14/12/2025
✂️Fantatrao ve fa ny manapaka volo indraindray dia manampy ny volo hitombo, hihatsara foana ?👀✂️
👉 Aogositra : nanapaka volo aho
👉 Ankehitriny : lava kokoa ny volo, mbola salama sy tsara boucles
💡 Fa maninona no tsara ny manapaka volo indraindray :
✔️ Tsy mora tapaka ny tendrony
✔️ Miverina tsara endrika ny boucles
✔️ Mora démêlage
✔️ Miha salama kokoa ny volo
⚠️ Rehefa mihalava ny volo, mety hihena ny boucles satria :
• Mihamavesatra ny volo
• Misintona ny boucles hidina ny longueur
• Raha simba ny tendrony dia very ny rebond
👉 Torohevitra:
✂️ Manapaha kely isaky ny 3–6 volana
💧 Tazomy ho nourri tsara ny volo
🌀 Aza avela ho simba ny tendrony, tapao Kely foana, zah ihany Zao nanao nenah io 😅
Fanontaniana ho anao :
Manapaka volo ve ianao…
🔘 tsy manapaka mihitsy
🔘 rehefa tena tapaka sy simba
🔘 manapaka tsy tapaka
Commentaire 👇