23/06/2026
📚 Vakio, ankafizo ary ireharehao ny maha-Malagasy! 🇲🇬
💚🤍❤️ Miravaka Maitso, Fotsy ary Mena ny trano fivarotam-bokinay amin’izao ankatoky ny Fetim-pirenena izao.
🎉 Ho fankalazana izany dia niara-niasa tamin’ireo mpanonta boky malagasy izahay, ka nanomana fihenam-bidy manokana ho anareo amin’ireo boky voafantina, amin'ny vidiny miavaka nanomboka ny 20 ka hatramin’ny 30 Jona. 📖✨
🛍️ Ka araraoty, tongava mitsidika sy manjifa. 📚😊
🇲🇬Andao hiaraka hankalaza sy hampiroborobo ny kolontsaina malagasy amin’ny alalan’ny vaky boky! ✨❤️💚🤍
La fierté d'être malgache, ça se lit aussi 📚
Nos librairies se mettent aux couleurs de la Fête Nationale💚🤍❤️.
Cette année, nous avons uni nos forces avec nos éditeurs locaux pour vous concocter quelque chose de spécial 🥳 des titres soigneusement choisis, à des prix que vous ne reverrez pas de sitôt.
Du 20 au 30 juin, profitez de cette sélection exclusive dans nos librairies. Et pendant que vous y êtes, laissez-vous surprendre, il y a peut-être d'autres raisons de pousser la porte. 😉
🗓️ 10 jours seulement — stocks limités.
📍 En boutique
✨ 𝐈𝐁𝐂 𝐋𝐢𝐛𝐫𝐚𝐢𝐫𝐢𝐞 𝐂𝐚𝐟𝐞́ ✨
🏢 1er étage Centre Commercial Akoor Digue
📞 038 50 600 77
🕒 Mardi au samedi : 9h30 – 18h30
🕒 Dimanche : 9h30 – 13h