Ilainao isan'andro

Ilainao isan'andro Hahitanao karazan'entana ilainao andavan'andro, manala fahasahirahanana sy manamora ny fiainanao.

โ˜• Filtre ร  cafรฉ professionnel : vonjivonjeo sao tara a ๐Ÿšจ๐Ÿจ Manao hรดtely, restaurant na mivarotra hani-masaka ve ianao dia...
15/09/2026

โ˜• Filtre ร  cafรฉ professionnel : vonjivonjeo sao tara a ๐Ÿšจ

๐Ÿจ Manao hรดtely, restaurant na mivarotra hani-masaka ve ianao dia mitady fanaovana kafe tsy mila herinaratra โšก, mora ampiasaina, mora diovina ๐Ÿงผ sy hahavitana litatra maromaro (hatraminโ€™ny 5 litatra) ny in-dray mipalaka ?

Aza mitady hafa intsony fa ito filtre ร  cafรฉ ito ilay notadivinaoโ€ฆ โ˜•๐Ÿ˜

โ“ Inona no tombony ho azonao aminโ€™ny fampiasana anโ€™ito filtre ito ?

โ€ข โ˜• Voalohany aloha mahery sy misy tsirony kokoa ny kafe karakarainaoโ€ฆ Tsy toy ny filtre taratasy mantsy fa mamela ny menaka voajanahary aminโ€™ny kafe hivoaka ito filtre ร  cafรฉ rรฉutilisable itoโ€ฆ Vokany : ho afa-po ireo mila anโ€™ilay kafe somary choc choc. Afaka mandalo manandrana ny tsironโ€™ny kafe vita aminy ko vao mividy a. ๐Ÿ˜‚

โ€ข ๐Ÿงผ Mora ampiasaina sy mora diovina : esorina ny vovokafe, ampandalovina rano na kobanina kely fotsiny dia efa afaka averina ampiasaina. Tsisy hoe atapy andro na hoe atahorana haniry bobongolo.

โ€ข ๐Ÿ’ช Tsy tontanโ€™ny elaโ€ฆ Samy mahafantatra daholo angamba hoe ahoana ny faharetanโ€™izany fitaovana vita aminโ€™ny inox izany e ? Raha tsara kojakoja na ny zafy kelinareo ary mety mbola hampiasa anโ€™ilay filtre ร  cafรฉ izay hovidianareo ato aminayโ€ฆ ๐Ÿ˜‰

โ€ข ๐Ÿ’ฐ Mitsitsy volaโ€ฆ Tsy mila mividy filtre ร  papier isaky ny mihetsika, tsy mila fanamboarana fa hoe simba nohonโ€™ny jiro miaka-midina... โšก Tsisy piรจces mila soloinaโ€ฆ

๐Ÿ’ต Ny vidiny ? 60 000 ariary. Mety ho mora, mety ho lafo arakaraky ny filร nao sy ny fomba fijerinaoโ€ฆ

Misy ny mimenomenona hoe lafo izy izany. ๐Ÿ˜‰ Fa ny olona mimenomenona hoe lafo matetika tsy mividy. Fa ny olona izay efa nividy kosa mbola afa-po daholo aloha hatreto satria manamora ny fiainan-dry zareo sady ilainy isanโ€™andro ilay filtre ร  cafรฉโ€ฆ โ˜• Aza miandry ela intsony ary fa apetrao ny commandeโ€™nao dia ho afa-po ko ianaoโ€ฆ ๐Ÿ˜Š

Ny lafy ratsiny fotsiny ? ๐Ÿ˜… Raha saro-kenatra sy tsy tia dokadoka ianao mety ho sahirakirana ihany satria mety ho voadokadoka foana ianao isaky ny misy misotro kafe ao aminareo :

ยซ Mahery ery izany kafe izany ยป โ˜•๐Ÿ˜‹

ยซ Tena hafa mihintsy ny kafe ato aminareo ยป โ˜•๐Ÿ˜

Fanamarihana ๐Ÿ“ : tsy natao ho anโ€™ny professionnel ihany ito filtre ร  cafรฉ ito fa mety ko ho anareo maro an-tranoโ€ฆ 1 minitra eo anie dia efa hahavitana kafe 1 zinga be e. โฑ๏ธโ˜•

Koa aza misalasala ary mametraka ny laharanao ๐Ÿ“ž sy milaza ny toerana hanaterana azy ๐Ÿ“ any aminโ€™ny hafatra miafina ...

