16/10/2025
Rehefa mandeha eny andalana isika ka tafitoana,dia tsy miverin-dalana na koa mijanona eo na marary sy mety hisy ratra kely mihitsy aza fa MANDROSO hatrany.
Dia ataovy toizany koa ny TANJONA tratrarintsika fa tonga eny foana ianao💪.
vitantsika io sady araho vavaka sy tsiky iany na misy fahakivina kely ary ambadika ao💪💪