ZaraMixte

ZaraMixte 🫶🏻Mixez votre vie avec du style et du confort🥰

Bonsoir 🥰 Ieny ary ity ny valin’ny Jeu antsika indray 😍 satria mo somary vitsivitsy ireo nandray lalao dia  sarotra Ny n...
23/06/2025

Bonsoir 🥰 Ieny ary ity ny valin’ny Jeu antsika indray 😍 satria mo somary vitsivitsy ireo nandray lalao dia sarotra Ny nanao tirage Ka nandray fepetra I zahay hoe izay ni-mentionné olona betsaka ihany sy nanaraka fepetra no mandresy ka ireto ary izy 3 ahazo ilay Hauts😍

✅ Njara Malala
✅ Kiala Ntsoa
✅ Njara NJ

Arabaina ianareo 🫶🏻🎁 ka zoma ho avy izao ny angalanareo ilay Hauts😍 ary mandefasa Mp avy hatrany Tompoko

‼️Mbola ho avy fona ny JEU fa aza malahelo izay Mbola tsy nahazo

19/06/2025

🔥JEU AZAHOANA 👚 (HAUTS) kely Mafatifaty 😍

‼️Fa eo kely aloha e 😅hihi 🫴Misy Live isika amin’ny Dimanche 22 Juin ho avy izao manomboka @ 18h30🥰 hizara articles Mamy kely ho anareo zahay ary amin’ny vidiny mirary pas plus de 20.000ar 😍🌸 Ka misy extrait kely ity amin’ny article hamidi-tsika amin’ny Dimanche izy ireto🔥

✅Ity indray ary Ny jeu antsika ka ireto avy ny fepetra:

1-🌸Abonne-toi
2-🌸Manao partage ity publication amin’ny mur sy groupe 3
3- 🌸Asao ( taggue) Ny namana I abonné ny page

✅olona 3 no ahazo Ny loka Ka mandritra Ny live no anaova-tsika Ny Tirage au sort😍
✅Izay olona telo voalohany mividy article dia ahazo cadeaux
🎁 avy aty aminay 🎁

Bonsoir 😍 misaotra anaoreo rehetra nandray anjara rehetra sy ireo ni abonnés ny page rehetra ❤️ Tena faly be zahay eto Z...
18/06/2025

Bonsoir 😍 misaotra anaoreo rehetra nandray anjara rehetra sy ireo ni abonnés ny page rehetra ❤️ Tena faly be zahay eto ZaraMixte mandray anareo🥰Tongasoa 🫶🏻

Demain Mbola misy JEU‼️ azahoana akanjo mahafatifaty kely (haut) dia manasa an tsika Handray anjara ary ha anaraka hatrany Ny page 🥰

Ieny ary ireto 3 naharesy Ka ny voalohany no atao misafidy ny crédit tiany (Yas na orange na Airtel)😘 torak’izay iany koa Ny faharoa 🥰🫶🏻:

1- Abi Gaella
2- Høsëã Nîrînã
3- Jëss Ïca

Félicitations ianareo 🥰❤️ary manasa anareo iditra Mp avy hatrany

N.B : Demain mbola misy jeu an 🌸🌸

Ieny oa e ? 🤣❤ avy aloha atsoy2 ny copine anjara @ kilalao atsika fa 5000ar be izao anie ny crédit azo e 🥰❤ Merci beauco...
16/06/2025

Ieny oa e ? 🤣❤ avy aloha atsoy2 ny copine anjara @ kilalao atsika fa 5000ar be izao anie ny crédit azo e 🥰❤ Merci beaucoup Mendrika 😘

Tena tsapan'ndry koa hoe lehibe ndry rehefa le miresaka iny nareo sy ry copine hoe andao mba hihaona kely fa ela izay e, de aveo nefa tsy mety tanteraka mihitsy fa samy tsisy fotoana akoryyy 😅🤧 de aveo de any eeee, samy variana amin'ny fiainany any de misasaka ihany ny taona fa tsy mety tafihaona akory🥹😅

Mba mila antsoitsoina ihany nefa ry copine reny fa manjary tsy araka intsony hoe salama tsara va, ,sode bevoka,nanambady vee, nifamerina ihany ve zareo sy kevin,....sns 😌 Ka ho an'izay mila crédit hiantsoana copine de misy lalao azahoana crédit ao 😍
Ity lien de jereo ao: https://www.facebook.com/share/1GHZpeuarv/

🔥 JEU FIZARANA CRÉDIT 5 000 Ar 🔥📣 ZaraMixte dia manome loka ho an’ireo mpandray anjara 3 hahazoana crédit 5 000ar ( Yas,...
16/06/2025

🔥 JEU FIZARANA CRÉDIT 5 000 Ar 🔥

📣 ZaraMixte dia manome loka ho an’ireo mpandray anjara 3 hahazoana crédit 5 000ar ( Yas, orange,Airtel

✅ Tsotra kely Ny fepetra arahina:

🌸 Tsy maintsy abonnés ato ianao sy ireo olona mentionné-nao ao
🌸 Ary hareo ireo fepetra rehetra misoratra Etsy ambany ⏬⏬

‼️Amin’ny Alarobia 18 Jona no mifarana ny lalao ary 20h no havoaka tsika ireo olona 3 mpandresy 🥰

🥹koa Inona no andrasana fa Ndao ary hilalao sao dia ianao ilay tsara vintana 🥰afaka mandray anjara daholo na lehilahy na vehivavy 🫂

Address

En Ligne/Livraison Partout à
Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZaraMixte posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share