Chic by J

Chic by J Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chic by J, Shopping & retail, Antananarivo.

Team botte lava ndray ary sa fohy e? 😍Efa misoratra isaky ny sary ny détail rehetra🥰Ataovy malaky ary JP ooo... 🏃‍♀️
22/03/2026

Team botte lava ndray ary sa fohy e? 😍
Efa misoratra isaky ny sary ny détail rehetra🥰
Ataovy malaky ary JP ooo... 🏃‍♀️

Elaela indray isika tsy tato ooo...Ireto indray ary ny arrivage-tsika 😍Efa manomboka mangatsika ny andro ao an 🥶Jereo ai...
14/03/2026

Elaela indray isika tsy tato ooo...
Ireto indray ary ny arrivage-tsika 😍
Efa manomboka mangatsika ny andro ao an 🥶
Jereo aingana ary fa aza tara ooo...🏃‍♀️‍➡️
Suédine tsara be ampafana antsika 🥵
Efa eo amin'ny sary daholo ny détail

Liquidation avant arrivage ooo...Ataotsika 20 000 Ar daolo ary ireto suédine fourrure mafana tsara ireto.Malakilaky ary ...
03/07/2025

Liquidation avant arrivage ooo...
Ataotsika 20 000 Ar daolo ary ireto suédine fourrure mafana tsara ireto.
Malakilaky ary sao dia tara.

Mila manao chic foana isika na dia mangatsika ary ny andro 🥶Jereo indray ary izay tiana amin'ireto manteau matevina tsar...
03/07/2025

Mila manao chic foana isika na dia mangatsika ary ny andro 🥶
Jereo indray ary izay tiana amin'ireto manteau matevina tsara ireto 🥰
Tsy maninona ataotsika 28 000 Ar fotsiny 🤑
Aza misalalasala ary miditra MP ooo....

Miarahaba antsika rehetra indray o.🥰Efa akaiky izao ny fetin'ny ray.Omeo ny lafatra indrindra izy amin'ireto Jean vraie ...
11/06/2025

Miarahaba antsika rehetra indray o.🥰
Efa akaiky izao ny fetin'ny ray.
Omeo ny lafatra indrindra izy amin'ireto Jean vraie LEVI'S ireto.😍
Vitsy ihany dispo an!
Malaky ary manoratra MP

❌Tout à 25 000 Ar❌Oui, 25 000 Ar🥰Suédine milay be anefa 😍Omano dieny izao ny fetin'ny reny ooo...Misy azo isafidianana t...
20/05/2025

❌Tout à 25 000 Ar❌
Oui, 25 000 Ar🥰
Suédine milay be anefa 😍
Omano dieny izao ny fetin'ny reny ooo...
Misy azo isafidianana tsara ireto.
Na ho anao koa aza de mety.
Cliquéna fotsiny ny sary de ao daholo ny momba momba azy.
😜

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chic by J posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share