Ily Store

Ily Store May he give you the desire of your heart and make all your plans succeed
Psalm 20: 4

29/05/2026

Efa manomboka ny live tsika an🤗
Prix à partir de 15.000ar et pas plus de 45.000ar
Partage max mahazo 10.000ar
fans

29/05/2026

Miandry kely isika fa mbola misy fandaminana atao kely an🥰
Efa ho avyy🤗

29/05/2026

A partir de 15.000ar et pas plus de 45.000ar🤗

Aza adino ity fotoanantsika androany ity ry mamans isany an🥰 Tsy mihoatra ny   ny entana ao nefa ny qualité au top dahol...
29/05/2026

Aza adino ity fotoanantsika androany ity ry mamans isany an🥰
Tsy mihoatra ny ny entana ao nefa ny qualité au top daholo👌🏽
Ao anaty commentaire ao ny santionany fa 18h tsika manao ny live😉

Omeo cadeaux milay be maman💗
28/05/2026

Omeo cadeaux milay be maman💗

16/04/2026

Coucou daoly🥰
Elaela tsy teto am page noho ny antony tsy azo anoharana de mialatsiny indrindra amin'ny mp rehetra tsy voavaly, ny livraison tsy vita🥺🙏
Hiezaka hamaly anareo tsirairay zah
De araho fona ny page fa hisy zavatra vaovao hoavy indray eto❤️

Mbola mitohy ny fandraisako commande amreto ann🤎Tissu"crêpe moulante
19/03/2026

Mbola mitohy ny fandraisako commande amreto ann🤎
Tissu"crêpe moulante

LÉOPARD🤎Ireto indray ny modèle afaka raisinay ohSUR commande fona ihany aloha an🥰Qualité anle lamba tena tsaraAtaonay fa...
10/03/2026

LÉOPARD🤎
Ireto indray ny modèle afaka raisinay oh
SUR commande fona ihany aloha an🥰
Qualité anle lamba tena tsara
Ataonay farak'izay mora fa tongava mp raha misy mahaliana🤎
Accompte 50% obligatoire

JUPE SATINÉ🤍🤎Tena lasa lamody indray izy amzao🥰⚡Sur commande fona aloh atreto⚡Taille S-M-L-XLMp aingana aryy fa vonona h...
06/03/2026

JUPE SATINÉ🤍🤎
Tena lasa lamody indray izy amzao🥰
⚡Sur commande fona aloh atreto
⚡Taille S-M-L-XL
Mp aingana aryy fa vonona handray anareo am-pitiavana be zhay🥰

Prix : 25.000ar

Tena tsara anie oa ireto chemise ireto ee🥰Sady efa ataoko moraa😁
27/02/2026

Tena tsara anie oa ireto chemise ireto ee🥰
Sady efa ataoko moraa😁

Alohan'ny arrivage de lanintsika aloh ireto jupe tsarakely ireto🧡
27/02/2026

Alohan'ny arrivage de lanintsika aloh ireto jupe tsarakely ireto🧡

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ily Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share