Glam Street

Glam Street Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Glam Street, Shopping & retail, En ligne, Antananarivo.

~

Ventes des produits🛍😍, accessoires pour téléphones, .....🌺, Vlog, et partage🎉🥰

🎀 Collaboration ouverte aussi😻❤️


Contact : ☎️0337159397☎️ (Mlle Fah)
N'hésitez pas de commander ❤️✨

~

21/03/2026

Misy cordon violet iary izay Tia❤️ raha Maro ianareo Dia atao tirage moa raha olona 1 Dia omena azy❤️

Bonsoir daholo❤️🌹 ialana tsiny indrindra fa nisy olana ny page nanomboka omaly maraina🥺 Dia tsy voavaly ny message-nareo...
19/03/2026

Bonsoir daholo❤️🌹
ialana tsiny indrindra fa nisy olana ny page nanomboka omaly maraina🥺 Dia tsy voavaly ny message-nareo🥲🥺 , tena tsy afaka miditra tamin'ny message mihitsy😓 ,, izao vao anomboka hamaly anareo tsikelikely eto🥺 tenako👌☺️

Hoavy ilay lalao mobile money✨❤️ fa aza miala alavitra page ary💗

Bonjour daholo🥰 mbola ato daholo ve ianareo?🥺 Tena ela bé izayy tsy tato amin'ny page eh🥺🥲......🦋Manomana zavatra tsara ...
14/03/2026

Bonjour daholo🥰 mbola ato daholo ve ianareo?🥺
Tena ela bé izayy tsy tato amin'ny page eh🥺🥲......
🦋Manomana zavatra tsara kely hoanareo de somary elaela tsy hita❤️

Bon samedi daholo💗✨

07/03/2026

Bonsoir daholo💗 somary taraiky kely Fa tratra hariva😴 Tonga Dia alefa mp daholo izay nanao Partage ah✨🥰 Dia jerena izay betsaka mahazo crédit 2.000ar💋

Mbola dispo ireto cordon ah❤️💗Prix:✨ 5.000ar✨Violet 3 pièces 😍Gris 6 pièces 🥰 noir 2 pièces 😘Bleu roi 6pièces🧡Ilay en pe...
07/03/2026

Mbola dispo ireto cordon ah❤️💗
Prix:✨ 5.000ar✨
Violet 3 pièces 😍
Gris 6 pièces 🥰
noir 2 pièces 😘
Bleu roi 6pièces🧡
Ilay en perle mbola maromaro😻🎀

Passez vos commandes en mp 💌
☎️0337159397☎️

😻Cordon en perle😻Prix: ⚡5.000ar⚡🎀Afaka atao strap ihany koa🫶🎀Encore stylé 💌🎀Perle trop mignon 💗🎀Mafy tsara🧡☎️0337159397☎...
06/03/2026

😻Cordon en perle😻
Prix: ⚡5.000ar⚡
🎀Afaka atao strap ihany koa🫶
🎀Encore stylé 💌
🎀Perle trop mignon 💗
🎀Mafy tsara🧡

☎️0337159397☎️
Commandez en mp😍
Livraison partout 💋😘

Cordon pour téléphone ✨🥰Prix  💗5.000ar💗⚡Anti vol (mafy tsara)🤗⚡ Stylé 😍💌⚡Tsy mifidy na lahy na vavy❤️⚡Couleur dispo, gre...
05/03/2026

Cordon pour téléphone ✨🥰
Prix 💗5.000ar💗

⚡Anti vol (mafy tsara)🤗
⚡ Stylé 😍💌
⚡Tsy mifidy na lahy na vavy❤️
⚡Couleur dispo, grenat ,violet, rose bonbon, gris , bleu
🎀Passez vos commandes en mp 😻
❤️ Livraison partout 💋
☎️0337159397☎️

Bonjour ❤️ ito valin'ilay JP lunette💋Afaka miditra mp😻Nataoko tamin'ny phone hafa ilay tirage💗✨
04/03/2026

Bonjour ❤️ ito valin'ilay JP lunette💋
Afaka miditra mp😻
Nataoko tamin'ny phone hafa ilay tirage💗✨

03/03/2026

Coucou 🥰💗 tokony efa natao ilay tirage lunette iny 💌 Fa tsy mety ilay Application zareo ah 🥺 Sao Dia misy manana idée oe ahoana no hanaovana azy?🥲❤️ ,tokony efa mi passer autre chose mantsy isika de lasa eto fotsiny 🥺

Hello🤗💗 efa volana vaovao sy andro vaovao izao ah😘✨🎀Ataovy tsara bé foana tontolo andro, Mahaiza mankafy zareo ah😌🤍 alai...
02/03/2026

Hello🤗💗 efa volana vaovao sy andro vaovao izao ah😘✨

🎀Ataovy tsara bé foana tontolo andro, Mahaiza mankafy zareo ah😌🤍 alaivo tsirony foana😻
🎀Ezaho tanterahina foana Zay projet ✨ sy hetaheta,❤️ de aza kivy zanyy, 🥺🥺

Bonne journée daholo💗🥰 androany no hatao tirage Ilay lunette izay mbola tsy nilalao afaka mbola milalao🤗😍

01/03/2026

Bonsoir daholo🥰 mbola mazoto hilalao ve hianareo? Raha apiana lalao ihany aloha 🤗❤️ alohan'ny arrivage ♥️
Apiako sondage kely ao amin'ny commentaires Dia izay sondage bé réaction no atao Cadeau 🎁🎀
Bisous 😘

Bonsoir daholo💋❤️Te hiteny kely fotsiny zah oe misy ami'ilay olona nahazo crédit tena impoli😴 tena oe..... Moindre geste...
28/02/2026

Bonsoir daholo💋❤️
Te hiteny kely fotsiny zah oe misy ami'ilay olona nahazo crédit tena impoli😴 tena oe..... Moindre geste...
Rehefa mbola tsy alefa Ilay crédit de oe alefaso le crédit azafady🙄 tsy MBA mahaiza miandry ré tompoko, PATIENCE ❤️❤️ tsy zvatra saritra Ilay izy, Fa de je sais pas trop...😴
Tsy oe ato foana ne zareo no ataoko eh ... Mbola manana zavatra bé Dia bé enjehina zah zareo ah!!✨✨

Address

En Ligne
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glam Street posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share