara ny lambany)
13/05/2026

❌SOLDE❌nay 8000 ariary ny paire

❌2 pièces sisa no disponible amin ity❌

Tissu occultant 💗... ( matevina tsara ny lambany)

Waouh🥰💗...... Housse de coussin grisTena matevina zareo ny lamban ity an🥰Tena. Tsara tena. Hoe tsaraSolde tsika  foana a...
13/05/2026

Waouh🥰💗...... Housse de coussin gris
Tena matevina zareo ny lamban ity an🥰

Tena. Tsara tena. Hoe tsara
Solde tsika foana aloha an💗

Aza tara aza fa vitsivitsy 💗

🤫Housse de coussin gris mora be tissu:  lin🤫💗Dimension : 45x45 cm🙂Prix : 8 000 Ariary la paire (2 pièces)☺️🥰❌4 pièces ih...
11/05/2026

🤫Housse de coussin gris mora be
tissu: lin🤫💗
Dimension : 45x45 cm🙂
Prix : 8 000 Ariary la paire (2 pièces)☺️🥰

❌4 pièces ihany no disponible ❌




🤫Housse de coussin bleu mora be tissu:  lin🤫💗Dimension : 45x45 cm🙂Prix : 8 000 Ariary la paire (2 pièces)☺️🥰❌4 pièces ih...
11/05/2026

🤫Housse de coussin bleu mora be
tissu: lin🤫💗
Dimension : 45x45 cm🙂
Prix : 8 000 Ariary la paire (2 pièces)☺️🥰

❌4 pièces ihany no disponible ❌




🤫Housse de coussin fushia mora be tissu:  lin🤫💗Dimension : 45x45 cm🙂Prix : 8 000 Ariary la paire (2 pièces)☺️🥰❌4 pièces ...
11/05/2026

🤫Housse de coussin fushia mora be
tissu: lin🤫💗
Dimension : 45x45 cm🙂
Prix : 8 000 Ariary la paire (2 pièces)☺️🥰

❌4 pièces ihany no disponible ❌




Coucou 💗.... Ndao isika hiaraka iarahaba ❤️an ity admin iray ity❤️... Fa anniversaire any androany ❤️Ny Ravaka Sarobidy
10/05/2026

Coucou 💗.... Ndao isika hiaraka iarahaba ❤️an ity admin iray ity❤️... Fa anniversaire any androany ❤️
Ny Ravaka Sarobidy

Address

Sarobidynyravaka@gmail. Com
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manjakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share