06/06/2026
Akory aby eh🇲🇬👋👋🫡
Ho avy ty fetin'ny Ankizy 🎉🎊🎈ka de efa miomana sahady eh.
Jereo ao izay tianareo ho an'ilay zaza❤️
Mp avy hatrany ho an'izay liana 📩
-sac à main lumineux pour fille: 10.000ar
-Bâton lumineux Mikey, Étoile no dispo :4000ar
-Boucle d'oreille lumineuse(mety ho an tsy mitevika na lehilahy aza):3000ar
-Lacet lumineux: 5000ar
Récupération Tsiadana 🤲
Livraison à partir de 2000ar 🚚