19/08/2026
Tena mametraka fialan-tsiny aminareo ny ๐จ๐๐.๐๐ noho ny olana naterak'ilay Livreur ka tsy nahatomombana ny livraison androany ... ialanay tsiny ireo rehetra izay rehetra voakasik'izany
Tsy mandray commande intsony aloha izahay hatreto ...
Misaotra indrindra amin'ny fiaraha-miasa โค๏ธ