TSARA KELY

TSARA KELY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TSARA KELY, Shopping & retail, K III, Antananarivo.

19/06/2025

🥢 Fanamboarana BOULETTE CHINOISE

🥢 Zavatra ilaina :
-Totokena 500g
- Levure chimique 3sk
- Tongolo gasy efa voatoto 1/2 sf
- Sauce soja 2 sf
- Siramamy 1 sk
- Sira
- Poivre
- Sakamalao efa voatoto 1/2 sk

🥢 Fikarakarana :
Atambatra ny ingredients rehetra ary afangaro tsara

Saromana ary apetraka anaty congélateur mandritry ny 2h na 3h, mandrapangatsiaka tsara ny hena fotsiny fa tsy avela hivaingana
Azonao apetraka anaty frigidaire fotsiny koa anefa (mandritry ny alina manontolo)

Vita izay dia atao anaty mixeur amin'izay. Alefa in4, tsy atao miara mifatratra be ao akory. Rehefa izay dia afindrao anaty baolina hafa.

Manomana rano mangatsika anaty baolina kely eo akaiky eo.
Ataovy manome baolina amin'izay ny totokena. Ampiasaina ilay rano mba tsy ampiraikitra ny totokena amin'ny tanana.

Mampangotrà rano anaty vilany lehibe. Rehefa mangotraka ny rano dia arotsaka ao ny boulettes. Rehefa mitsingevana eny amin'ny tampon'ny rano ny boulettes dia mbola tsy esorina aloha fa avela ho masaka kelikely eo. Tokony 7min ny fitambaran'izay fanamasahana izay.

Esorina amin'izay rehefa masaka ary atao anaty rano mangatsiaka 3 min.

Azonao congelena amambolana ireo boulettes ireo.
👍 pejintsika ho anarahanao fampianarana recette gratuit sy zavatra mahasoa isankarazany isan'andro eto ☑️

07/06/2025

Fanaovana FRITE MIKAREPOKA 🇲🇬❤️

-lomana anaty rano misy vaingandrano(glacon) amin'izay manala ilay amidon rapide ahatonga azy ikarepoka
Tsy mapiraikitra ny ovy samy ovy rehefa endasina anaty menaka anaty lapoaly
Tsy mapamangana na manova ny lokon'ny ovy!

Siramamy sy vinaigre no andomana azy fanindroany efa tsisy rano intsony dia mahazo TSIRO FRITE irony orinasa lehibe irony ianao
🇲🇬❤️

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉 KELY 🇲🇬❤️ Na kitiho fotsiny ilay soratra mangakely hoe suivre ery ambony indrindra dia tafiditra ianao merci 👍

Address

K III
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSARA KELY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share