๐Ÿšจ Vonjivonjeo fa vitsivitsy ihany no misy atoโ€ฆ Izay tsy mahatratra miandry arrivage manaraka indray. โณ

Nanontany kely ny haranita-tsaina artifisialy (IA) hoe inona no tombo azo amin'ny filtre ร  cafรฉ inoxydable...
13/09/2026

Nanontany kely ny haranita-tsaina artifisialy (IA) hoe inona no tombo azo amin'ny filtre ร  cafรฉ inoxydable...

โ˜• FILTRE ร€ CAFร‰ Rร‰UTILISABLE PROFESSIONNEL : UNE SEULE Dร‰PENSE, ET VOUS รŠTES TRANQUILLE !Une machine ร  cafรฉ, cโ€™est prati...
13/09/2026

โ˜• FILTRE ร€ CAFร‰ Rร‰UTILISABLE PROFESSIONNEL : UNE SEULE Dร‰PENSE, ET VOUS รŠTES TRANQUILLE !

Une machine ร  cafรฉ, cโ€™est pratiqueโ€ฆ jusquโ€™au jour oรน elle tombe en panne. ๐Ÿ˜ฉ

Pompe, rรฉsistance, piรจces ร  remplacer, entretien, consommables ร  racheter rรฉguliรจrementโ€ฆ ร€ la longue, prรฉparer du cafรฉ peut finir par coรปter plus cher et devenir plus contraignant quโ€™on ne le pensait.

Et lorsquโ€™il faut prรฉparer beaucoup de cafรฉ, une petite machine peut aussi obliger ร  multiplier les prรฉparations.

๐Ÿ‘‰ Avec ce filtre ร  cafรฉ rรฉutilisable professionnel, vous faites un seul investissement : 60 000 Ar.

Pas besoin dโ€™acheter une machine complexe.
Pas de moteur, pas de pompe, pas dโ€™รฉlectronique.
Et surtout, pas besoin de racheter un filtre jetable aprรจs chaque utilisation.

โ˜• JUSQUโ€™ร€ 5 LITRES DE CAFร‰ EN UNE FOIS !

Son grand format permet de prรฉparer jusquโ€™ร  5 litres de cafรฉ en une seule prรฉparation, selon votre installation et la quantitรฉ utilisรฉe.

Vous gagnez du temps lorsque vous devez servir plusieurs personnes. โฑ๏ธ

๐Ÿ’ช SIMPLE, Rร‰UTILISABLE ET PRATIQUE

โœ”๏ธ Filtre rรฉutilisable
โœ”๏ธ Construction en acier inoxydable
โœ”๏ธ Facile ร  nettoyer
โœ”๏ธ Adaptรฉ aux prรฉparations en grande quantitรฉ
โœ”๏ธ Pas de piรจces รฉlectroniques susceptibles de tomber en panne
โœ”๏ธ Un investissement unique pour une utilisation rรฉpรฉtรฉe

๐Ÿช IDร‰AL POUR LES PROFESSIONNELS

โ˜• Cafรฉs et restaurants
๐Ÿจ Hรดtels
๐Ÿข Bureaux
๐ŸŽ‰ Rรฉceptions et รฉvรฉnements
๐Ÿฝ๏ธ Services de restauration

๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ฆ ET AUSSI POUR LES FAMILLES NOMBREUSES

ร€ la maison รฉgalement, il devient particuliรจrement pratique lorsque plusieurs personnes boivent du cafรฉ.

