Fi Fripe

Fi  Fripe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fi Fripe, Boutique Store, 67/Andoharanofotsy, Antananarivo.

abonnez-vous ☺️🙏ahita karazana article maro isankarazany ato ☺️
11/06/2026

abonnez-vous ☺️🙏
ahita karazana article maro isankarazany ato ☺️

Bonsoir 🥰🥰🥰‼️Tyh le arrivage Ririnina anh. 😊❤️‼️ 25000et 30000ar entana 1er choix hatrany no omena anareo 😍❤️✅Mp ny deta...
08/06/2026

Bonsoir 🥰🥰🥰
‼️Tyh le arrivage Ririnina anh. 😊❤️‼️
25000et 30000ar entana 1er choix hatrany no omena anareo 😍❤️
✅Mp ny detail
✅jp + contact et lieux de livraison
✅livraison Tana na amin faritra 🚲🚚

07/06/2026

Bonjour daholy 🥰🥰
‼️arrivage ensemble pyjama polaire tsika anh ‼️
Efa tena mangatsika kosa e 🥶🥶
Aza miala alavitra ary anh 😊😊
« Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny teny rehetra ataon’Andriamanitra »Lioka 1:37
Mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra 🙏🥰🥰

Bonsoir daholy ☺️☺️🥰 ‼️Atooo le promotion 25000ar daholy ‼️Mp ny detail ary 😍prix fixeManao livraison izahay  tana na am...
02/06/2026

Bonsoir daholy ☺️☺️🥰
‼️Atooo le promotion 25000ar daholy ‼️
Mp ny detail ary 😍prix fixe
Manao livraison izahay tana na amin faritra 🏍️

01/06/2026

“Ary na inona na inona no angatahinareo amin’ny fivavahana atao amin ny finoana dia ho azonareo “ Matio 21:22
Bonjour 🥰 efa tena Ririna kosa ho asina promotion kely aloha rariva ☺️ aza miala lavitra ary anh
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra ary 😍😍

Bonsoir ❤️🥰‼️Tyh le 2ème vague special fete des mères 🥰‼️25000à 35000ar fotsiny 😊Livraison demain  😊 Mp ny detail ary
30/05/2026

Bonsoir ❤️🥰
‼️Tyh le 2ème vague special fete des mères 🥰‼️
25000à 35000ar fotsiny 😊
Livraison demain 😊
Mp ny detail ary

Bonsoir daholy ☺️❤️Tyh 1ere vague amin ilay special fete de mere anh ❤️❤️‼️Pegnoir tena tsara kely🥰‼️Mp any hatrany ary
29/05/2026

Bonsoir daholy ☺️❤️
Tyh 1ere vague amin ilay special fete de mere anh ❤️❤️
‼️Pegnoir tena tsara kely🥰‼️
Mp any hatrany ary

Bonsoir daholy 😊🥰   Vendredi tsika arrivage special fete de mère 🥰Prix cadeaux amin io vendredi io sao Tara anh ☺️  koa ...
27/05/2026

Bonsoir daholy 😊🥰
Vendredi tsika arrivage special fete de mère 🥰
Prix cadeaux amin io vendredi io sao Tara anh ☺️ koa mazoto manaraka tsy tapaka ny pejy 🥰
Mankasitra fona ho anareo izay mandray anjara 🙏❤️misaotra amin fahatokisana 🥰🥰🙏
Vonona hanome fahafaham po ho anareo fona izahay tompoko 😍😍

Bonsoirrrr ❤️❤️‼️Tyh le arrivage ‼️ Tena oeeeee tena oeee tsara 🥰🥰🥰  25000et 30000ar fotsiny Mp detail 😊Livraison tana n...
26/05/2026

Bonsoirrrr ❤️❤️
‼️Tyh le arrivage ‼️
Tena oeeeee tena oeee tsara 🥰🥰🥰
25000et 30000ar fotsiny Mp detail 😊
Livraison tana na 🏍️

25/05/2026

Bonsoir daholy ,🥰🥰
Taraiky atyyyy alavitra b aty aho e☺️😅
👉Fa aza adino f arrivage bomba b demain anh 😍☺️
Bonwiii daholy 😍☺️

Address

67/Andoharanofotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fi Fripe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category