Ny Anjara Shop

Ny Anjara Shop Kely no hiandohanao fa lehibe indrindra no hiafaranao ❤🥰🙏

Ho antsika mpanao glace ,cacapigeonNa epicerie Soude sac 10cm:45000ar                     20cm :55000arIty ilay mety ami...
22/01/2026

Ho antsika mpanao glace ,cacapigeon
Na epicerie
Soude sac 10cm:45000ar
20cm :55000ar
Ity ilay mety amintsika
Sady mora apiaisana no vetivety dia mihidy ny sachet
Alefaso ary ny commande fa voafetra ihany ny stock anh
Mp na antsoy
0348440933
0338498281
0329451869

Machine sous vide Mety ho anao mpitahiry sakafo anaty frigidaire na refrigelateurSady manala rivotra ao anaty sakafo no ...
19/01/2026

Machine sous vide
Mety ho anao mpitahiry sakafo anaty frigidaire na refrigelateur
Sady manala rivotra ao anaty sakafo no miaro amin'ny bacterie
Miaro ny sakafo tsy ho simba na ho loha
Mora ampiasaina
Araraoty fa sady promotion be izy izao
28000ar au lieu de 35000ar
Aza tara ary fa efa vitsivitsy sisa stock an
Mandefa amin'ny faritra
Mandefa Mp na antsoy ny
0348440933
0338498281
0379451864

Arabaina nahatratra ny P***a 2025 😍🥰
20/04/2025

Arabaina nahatratra ny P***a 2025 😍🥰

Amin'izao ankatokiny fety izao dia mbola mandray commande yaourt à boire Ny Anjara sy glace foana zahay ah ☺Ho anareo za...
18/04/2025

Amin'izao ankatokiny fety izao dia mbola mandray commande yaourt à boire Ny Anjara sy glace foana zahay ah ☺
Ho anareo zay mbola hivarotra fa prix de gros 😊
Mariatra tsara sady mahasalama ,be otrikaina 😘🍶
Glace mangatsiatsiaka tsara ny Andro koa mafana 🧃
Mp ary haingana

Tsy mahita tory dia andao aloha hanao kilalao ndray tsika,a condition nefa anh 😁Raha feno 100 j'aime ty page vaovao keli...
10/04/2025

Tsy mahita tory dia andao aloha hanao kilalao ndray tsika,a condition nefa anh 😁
Raha feno 100 j'aime ty page vaovao kelintsika ty mpatongany @ jeudi 17 avril dia ataontsika loka reo yaourt a boire 5 parfum reo 🥰❤😍
Izy rehetra anhh😯
Dia ohatra mahazatra ihany fandehany lalao 🙂
Invité ny amis rehetra hi j'aime page anh 😚
Dia manao commentaire fa ao tsinona no hisarihantsika azy 🤗
Dia vendredi 18 tsika manao fisarihana raha tratrantsika ilay 100 j'aime 😊
Ndao ary 🤪

Yaourt à boireNy Anjara  🥰😍Mandray commande foana 🍶Misaotra ho an'izay efa nanohana hatrany 🙏❤
10/04/2025

Yaourt à boire
Ny Anjara 🥰😍
Mandray commande foana 🍶
Misaotra ho an'izay efa nanohana hatrany 🙏❤

bonsoir 😍Miarahaba any MMaman'i FinoanaFa izy no nahazo loka 5000ar t@ kilalao izay nataontsika 😊Afaka miditra mp mandef...
07/04/2025

bonsoir 😍
Miarahaba any MMaman'i FinoanaFa izy no nahazo loka 5000ar t@ kilalao izay nataontsika 😊
Afaka miditra mp mandefa azafady 😍🙏
Dia izay nanao commentaire tao @ ilay kilalao koa afaka mandefa numéro ao @ mp fa omena crédit 🥰
Mankasitraka foana ☺
Dia aza adino manaraka sy mpartage fa hisy kilalao sy fizarana crédit foana aoo ❤

Coucou 🥰Noho fahasimbany ilay page anakiray dia nanokatra ity isika 🙄De ndao asiantsika kilalao kely Ity 5000ar ty no at...
02/04/2025

Coucou 🥰
Noho fahasimbany ilay page anakiray dia nanokatra ity isika 🙄
De ndao asiantsika kilalao kely
Ity 5000ar ty no ataontsika loka 😊
Dia ohatran izao ndray ary fizotrany lalao 🙂
# Mila abonnés ato amin page aloha ah +invités amis (capture d'écran )
'invité namana 5 hilalao
# partagena en mode public ity publication ty
@ lundi 07 avril a 18h ataontsika fisahirana
Mila maharaka fepetra tsara anh 🙂

Address

Alakamisy Fenoarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Anjara Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share