Une grande prรฉparation, tout le monde est servi. โ˜•โค๏ธ

๐Ÿ“ Diamรจtre : 19,5 cm
๐Ÿ“ Hauteur : 17,5 cm

๐Ÿ”ฅ SEULEMENT 60 000 ARIARY

Une seule dรฉpense. Un filtre que vous rรฉutilisez encore et encore.

๐Ÿ“ฉ Envoyez-nous un message pour commander.

โ˜•๏ธ **๐‘ป๐’Š๐’‚ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’—๐’† ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’ ? ๐‘ด๐’Š๐’”๐’๐’•๐’“๐’ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’Ž๐’‚๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ?** ๐Ÿค” ๐Ÿšจ **๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—ข !!!** ๐Ÿšจ Aza mividy an'ito ** ฬ€_๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ_๐’“๐’†ฬ๐’–๐’•๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’‚๐’ƒ๐’๐’†** i...
12/09/2026

โ˜•๏ธ **๐‘ป๐’Š๐’‚ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’—๐’† ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’ ? ๐‘ด๐’Š๐’”๐’๐’•๐’“๐’ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’Ž๐’‚๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ?** ๐Ÿค” ๐Ÿšจ **๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—ข !!!** ๐Ÿšจ Aza mividy an'ito ** ฬ€_๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ_๐’“๐’†ฬ๐’–๐’•๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’‚๐’ƒ๐’๐’†** ito โŒ๐Ÿ˜‚

Satria nahoana ๐Ÿ˜ฑ?

Lasa tia misotro kafe ianao satria ito filtre ร  cafรฉ ito dia mora ๐Ÿซฐ, sady haingana โšก ny mikarakara kafe aminy. Mahafatifaty kely koa, ka vao mahita azy ianao dia ohatran'ny te hanao kafe izany foana ๐Ÿคค.

Tsy afaka mitaraina intsony ianao hoe ratsy tavana izany kafe izany ๐Ÿ˜… satria misy filtre 2 mifanaraka ๐Ÿฅ‚ ilay izy dia tsy atahorana ho lasa mamasipasika ny kafeanao ๐ŸคŽ๐Ÿ‘Œ.

Lasa tsy ho tianao intsony ny kafe vidiana eny amin'ny sisiny ๐Ÿšถโ€โ™‚๏ธ satria mora kokoa ๐Ÿ’ธ mahery kokoa ๐Ÿ’ฅ no sady matsiro kokoa ny kafe sotroinao ao an-trano ๐Ÿก.

Tsy hitanao izay handanianao ny volanao ๐Ÿคทโ€โ™‚๏ธ satria tsy mila mividy machine ร  cafรฉ lafo be ๐Ÿ’ธ sy filtre en papier intsony ๐Ÿ—‘๏ธ ianao, 60 000 Ariary no vidin'i Goliath ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ”ฅ.

Ho leo be anao ihany ny namanao ๐Ÿ‘ฅ sy ny havanao ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง satria ianao lasa ohatran'ny matimatikambo izany ๐Ÿง:
"Za tsy misotro kafe eny amin'ny sisiny intsony โŒ fa aleoko manao ao an-trano ๐Ÿกโ˜•๐Ÿ”ฅ",
isak'izay misy vahiny mandalo ๐Ÿ‘€:
"Sao dia hisotro kafe nareo ๐Ÿคญ? Za ihany no manao azy ๐Ÿ˜Žโ˜•!"

Efa nampitandremanay ianareo izay a โš ๏ธ๐Ÿ”ฅ!!!
Fa raha ohatra mo ianareo ka mafy loha ๐Ÿงฑ, te hividy an'ilay filtre cafรฉ ihany ๐Ÿคญ, dia andefao hafatra miafina โœ‰๏ธ na antsoy ๐Ÿ“ž ny laharana 033 80 831 94.

