groupe el naja

groupe el naja Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from groupe el naja, Shopping & retail, Ambohidratsimo UA, Antananarivo.
(3)

Vente en ligne :
⬛Pc portable marque française
🏠 Box 616 suprême center behoririky
⬛ Tantely pur, huile de coco (région Melaky)
👉Ambohidratrimo (silamo)
👉Majunga (bazar morafeno)
Contact et WhatsApp:0348678379

20/08/2026

Ovina enao zay vao hamaly Jouma moubaraka👉🇲🇬 alefanay

19/08/2026

Aza adino manisy rection sy maneho hevitra ary mizara

Atokisako amn fahaizany Na Mbola tsy izao aza nareo mitady anzareo de araho ity pejy ity👉 Plombier Tsara Asa 🇲🇬
19/08/2026

Atokisako amn fahaizany
Na Mbola tsy izao aza nareo mitady anzareo de araho ity pejy ity
👉 Plombier Tsara Asa 🇲🇬

Eo mba kitiho suivre manga2 io👆Ambilobe,matiakoMandalova manao soilat ato ra sendra mandalo Ambilobe Allah anie  hanamba...
18/08/2026

Eo mba kitiho suivre manga2 io👆

Ambilobe,matiako
Mandalova manao soilat ato ra sendra mandalo Ambilobe

Allah anie hanambatra antsika amn tady tokany 🕋

‎Eo mba kitiho suivre manga2 io👆 Indray andro, nisy  ‎nangataka sakafo tamin’ny olona   iray.Hoy ilay olona masina tamin...
17/08/2026

‎Eo mba kitiho suivre manga2 io👆

Indray andro, nisy
‎nangataka sakafo tamin’ny olona iray.Hoy ilay olona masina taminy:
‎“Aza misakafo ianao raha tsy ,
‎ary raha tsy amin’ny .”Gaga ilay fadiranovana ka nanontany azy hoe:

‎Amin’ny fomba ahoana no ahatanteraka izany tompoko ?
‎Izaho anie ka mahantra.

‎✅Namaly azy ilay olona masina hoe:
‎Aza matory ianao raha mbola tsy te hatory, fa ho hitanao fa ho tsara indrindra ny torimasonao.

✅Ary aza misakafo raha mbola tsy te hisakafo,
‎ka izay sakafo hohaninao dia ho tsara avokoa. (Tohizana ve ?)

✍🏻 groupe el naja

15/08/2026

Fantaro tsara izay atao namana
😇 spécial pour vous

Inona kay ny fanafodin’ny hangomana reny ?🥹
14/08/2026

Inona kay ny fanafodin’ny hangomana reny ?🥹

Eo mba kitiho suivre manga2 io👆 Ivato 13/08/2026,Tava feno ranomaso no hita tamin’ireo mpino islamo nadritra  ny tsinger...
13/08/2026

Eo mba kitiho suivre manga2 io👆

Ivato 13/08/2026,
Tava feno ranomaso no hita tamin’ireo mpino islamo nadritra ny tsingeritaona fahatsiarovana ny nahafatesan’i (S.A.W) tetsy fokotany tao amn (a.s)

✅Andriamanitra no hamalisoa antsika rehetra👉 la famille

13/08/2026

Saika tsy vita

Eo mba kitiho suivre manga2 io👆 Ra tsiahivina kely 900 isika tonga tety   tamn    Hoavy  ny tena goavana  (tsigeritaona ...
11/08/2026

Eo mba kitiho suivre manga2 io👆

Ra tsiahivina kely

900 isika tonga tety tamn

Hoavy ny tena goavana
(tsigeritaona nahafatesan’ny mpaminany farany (S.A.W)

✅ Izay Tanterahina eny ao amn (a.s) alakamisy hoavy izao (09h) maraina

Aza hitako ka hisy Hanana fialantsiny amn io andro io

Mpaminaninao no maty de tsy ho tonga ve ianao?

Address

Ambohidratsimo UA
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when groupe el naja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share