MNL Frip'Touch

MNL Frip'Touch 🛍️Vente d'articles friperie et neuf à petit prix 👗👠👟👜👒
🚘 Livraison Tana et Province

🕊️ *Joyeuse Pentecôte à tous !*  Que cette journée soit remplie de paix, d’amour et de bénédictions.  Qu’elle apporte un...
08/06/2025

🕊️ *Joyeuse Pentecôte à tous !*

Que cette journée soit remplie de paix, d’amour et de bénédictions.
Qu’elle apporte un souffle nouveau à chacun de nous.
Merci pour votre fidélité et votre confiance 💛
*MNL Frip’Touch*



😊

💫 Vita indray aloha ny androany! 🫡Misaotra Azy hatrany amin'ny fanehoan-tsoa sy ny fitiavana Omeny antsika isanandro isa...
06/06/2025

💫 Vita indray aloha ny androany! 🫡

Misaotra Azy hatrany amin'ny fanehoan-tsoa sy ny fitiavana Omeny antsika isanandro isanandro 🥰🥰

💤 Mirary alina finaritra sy nofy mamy ho antsika rehetra 😴✨

nuit
Frip'Touch

🟨 🕔 Mifohaza alohan’ny masoandro… fa mety ho ela loatra ny ampitso!Tadidio: Ny olona mahomby dia tsy miandry "motivation...
06/06/2025

🟨 🕔 Mifohaza alohan’ny masoandro… fa mety ho ela loatra ny ampitso!

Tadidio: Ny olona mahomby dia tsy miandry "motivation", fa mifoha mihitsy no ataony motivation. Rehefa mifoha aloha ianao, dia toy ny manomboka eo amin'ny lohalaharana amin'ny fiainana. Ary fantatrao ve? Ny fanombohana tsara dia manome vokatra miavaka.

🟢 Ary ianao? Amin'ny firy ianao no mifoha matetika?
🟢 Inona no tena manaitra anao amin'ny maraina: ny nofinofy sa ny tanjonao?

Soraty eto ambany 👇
Zarao aminay ny fombanao amin'ny maraina, fa mety hahasoa olona hafa izany 🙏

Bonjour daholo 🥰 🥰

🌙✨Tafandry mandry daholo Ry Namako! 🌙✨Rehefa tapitra ity andro ity, dia tadidio fa ny ezaka nataonao androany dia dingan...
05/06/2025

🌙✨Tafandry mandry daholo Ry Namako! 🌙✨

Rehefa tapitra ity andro ity, dia tadidio fa ny ezaka nataonao androany dia dingana iray manakaiky ny nofinofinao. Na dia somary reraka aza ianao, dia efa nanao izay vitanao.

Matoa mbola velona ianao, dia mbola misy antony ny fisianao.

✅ Koa matory am-pilaminana, fa rahampitso dia andro vaovao hanombohana indray amin-kery sy fahavononana! 💪💪

🟢 Tandremo ny nofinao… fa any anaty torimaso matory ny fahendrena hanatanterahana azy rahampitso.

Tafandry mandry finaritra, feno fitahiana sy fanantenana vaovao! 😊🥰

05/06/2025

MIRARY TONTOLO ANDRO SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA DIA HO TAHIAN NY TOMPO 🥰

🟨 AZA MIANDRY TSY HO VONONA!✅Androany no fotoana! Tsy rahampitso, tsy amin’ny manaraka.👉Ny nofinofy dia tsy ho tanteraka...
04/06/2025

🟨 AZA MIANDRY TSY HO VONONA!

✅Androany no fotoana! Tsy rahampitso, tsy amin’ny manaraka.

👉Ny nofinofy dia tsy ho tanteraka raha tazonina ao an-tsaina fotsiny.

👉Atsangano ny loha, ento amin-kafanam-po ny fanirianao!

👉Isaky ny dingana kely ataonao, manakaiky ilay hoavy tianao ianao.
Tsy mila ho tonga lafatra — mila manomboka fotsiny ianao!

💡 Tadidio: tsy misy zava-mahagaga rehefa manao ezaka isan’andro.
Ary mety ho androany mihitsy no hanova ny fiainanao manontolo 🥰🥰

Frip'Touch

🌞 Tsara maraina daholo e!🌞 Mirary andro vaovao feno hafaliana, fitahiana ary herim-po ho an’ny tsirairay 🥰🥰🥰Aleo ho enti...
04/06/2025

🌞 Tsara maraina daholo e!🌞

Mirary andro vaovao feno hafaliana, fitahiana ary herim-po ho an’ny tsirairay 🥰🥰🥰

Aleo ho entina amim-pitsiky ny fiainana androany! 😊

💕💕MANAIKY, MATOKY ary MANANTENA 💕💕🔸Manaiky izay miseho aho, na dia tsy tiko sy tsy ilay niandrasako aza Manaiky ny fiton...
03/06/2025

💕💕MANAIKY, MATOKY ary MANANTENA 💕💕

🔸Manaiky izay miseho aho, na dia tsy tiko sy tsy ilay niandrasako aza
Manaiky ny fitondrany

🔸 Matoky aho fa matoa ireny miseho dia misy antony, na mbola tsy fantratro aza hoe inona ilay antony
Matoky ny fitantanany

🔸Ary Manantena aho fa na mafy aza ny zava-miseho dia misy fandresana miandry ahy ao aloha ao
Manantena ny fahasoavana avy any aminy

Mirary torimaso mamy ho antsika rehetra 🥰 eo amban'ny fitahian'i Jesosy

Bonjour daholo 🥰🥰🥰☀️ Mirary tontolon’andro feno hafanana sy fahombiazana ho antsika rehetra!Enga anie hitondra tsiky sy ...
03/06/2025

Bonjour daholo 🥰🥰🥰

☀️ Mirary tontolon’andro feno hafanana sy fahombiazana ho antsika rehetra!
Enga anie hitondra tsiky sy herim-po ity andro ity, hahavita zavatra izay rehetra kasainy atao 🙂

Mazotoa daholo 😘 😘 😘

Bonjour daholo 🥰🥰 🎊🎊 HERINANDRO VAOVAO 🎊🎊Hery vaovao 💪💪Mirary herinandro mahafinaritra,ambim-bola ho antsika rehetra 😘😘😘...
02/06/2025

Bonjour daholo 🥰🥰
🎊🎊 HERINANDRO VAOVAO 🎊🎊
Hery vaovao 💪💪
Mirary herinandro mahafinaritra,ambim-bola ho antsika rehetra 😘😘😘

Frip'Touch
vaovao

Tafandry mandry daholo o!!!🥰🥰Mirary torimaso sambatra ho antsika rehetra 💕💕💕
31/05/2025

Tafandry mandry daholo o!!!🥰🥰
Mirary torimaso sambatra ho antsika rehetra 💕💕💕

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MNL Frip'Touch posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share