โ˜•๏ธ **๐‘ป๐’Š๐’‚ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’—๐’† ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’ ? ๐‘ด๐’Š๐’”๐’๐’•๐’“๐’ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’Ž๐’‚๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ?** ๐Ÿค” ๐Ÿšจ **๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—ข !!!** ๐Ÿšจ Aza mividy an'ito ** ฬ€_๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ_๐’“๐’†ฬ๐’–๐’•๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’‚๐’ƒ๐’๐’†** i...
10/09/2026

โ˜•๏ธ **๐‘ป๐’Š๐’‚ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’—๐’† ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’ ? ๐‘ด๐’Š๐’”๐’๐’•๐’“๐’ ๐’Œ๐’‚๐’‡๐’† ๐’Ž๐’‚๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ?** ๐Ÿค” ๐Ÿšจ **๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—ข !!!** ๐Ÿšจ Aza mividy an'ito ** ฬ€_๐’„๐’‚๐’‡๐’†ฬ_๐’“๐’†ฬ๐’–๐’•๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’‚๐’ƒ๐’๐’†** ito โŒ๐Ÿ˜‚

Satria nahoana ๐Ÿ˜ฑ?

Lasa tia misotro kafe ianao satria ito filtre ร  cafรฉ ito dia mora ๐Ÿซฐ, sady haingana โšก ny mikarakara kafe aminy. Mahafatifaty kely koa, ka vao mahita azy ianao dia ohatran'ny te hanao kafe izany foana ๐Ÿคค.

Tsy afaka mitaraina intsony ianao hoe ratsy tavana izany kafe izany ๐Ÿ˜… satria misy filtre 2 mifanaraka ๐Ÿฅ‚ ilay izy dia tsy atahorana ho lasa mamasipasika ny kafeanao ๐ŸคŽ๐Ÿ‘Œ.

Lasa tsy ho tianao intsony ny kafe vidiana eny amin'ny sisiny ๐Ÿšถโ€โ™‚๏ธ satria mora kokoa ๐Ÿ’ธ mahery kokoa ๐Ÿ’ฅ no sady matsiro kokoa ny kafe sotroinao ao an-trano ๐Ÿก.

Tsy hitanao izay handanianao ny volanao ๐Ÿคทโ€โ™‚๏ธ satria tsy mila mividy machine ร  cafรฉ lafo be ๐Ÿ’ธ sy filtre en papier intsony ๐Ÿ—‘๏ธ ianao, 15.000 ilay Davida kely, 60 000 Ariary monja kosa ๐Ÿท๏ธ no vidin'i Goliath ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ”ฅ.

Ho leo be anao ihany ny namanao ๐Ÿ‘ฅ sy ny havanao ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง satria ianao lasa ohatran'ny matimatikambo izany ๐Ÿง:
"Za tsy misotro kafe eny amin'ny sisiny intsony โŒ fa aleoko manao ao an-trano ๐Ÿกโ˜•๐Ÿ”ฅ",
isak'izay misy vahiny mandalo ๐Ÿ‘€:
"Sao dia hisotro kafe nareo ๐Ÿคญ? Za ihany no manao azy ๐Ÿ˜Žโ˜•!"

Efa nampitandremanay ianareo izay a โš ๏ธ๐Ÿ”ฅ!!!
Fa raha ohatra mo ianareo ka mafy loha ๐Ÿงฑ, te hividy an'ilay filtre cafรฉ ihany ๐Ÿคญ, dia andefao hafatra miafina โœ‰๏ธ na antsoy ๐Ÿ“ž ny laharana 033 80 831 94.

