Aurora's

Aurora's Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aurora's, Shopping & retail, Antananarivo.

Contactez moi au 0345755811.
28/10/2022

Contactez moi au 0345755811.

Très haute qualité50 000ar
18/10/2021

Très haute qualité
50 000ar

📢 Hey hey hey 🤘 mifoaza ze matory ohh.. Aty aty ny feeling.. Aza tara @ tapakila aaa.. Sao tsy hiaona eo 😜😊 efa kôpy tsi...
09/09/2021

📢 Hey hey hey 🤘 mifoaza ze matory ohh..
Aty aty ny feeling.. Aza tara @ tapakila aaa.. Sao tsy hiaona eo 😜😊 efa kôpy tsika 🤘

06/01/2021

Bonjour et bonne année à toutes et à tous 👊👊
Somary mba valiana haingana ry reto ity azafady indrindra 😊😉 Inona avy moa ilay t-shirt no-commandinareo tato azafady? Mba alatsao ao anaty commentaire daholo fa tsis itako intsony ilay MP.
Merci ho an'izay mamaly 🤘🏿🤘🏿🤘🏿

Send a message to learn more

Salama daholo ehhh 👊👊Ireto sisa no disponible @ ilay destockage ho an'izay mbola mila. 🤘🤘 12 000ar fotsiny.
29/10/2020

Salama daholo ehhh 👊👊

Ireto sisa no disponible @ ilay destockage ho an'izay mbola mila.
🤘🤘 12 000ar fotsiny.

💥 ARTICLES VAOVAO BE 💥Tsy Mp ny prix fa 50 000ar 😊🤣Somary lafo fa ho an'izay kôpy de kôpy 🤘🤘👉 Haute qualité👉 100% Vrai c...
17/10/2020

💥 ARTICLES VAOVAO BE 💥

Tsy Mp ny prix fa 50 000ar 😊🤣
Somary lafo fa ho an'izay kôpy de kôpy 🤘🤘
👉 Haute qualité
👉 100% Vrai coton
👉 Contactes: 032 46 256 46 / 034 57 558 11

Misy liana ve? 😊
14/10/2020

Misy liana ve? 😊

💥💥 DESTOCKAGE💥💥Détails en commentaire 😊Pas de livraison, à récupérer seulement à 67ha Sud paositra malagasy.
14/10/2020

💥💥 DESTOCKAGE💥💥
Détails en commentaire 😊

Pas de livraison, à récupérer seulement à 67ha Sud paositra malagasy.

💥💥💥💥DESTOCKAGE💥💥💥💥Fitsinjovana anareo ity 🤘Aza tara.. Efa oavy iany koa ny live matetitetika. Alefa 12 000ar ny iray @ i...
13/10/2020

💥💥💥💥DESTOCKAGE💥💥💥💥

Fitsinjovana anareo ity 🤘Aza tara.. Efa oavy iany koa ny live matetitetika.

Alefa 12 000ar ny iray @ ireto fa tsy 17 000ar intsony.
Tsy misy livraison fa à récupérer ety 67ha Sud na arret bus fokontany 67ha sud.
Mp na miantsoa ho an'izay hamandrika azafady. 24h iany ny délais-n'ilay reservation azafady.
Misaotra indrindra ehhh 👊🤘

💥💥REDISPO✨22 000ar taille L
16/09/2020

💥💥REDISPO✨

22 000ar taille L

14/09/2020

Salama daholo indray ehh... Semaine vaovao 😊😊😊 bon semaine à toutes et à tous 👊👊👊

Redisponible daholo ny t-shirt ho antsika vehivavy.
17 000ar fotsiny.

Misaotra anareo izay efa nanjifa hatrany 👍

Address

Antananarivo

Telephone

+261324625646

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aurora's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share