ROTSI ROTSI

ROTSI ROTSI 🌷 Le détail qui révèle votre style 🌷

📍5 0 0 0 Ar📍    / monnaie/carte   ,   à lunch, à langer, etc'Ndao liquidena malaky e🤩👜Frip européenne 🚲Sur Livraison man...
14/06/2026

📍5 0 0 0 Ar📍

/ monnaie/carte

, à lunch, à langer, etc

'Ndao liquidena malaky e🤩

👜Frip européenne
🚲Sur Livraison mandefa any amin'ny faritra

Abonne-toi 😉 ROTSI ROTSI

📍 spécial SAC À DOS 📍Aiza daholo indray ianareo mpanaraka amin'ireto kitapo ireto e🤩Tsy misy tantaraina be fa ao amin'ny...
07/06/2026

📍 spécial SAC À DOS 📍

Aiza daholo indray ianareo mpanaraka amin'ireto kitapo ireto e🤩

Tsy misy tantaraina be fa ao amin'ny sous commentaire ny détail oo🔍


🚲sur Livraison Tana/ Province

Abonne-toi 😉
ROTSI ROTSI

💐Arahabaina ny reny rehetra mpanaraka ny pejy nahatratra ity androany ity😘😘💐❣️Koa ireto ary misy POKETRA ho fanomezana h...
31/05/2026

💐Arahabaina ny reny rehetra mpanaraka ny pejy nahatratra ity androany ity😘😘💐

❣️Koa ireto ary misy POKETRA ho fanomezana ho anareo🥰,
P.R.I.X fête des mères fa mahaiza manararaotra an! À partir de 5 0 0 0 A r

Européenne
🚲 Sur livraison TANA/ PROVINCE
🔍 Détails en sous commentaire

Abonne-toi 😉
ROTSI ROTSI

🎒 Spécial Sac à dos ho anareo vehivavy rehetra🎒Aiza daholo ianareo niandry fatratra🤩Jereo ato Ilay cadeau fa hatsaran'en...
27/05/2026

🎒 Spécial Sac à dos ho anareo vehivavy rehetra🎒

Aiza daholo ianareo niandry fatratra🤩

Jereo ato Ilay cadeau fa hatsaran'entana ireto😋

foana akia ny entana a🤩
🚲 Livraison Tana Province
🔍Ao amin'ny sous commentaire ny détails rehetra

Abonne-toi 😉
ROTSI ROTSI

Amakianay bal mitsy ndray aloha ianareo izay tsy nahazo sac à dos fête des mères e🤩🤩, tena arrivage manitra bé 😍😍aza mia...
27/05/2026

Amakianay bal mitsy ndray aloha ianareo izay tsy nahazo sac à dos fête des mères e🤩🤩, tena arrivage manitra bé 😍😍aza miala lavitra fa manomana Kely zahay dia rahariva an!!😘😘

Mampite hanao JP aby anie izy ato e🥲

📌 offre spéciale sac à dos femme 📌Ho an'izay mbola tsy nahazo, araraoty fa ireto mbola misy dispo an , amin'ilay p'r'i'x...
24/05/2026

📌 offre spéciale sac à dos femme 📌

Ho an'izay mbola tsy nahazo, araraoty fa ireto mbola misy dispo an , amin'ilay p'r'i'x c'a'd'e'a'u tsara🥰

🎒
🚲 livraison Tana/ Province
🔎 détails et prix ao @ sous commentaire

Abonne-toi 😉

Hay vé e😍🤔, Zay nahatonga anareo niady an'iny Sac à dos Puma Arsenal iny Kay🤭
20/05/2026

Hay vé e😍🤔, Zay nahatonga anareo niady an'iny Sac à dos Puma Arsenal iny Kay🤭

The Arsenal. Your Premier League champions.

👜Koa satria efa manakaiky ny fetin'ny reny dia asiatsika an'ireto indray aloha:👉  Bandoulière , sac épaule, sac à main,....
17/05/2026

👜Koa satria efa manakaiky ny fetin'ny reny dia asiatsika an'ireto indray aloha:
👉 Bandoulière , sac épaule, sac à main,...

P.r.i.x fanomezana avy hatrany reo an😉mahaiza manararaotra sao tara eo ndray 😜

🔍 Détails rehetra ao @ sous commentaire
👜Frip européenne
🚲 Sur livraison : Tana/Province

Abonne-toi 😉
ROTSI ROTSI

📣 Spécial   📣(Sport, à langer, voyage,barda, randonnée, mihaja,...)👉Mahazo tombony bé ianareo Lehilahy rehetra amin'ity ...
14/05/2026

📣 Spécial 📣
(Sport, à langer, voyage,barda, randonnée, mihaja,...)

👉Mahazo tombony bé ianareo Lehilahy rehetra amin'ity fa araraoty an, fa misy mety ho anareo vehivavy ihany koa 😜

🔍toy ny mahazatra, détails rehetra en sous commentaire
💯 Frip européenne foana ny antsika
🚲 livraison Tana / Province

Abonne-toi 😉 ROTSI ROTSI

Aodyyy👋, spécial Sac à dos indray isika rahariva oo😍😍Patiny kely aloha ity Sac à dos à langer TBE ity👌💰40k ho an'izay ha...
14/05/2026

Aodyyy👋, spécial Sac à dos indray isika rahariva oo😍😍

Patiny kely aloha ity Sac à dos à langer TBE ity👌

💰40k ho an'izay haka azy

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ROTSI ROTSI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share