โ˜•๐Ÿ”ฅ **โœจ ๐‘ฌ๐‘ญ๐‘จ ๐‘ป๐‘ถ๐‘ต๐‘ฎ๐‘จ ๐‘ฐ๐‘ณ๐‘จ๐’€ ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ณ๐‘ป๐‘น๐‘ฌ ๐‘จฬ€ ๐‘ช๐‘จ๐‘ญ๐‘ฌฬ ๐‘ฎ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ป๐‘ฏ ๐‘ฉ๐‘ฌ ๐‘ต๐‘ถ๐‘ป๐‘จ๐‘ซ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ฝ๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ๐‘น๐‘ฌ๐‘ถ ! ๐Ÿ’ชโœจ** ๐Ÿ”ฅโ˜•  Tonga tampoka ny vahiny avy lavitra... ๐Ÿ˜…๐Ÿš—  Te...
17/08/2026

โ˜•๐Ÿ”ฅ **โœจ ๐‘ฌ๐‘ญ๐‘จ ๐‘ป๐‘ถ๐‘ต๐‘ฎ๐‘จ ๐‘ฐ๐‘ณ๐‘จ๐’€ ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ณ๐‘ป๐‘น๐‘ฌ ๐‘จฬ€ ๐‘ช๐‘จ๐‘ญ๐‘ฌฬ ๐‘ฎ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ป๐‘ฏ ๐‘ฉ๐‘ฌ ๐‘ต๐‘ถ๐‘ป๐‘จ๐‘ซ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ฝ๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ๐‘น๐‘ฌ๐‘ถ ! ๐Ÿ’ชโœจ** ๐Ÿ”ฅโ˜•

Tonga tampoka ny vahiny avy lavitra... ๐Ÿ˜…๐Ÿš—

Te handroso kafe azy ireo ianao nefa lavitra vao misy mpivarotra kafe sy m**o mahafa-po anao ny tsiro sy ny herin'ny kafe'ny ? โ˜•โค๏ธ๐Ÿ˜‹

Tsy voatery handeha hividy eny aminโ€™ny mpivarotra foana ko anie... ๐Ÿ›๏ธ๐Ÿšถโ€โ™‚๏ธ

Afaka ianao ihany no mikarakara vetivety ny kafe ho aroso ny vahiny. ๐Ÿ™Œโ˜•โœจ

Amin'izay ko kafe madio, manitra sy mahery no arosonao ny vahinyโ€ฆ ๐Ÿ˜‹โ˜•๐ŸคŽ

Sady **GOLIATH dia afaka hanaovana kafe hatraminโ€™ny 5 litatra indray mandeha.** ๐Ÿ’ฅโ˜•๐Ÿ’ช

**Inona ร ry no tombony ho azonao ?** ๐Ÿ‘‡๐Ÿ˜

โšก **Tsy mila courant.**

Na tapaka aza ny jiro, mbola afaka mikarakara cafรฉ foana ianao. ๐Ÿ”ŒโŒ๐Ÿ’ก

Ary tsy mila manahy ny amin'ny courant miakatra-midina izay mety hanimba ny machine ร  cafรฉ. ๐Ÿ˜‰โšก

๐Ÿ’ช **Mafy ary natao haharitra aman-taonany maro.**

Vita amin'ny **acier inoxydable**, tsy mora arafesina ary tsy mora rovitra. ๐Ÿ›ก๏ธโœจ

โ˜• **Kafe manitra sy mahery :** ๐Ÿ˜‹๐ŸคŽ

Ny filtre ร  cafรฉ inoxydable dia **mamela ny arรดme sy ny menaka voajanahary ao amin'ny cafรฉ hisongadina tsara.** ๐ŸŒฟโ˜•โœจ

Satria ny inox dia tsy mitroka ireo singa manome tsiro sy hanitra ny cafรฉ toy ny fitaovana sasany. ๐Ÿ‘Œโ˜•

