01/10/2026
Zandry an 🙏🏻🥰 eto ah androany de te hisaotra te hankasitraka andry 🥰❤️❤️ teo fona ndry ho ahy indrindra tao anaty ny mafy na ny mora 🫶🥹 ka te hirariko ny soa sy ny tsara androany amin’izao androndry izao 🥰🙏🏻
Joyeux anniversaire ma petite sœur 🎊🥳
Ho tahin’Andriamanitra hatrany anie amze atao ❤️🫶 🙏🏻🙏🏻 ho Arahim-pitahiana sy fahasoavana anie sisa rahavavy annn 🥰🥰🥰
Anna Kelly ❤️🥳