14/07/2026
Soin hydratant pour homme 🧍♂️ et femme 👩
Baume à lèvres à base d'extraits d'aloe vera (VAHONA )
✅😵 7 000 Ariary / 1 pièce
✅Misoroka ny fahamainana (izay mahatonga ny molotra ho mainty) : Matetika ny molotra
Vakivaky sy maina loatra no lasa mihamaizina.
✅ Miaro ny molotra ity baume ity dia misoroka ny fahasimban'ny molotra tsy ho mainty intsony .
🍃 Manome effet rose natoraly
🍃 Manamandina molotra
🍃 Mitsabo ny molotra vakivaky ,maina ,maity.
✅ Manala ny loko mainty ny molotro
• Au contact des lèvres cette teinte se transforme en jolie rose
- Soins Hydratants et réparateurs
Répare les gerçures et protège les lèvres
-Riche en vitamine A,C,E
Livraison à partir de 3.000 Ariary
-Mandefa any amin’ny faritra .🚕