๐Ÿงผ **Mora diovina.**

Esory fotsiny ny vovokafรฉ, sasao amin'ny ranoโ€ฆ ๐Ÿ’ฆ๐Ÿซง dia madio indray. โœจ

Tsy mila atapy andro, tsy atahorana ho bobongolo. โ˜€๏ธโŒ๐Ÿฆ 

๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ฆ **Tena mety ho an'ny :**

โ€ข Fianakaviana maro an-trano ๐Ÿ โค๏ธ
โ€ข Olona mandray vahiny matetika ๐Ÿคโ˜•
โ€ข Birao sy orinasa ๐Ÿข
โ€ข Mpivarotra sakafo sy zava-pisotro ๐Ÿฝ๏ธโ˜•
โ€ข Izay rehetra mila cafรฉ betsaka indray mandeha โ˜•โ˜•โ˜•

๐Ÿ‘‰๐Ÿ’ฌ Aza misalasala mandefa hafatra miafana **raha mila anโ€™i GOLIATH ianao.** ๐Ÿ”ฅโ˜•

Tia kafe ve ianao โ˜•? misotro kafe matetika ?TANDREMO โš ๏ธ!!! Aza mividy an'ito filtre ร  cafรฉ ito ๐Ÿšซ!!!Satria nahoana ๐Ÿ˜ฑ?Lasa...
14/08/2026

Tia kafe ve ianao โ˜•? misotro kafe matetika ?
TANDREMO โš ๏ธ!!! Aza mividy an'ito filtre ร  cafรฉ ito ๐Ÿšซ!!!

Satria nahoana ๐Ÿ˜ฑ?

Lasa tia misotro kafe ianao satria ito filtre ร  cafรฉ ito dia mora ๐Ÿซฐ, sady haingana โšก ny mikarakara kafe aminy. Mahafatifaty kely koa, ka vao mahita azy ianao dia ohatran'ny te hanao kafe izany foana ๐Ÿคค.

Tsy afaka mitaraina intsony ianao hoe ratsy tavana izany kafe izany ๐Ÿ˜… satria misy filtre 2 mifanaraka ๐Ÿฅ‚ ilay izy dia tsy atahorana ho lasa mamasipasika ny kafeanao ๐ŸคŽ๐Ÿ‘Œ.

Lasa tsy ho tianao intsony ny kafe vidiana eny amin'ny sisiny ๐Ÿšถโ€โ™‚๏ธ satria mora kokoa ๐Ÿ’ธ mahery kokoa ๐Ÿ’ฅ no sady matsiro kokoa ny kafe sotroinao ao an-trano ๐Ÿก.

Tsy hitanao izay handanianao ny volanao ๐Ÿคทโ€โ™‚๏ธ satria tsy mila mividy machine ร  cafรฉ lafo be ๐Ÿ’ธ sy filtre en papier intsony ๐Ÿ—‘๏ธ ianao, 15.000 ilay Davida kely, 60 000 Ariary monja kosa ๐Ÿท๏ธ no vidin'i Goliath ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ”ฅ.

Ho leo be anao ihany ny namanao ๐Ÿ‘ฅ sy ny havanao ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง satria ianao lasa ohatran'ny matimatikambo izany ๐Ÿง:
"Za tsy misotro kafe eny amin'ny sisiny intsony โŒ fa aleoko manao ao an-trano ๐Ÿกโ˜•๐Ÿ”ฅ",
isak'izay misy vahiny mandalo ๐Ÿ‘€:
"Sao dia hisotro kafe nareo ๐Ÿคญ? Za ihany no manao azy ๐Ÿ˜Žโ˜•!"

Efa nampitandremanay ianareo izay a โš ๏ธ๐Ÿ”ฅ!!!
Fa raha ohatra mo ianareo ka mafy loha ๐Ÿงฑ, te hividy an'ilay filtre cafรฉ ihany ๐Ÿคญ, dia andefao hafatra miafina โœ‰๏ธ na antsoy ๐Ÿ“ž ny laharana 033 80 831 94.

04/08/2026

... Sa ianao mihitsy ilay tsy velona raha tsy misotro cafรฉ isan'andro ๐Ÿ˜… ?


/ Un projet de DreamTeam

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilainao isan'andro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share