Bid's Trends

Bid's Trends Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bid's Trends, Shopping & retail, Tana, Antananarivo.

Samsung A03S sy Vivo y79 AMIDY. - Samsung maty écran sy simba selfie - Vivo maty écran sy tapaka power Amidy zay haka fa...
20/04/2026

Samsung A03S sy Vivo y79 AMIDY.
- Samsung maty écran sy simba selfie
- Vivo maty écran sy tapaka power
Amidy zay haka fa maika vola kely, alefako mora izy roa

✨Ireto misy fomba Fikarakarana tarehy tsotra sy mahomby ary mety hahasoa mba ho zaraina kely😊Raha tianao ho madio sy sal...
21/02/2026

✨Ireto misy fomba Fikarakarana tarehy tsotra sy mahomby ary mety hahasoa mba ho zaraina kely😊

Raha tianao ho madio sy salama ny hoditrao dia araho ireto dingana 3 fototra ireto:
🧼 1. Diovy indroa isan’andro
Esory ny loto sy menaka tafahoatra maraina sy hariva.
Misafidiana savon na gel mifanaraka amin’ny karazana hoditrao.
💧 2. Omeo hydration ny hoditra
Ampiasao crème na gel hydratant aorian’ny fanadiovana.
Ny hoditra voahosotra tsara → malefaka sy tsy mora simba.
☀️ 3. Arovy amin’ny masoandro
Na tsy mivoaka be aza dia tsara ny mampiasa protection solaire.
Miaro amin’ny tasy sy fahanterana aloha loatra.
✔ Toro-hevitra tsotra, vokatra hita maso rehefa atao isan’andro.
👉 Araho ny page raha te hahazo toro-hevitra fikarakarana tena hafa! Aza adino ny mizara izany sy mi-abonné ny page😉☺️

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bid's Trends posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share