La Ferme 105

La Ferme 105 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Ferme 105, Shopping & retail, Andakana, Antananarivo.

🌿🐔 TSY NY HABETSAN'NY SAKAFO IHANY NO MAMPITOMBO NY AKOHO!Maro no mihevitra fa arakaraka ny hamaroan'ny sakafo no hahato...
03/07/2026

🌿🐔 TSY NY HABETSAN'NY SAKAFO IHANY NO MAMPITOMBO NY AKOHO!

Maro no mihevitra fa arakaraka ny hamaroan'ny sakafo no hahatombo haingana ny akoho. Tsy izany anefa no tena izy.

Raha tianao hitombo tsara sy ho salama ny akoho dia tandremo ireto:

✅ Omeo sakafo mifanaraka amin'ny taonany.
✅ Ataovy madio foana ny rano fisotro. ✅ Diovy tsy tapaka ny tranon'akoho.
✅ Omeo toerana ampy hivezivezena.
✅ Sorohy ny adin-tsaina sy ny hakitroky ny akoho ao anaty trano.

💡 Tsarovy: Ny akoho salama no mitombo haingana sy mahazo vokatra tsara.

Ao amin'ny Nasa Farm, mizara torohevitra maimaim-poana izahay hanampiana ny mpiompy rehetra hahomby.

💬 Inona no fanontaniana tianao hapetraka momba ny fiompiana akoho? Soraty ao amin'ny commentaire, dia hovaliantsika amin'ny publication manaraka.

👉 Araho ny pejy Nasa Farm raha mila torohevitra sy teknika mahasoa momba ny fiompiana akoho.




01/07/2026

🐥 ANTONY 5 MAHATONGA NY ZANAK'AKOHO HO FATY AO ANATIN'NY 2 HERINANDRO VOALOHANY

Maro ny mpiompy no very zanak'akoho amin'ny fiandohana, nefa azo sorohana izany.

✅ Ireto ny antony mahazatra:

1️⃣ Tsy ampy hafanana.
2️⃣ Tsy madio ny rano sy ny fitaovana.
3️⃣ Tsy mifanaraka amin'ny taonany ny sakafo.
4️⃣ Be rivotra na mando ny tranony.
5️⃣ Tara loatra vao tsikaritra ny aretina.

💡 Tsarovy: Mora kokoa ny misoroka noho ny mitsabo.

👉 Araho ny pejy Nasa Farm raha mila torohevitra mahasoa momba ny fiompiana akoho sy traitement naturel.

Nasa Farm Mdg
gasy



01/07/2026
👇👇👇
30/06/2026

👇👇👇

29/06/2026
❗🐥AKOHO KÔMBÔ🐥❗TANDREMO ❗ 🔥🔥HENA sy ATODY 🔥🔥Mitady akoho salama, matanjaka ary mitombo haingana ve ianao nefa koa Sady a...
27/06/2026

❗🐥AKOHO KÔMBÔ🐥❗TANDREMO ❗ 🔥🔥HENA sy ATODY 🔥🔥

Mitady akoho salama, matanjaka ary mitombo haingana ve ianao nefa koa Sady azahoana atody maro sy hena? Efa tonga ny fotoana hanombohana fiompiana mahomby!

✅ Salama sy matanjaka
✅ Mitombo haingana
✅ Azo antoka ny fahasalamany

👉👉👉 4 herinandro

📅 Disponible: 3–7 Jolay
💰 15.000 Ar/isa
💰 14.000 Ar/isa (manomboka amin'ny 10 isa)

📲 Alefaso dieny izao ny commande-nao ary fa Sao Tara.

📞 WhatsApp/Tél: 037 52 705 71 / 038 53 257 11

🙏 Mankasitraka ireo izay efa nanjifa
❤️Mahavanóna Tompoko 🙏🙏🙏

Ary misaotra sahady hoan'ireo izay hiara hiasa 🙏🙏🙏

🙏 Misaotra tompoko, ary tongasoa eto amin'ny La Ferme 105!

👉FITSABOANA VOAJANAHARY AMIN'NY TONGOLO GASY HO AN'NY ARETIN'NY TAOVAM-PISEFOANA AMIN'NY AKOHO🌟TOETRA MAHASOA AN'NY TONG...
23/06/2026

👉FITSABOANA VOAJANAHARY AMIN'NY TONGOLO GASY HO AN'NY ARETIN'NY TAOVAM-PISEFOANA AMIN'NY AKOHO

🌟TOETRA MAHASOA AN'NY TONGOLO GASY

🔖Antibiotika voajanahary mahery
❇️Miady amin'ny bakteria, viriosy ary holatra
❇️Manamafy ny hery fiarovan'ny vatana
❇️Manampy amin'ny fanalefahana ny fitohanana ao amin'ny lalan-pisefoana

❗❗❗FANAMARIHANA
⚠️ Ity fitsaboana ity dia mety indrindra amin'ny fiandohan'ny soritr'aretina toy ny:
🔻Kohaka
🔻Rora na tsiranoka mivoaka amin'ny orona
Fahasarotana miaina

⚠️ Raha miharatsy ny toe-pahasalaman'ny akoho (fahalemen'ny vatana, fahafatesana maro,...), dia ilaina ny manatona mpitsabo biby.

AKORA ILAINA👇👇👇

✨ BIOLOGIQUE ✨Inona marina Ilay "Bio"(Traitement Biologique...)Ny hoe biologique dia midika hoe mampiasa zavatra avy ami...
16/06/2026

✨ BIOLOGIQUE ✨

Inona marina Ilay "Bio"(Traitement Biologique...)

Ny hoe biologique dia midika hoe mampiasa zavatra avy amin'ny natiora na fomba voajanahary, ka mampihena na misoroka ny fampiasana vokatra simika sy fanafody indostrialy.

Amin'ny fiompiana akoho, ohatra:

🌿 Biologique / naturel

🐓Tongo-gasy (ail)

🐓Sakamalaho (gingembre)

🐓Ravina papaye

🐓Aloe vera (vahona)

🐓Probiotiques naturels

🐓Sakafo voajanahary sy zezika organika

🧪 Tsy biologique

Antibiotiques synthétiques

Fanafody simika sasany

Pesticides sy produits chimiques

Marihina anefa fa tsy midika hoe "biologique" dia mahavita mitsabo ny aretina rehetra.

-Misy aretina mila vaksiny na fanafody manokana ihany. Ny fomba biologique dia matetika ampiasaina ho fisorohana aretina, fanamafisana ny hery fiarovana, ary fanatsarana ny fahasalaman'ny biby.

👉Araho hatrany ny pejy fa hisy fifampizarana ary technique maro hampivoatra ny fiompiana akoho amam-borona izay hataonao!

✨Mahavanona daholo ary eee🙏🙏🙏

Address

Andakana
Antananarivo
00105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Ferme 105 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share