14/04/2026
Salama daholo e😊
Tonga indray ny 🌿"spiruline bio"🌿100% protéines végétales ☘️
Ny tsara hatrany no atolotray 👍🤗
✓Inona no antony hihinana azy io??
¶ satria mahatsiaro reraka lava ianao
¶satria tsy te ho antitra aloha vétivety ary te ho lava velona
¶satria te ho Salama lalandava
¶ satria mitondra vohoka na koa mampinono
¶ satria manao asa mandreraka vatana be ianao , tsy ampy torimaso
¶satria tsy ampy rà ianao sy ambony tosi-drà
¶ satria diabétique ianao
¶satria mpanao sport ianao
¶satria somary kely vatana ka te hitombo
¶satria te hampitombo ny hery fiarovana natoraly sy ny fitadidiana ianao
¶satria manana olana @ resaka endrika sy volo ihany koa.
☑️Aza adino fa mety ho an'ny zazakely koa ny spiruline.
NB: "La spiruline est une super-aliment ,riche en protéines végétales jusqu'à 70%, contient aussi de fer, magnésium, vitamines A,B et antioxydants etc...,"👍👍💪💪
Utilisation : ✓3g/j pour le bien portant.
✓5g/j en cas de fatigue ou maladie en cours en période de surmenage, lors de maladie grave miaraky et même durant la grossesse et l'allaitement et en compétition chez le sportif ou sportive.👍💪
Traitement pendant 2à 3mois
🌿 Spiruline, boostée votre énergie et votre vitalité, voyez la difference🌿
😊Garantie à 100%🙏🙏
Prix détail: 7000ar
Prix de gros:6000ar
Livraison à partir 3000ar
Commandez sur mp ou appelez 0342966625