01/08/2025
IZY no aro sy hery ho antsika; Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy. Koa izany no tsy hatahorantsika, na dia ho levona aza ny tany, na mifindra ho ao anatin'ny ranomasina aza ny tendrombohitra
Salamo 46 : 2