20/02/2025
βππ π£ππ§ππ§πππππ : NAHATRATRA 2 545 IREO TRABOINA VOKATRY NY FIAKARAN'NY RANO
4m no filazana loza mihatra amin'ny reniranon'i Sisaony, tafakatra 4,47 izany ny sabotsy tamin'ny 6ora hariva vokatry ny rotsak'orana be.
Nahatratra 2 545 na 555 tokantrano izay 1 545 ireo olona napetraka any amin'ireo toerana miisa 5 fandraisana vonjimaika ireo traboina ao amin'ny Distrikan Antananarivo Atsimondrano.
Source πBNGRC