Ndao i-Zesta

Ndao i-Zesta Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ndao i-Zesta, Shopping & retail, Antananarivo.

💚🤍❤️
01/06/2025

💚🤍❤️

Salama daoli ndrai😍Nanahoana ny fankalazana ny fetin'i maman tao??mino izahay fa tena nahafinaritra kousa e🩷Inona ndrai ...
27/05/2025

Salama daoli ndrai😍
Nanahoana ny fankalazana ny fetin'i maman tao??mino izahay fa tena nahafinaritra kousa e🩷

Inona ndrai no arrivage mba tinareo avokatsika eto??🧦🧤🧣👖👕🎽👚👗
➡️Ataovy ao amin'ny commentaires ❤️

Bonne journée daholo 🌸☘️

-Zesta💙

Mirary soa ny reny rehetra dia samy ho tahin'Andriamanitra daholo💐Mampahery atsika amin'ny adidy sy andraikitra izay sah...
25/05/2025

Mirary soa ny reny rehetra dia samy ho tahin'Andriamanitra daholo💐
Mampahery atsika amin'ny adidy sy andraikitra izay sahanina💪❤️❤️
🩷
-Zesta❤️

Safidio ary ze tinareo e🤩Amle qualité tsara fona nentsika an❤️❤️  -Zesta❤️
14/05/2025

Safidio ary ze tinareo e🤩
Amle qualité tsara fona nentsika an❤️❤️

-Zesta❤️

Ireto ndrai ny spéciale Robe polaire ry reto an☺️Amle mafana tsara fona an🤩(grande Taille no betsaka ho an'reo Zay rehet...
14/05/2025

Ireto ndrai ny spéciale Robe polaire ry reto an☺️Amle mafana tsara fona an🤩(grande Taille no betsaka ho an'reo Zay rehetra nitady☺️)
(Polaire)❤️

-Zesta❤️

Mbola misy fona ny peignoir an🤩 #10.000Ar -Zesta❤️
13/05/2025

Mbola misy fona ny peignoir an🤩
#10.000Ar
-Zesta❤️

Mirary herinandro mahafinaritra bé atsika rehetra oh🌸 -Zesta❤️
12/05/2025

Mirary herinandro mahafinaritra bé atsika rehetra oh🌸
-Zesta❤️

hey...ato daoli vé nareo??🤩Efa reto ny peignoir atsika an...Tonga de bye² kousa ririnina amreto e😁❤️prix mora fonaMp pou...
11/05/2025

hey...ato daoli vé nareo??🤩
Efa reto ny peignoir atsika an...Tonga de bye² kousa ririnina amreto e😁❤️
prix mora fona
Mp pour plus de détails
❤️
-Zesta❤️

10/05/2025

coucou daoli o🥰
Otrn efa mangatsika ny andro an🥶
Aza miala alavitra fa efa ao ny arrivage tsika an❤️
🤩❤️
-Zesta😉

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao i-Zesta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share