By Luna

By Luna 🎀bienvenue chez By Luna 🎀


🌸Beauty and fashion 🌸
0344803670
0344321833

✨Be pretty like you ✨

Ato daholo indray aloha Manao Jp aingana 🥰😍
10/07/2026

Ato daholo indray aloha Manao Jp aingana 🥰😍

Hello ✨Iarahana mahalala ny toe-javatra iainan’i Madagasikara amin’izao fotoana izao. 🥺💔Koa aoka isika rehetra samy hita...
10/07/2026

Hello ✨

Iarahana mahalala ny toe-javatra iainan’i Madagasikara amin’izao fotoana izao. 🥺💔

Koa aoka isika rehetra samy hitandrina sy ho mailo hatrany, satria tsy mifidy intsony ny loza fa mety hihatra amin’ny olon-dehibe na ankizy.

Aza adino ny mivavaka alohan’ny hivoahana ny trano. 🙏
Raha azo atao, aza avela handeha irery ny ankizy, ary raha tsy misy antony tena maika dia aleo mijanona ao an-trano.

Andao hifampitsinjo sy hifampivavaka.
Mirary fiadanana sy fiarovana ho an’ny Malagasy rehetra. 🇲🇬❤️

Hello ✨ ✨ Que des pépites sur vous. 😍Des pièces sélectionnées avec soin pour sublimer votre style. 🤍💰 Prix sous chaque p...
06/07/2026

Hello ✨
✨ Que des pépites sur vous. 😍

Des pièces sélectionnées avec soin pour sublimer votre style. 🤍

💰 Prix sous chaque photo.
📩 MP si un article vous plaît.

Premier arrivé, premier servi. 🛍️

🌺

✨ NOUVEL ARRIVAGE ✨🛍️🌸Mannequin  1M68🌸Détails  et prix sur chaque photos 👉JP +Contacte +Lieu de livraison en message pri...
30/06/2026

✨ NOUVEL ARRIVAGE ✨🛍️

🌸Mannequin 1M68
🌸Détails et prix sur chaque photos

👉JP +Contacte +Lieu de livraison en message privé
Livraison partout à Madagascar ☺️


🌺

Hello ✨Manimanitra arrivage Manteaux eto amin’ny page. 😂😍Na hangatsiaka toy inona aza ny andro, rehefa tsara homana amin...
30/06/2026

Hello ✨

Manimanitra arrivage Manteaux eto amin’ny page. 😂😍

Na hangatsiaka toy inona aza ny andro, rehefa tsara homana amin’ny outfit ndry dia miala maina ny hatsiaka 🙈🥶

🕕à 18h no havoaka ny détails. 🎊

🌺

29/06/2026
Hello ✨Merci beaucoups les filles 🥰🌸Feno tanteraka ny créneaux antsika Amin’ity fety ity Tapitra ny fandraisana rendez -...
25/06/2026

Hello ✨
Merci beaucoups les filles 🥰🌸
Feno tanteraka ny créneaux antsika Amin’ity fety ity
Tapitra ny fandraisana rendez -vous ❤️

Manomboka amin’ny Lundi indray vao Mandray izahay ☺️

📍Ankadindratombo abattoir
📞: 034 48 036 70
📅 Uniquement sur rendez-vous
🌺

Hello ✨🌸 Efa misokatra ny fandraisana rendez-vous ho an’ny fety! 🌸Ireto ny créneaux mbola misy toerana:📅 24 Juin❌ 09h00 ...
24/06/2026

Hello ✨

🌸 Efa misokatra ny fandraisana rendez-vous ho an’ny fety! 🌸

Ireto ny créneaux mbola misy toerana:

📅 24 Juin
❌ 09h00 :feno
✅ 11h00 : libre
❌ 14h00 : Feno
✅ 16h00 :libre

📅 25 Juin
❌ 09h00 : Feno
✅ 11h00 :libre
✅ 14h00 : libre
✅ 16h00 : libre

034 48 036 70 : raha haka rendez -vous ianareo 🥰
Toerana: Ankadindratombo abattoir

🌺

Hello hello ✨Manao ahoana ny hatsiaka any aminareo any 🥶Manaova mafana tsara fa Sao mivaingana any an-dalana any an 🤔🤣😘D...
23/06/2026

Hello hello ✨
Manao ahoana ny hatsiaka any aminareo any 🥶
Manaova mafana tsara fa Sao mivaingana any an-dalana any an 🤔🤣😘
Dia mividiana Manteaux ao amin’ny Luna Boutique raha ohatra ka 😘
Hihihihi 😁
Bonne journée 💐

🌺

Address

Ankadindratombo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Luna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category