13/08/2026
☀️ Tsy safidy ny protection solaire isan’andro, fa OBLIGATOIRE raha tianao ho salama, madio ary tsara tarehy hatrany ny hoditrao!
⚠️Indrindra ho an’ireo mampiasa sérum anti-taches, rétinol, acides…. Aza adino mihitsy ny SPF ao anatin’ny routine-nao, satria manampy hiaro ny hoditra sy hisoroka ny fiverenan’ny taches.
🌸 Aza tara ary fa mbola DISPONIBLE ny MEDICUBE COLLAGEN FIRMING SUN CREAM(50ml) 🌸
☀️ SPF50+ PA++++ ho fiarovana mahery vaika amin’ny UV
👉 Tena mety ho an’izay mitady crème solaire hydratante + glow + soin anti-âge indrindra ho an’ny peau normale à sèche sy mature.