Rova en ligne

Rova en ligne Mitady entana mora nefa tsara kalitao vé ianao!?

Izahay ato @ Rova en ligne Dia mivarotra entana maro isankarazana toy n'y:
👉 Kojakojandakozia
👉Kiraro
👉Lamba(akanjo/robe/drap/sns...)
👉Poketra
🔴Manao livraison izahay 🥰
✅Abonneo Ary n'y pejintsika 🥰

✅Louche en plastique✅✔lmahazaka hafanana 210 degré👉6 pièces bé Zao ❌12000ar❌
17/08/2026

✅Louche en plastique✅
✔lmahazaka hafanana 210 degré
👉6 pièces bé Zao
❌12000ar❌

❌ilaina bé Ty amzao orana avy Zao an🥰✅Botte de pluie✅👉PT=38 à 44❌35000ar❌mp vite🥰
17/08/2026

❌ilaina bé Ty amzao orana avy Zao an🥰
✅Botte de pluie✅
👉PT=38 à 44
❌35000ar❌
mp vite🥰

Mirary erinandro vaovao feno fitahiana 🙏🥰
17/08/2026

Mirary erinandro vaovao feno fitahiana 🙏🥰

15/08/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Fandresena Mamiratra, Aimée Norosoa, Kasumi Aiçhaa, Maman An'i Baina

✅Babylisse NOVA✅👉160° a 220°c👉45w❌25000ar❌
15/08/2026

✅Babylisse NOVA✅
👉160° a 220°c
👉45w
❌25000ar❌

❌23000ar❌✅Zinga inox 6piece✅👉matevina tsara
15/08/2026

❌23000ar❌
✅Zinga inox 6piece✅
👉matevina tsara

❌10000ar❌✅Sac pliable misy cage✅
15/08/2026

❌10000ar❌
✅Sac pliable misy cage✅

🔴Iza ko n'y Maika lava mitovy amiko ato 😁🤣mety amitsika Ty sady amin'ilay kalitao tena tsara nefa mora🥰✅Bouloire PAVA✅👉2...
15/08/2026

🔴Iza ko n'y Maika lava mitovy amiko ato 😁🤣mety amitsika Ty sady amin'ilay kalitao tena tsara nefa mora🥰
✅Bouloire PAVA✅
👉2litre
❌30000ar❌

15/08/2026

Tena mandeha bé le andro ! tapitra sahady indray n'y erinandro 🥰 ! mirarisoa bé fona ho antsika mpanaraka pejy n'y hatrany 🥰

🔴Tena ilaina bé ity sady manala fahasahiranana maman a🥰✅Ody moka électrique✅👉Tsy  misy fofona👉mety tsara ho an'i zaza👉mi...
14/08/2026

🔴Tena ilaina bé ity sady manala fahasahiranana maman a🥰
✅Ody moka électrique✅
👉Tsy misy fofona
👉mety tsara ho an'i zaza
👉mihena be ny depense amin'ity nama an😂
❌12000ar /détail ❌
❌9000ar/gros(+5)❌

Address

Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rova en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share