Iantsa toute vente

Iantsa toute vente ♥️♥️Vente de bijoux et des matériels♥️♥️
Bijouterie Iantsa :
⭐Andoharanofotsy
⭐Ambaniatsimo Tanjombato
⭐Maevatanana
⭐Majunga
⭐ Ambondromamy
⭐ En ligne

Photographe

Bijouterie Iantsa Ndao ilalao ato amin'ny akipan'i Bijouterie Iantsa lo isika fa ho avy ihany ko kilalao amin'ny page ts...
29/05/2026

Bijouterie Iantsa

Ndao ilalao ato amin'ny akipan'i Bijouterie Iantsa
lo isika fa ho avy ihany ko kilalao amin'ny page tsika ato❤️❤️❤️

💜 Misy zavatra kely afaka manova ny fomba fijerin’ny olona anao…Ity kavina volafotsy misy vato zirconia mamirapiratra it...
26/03/2026

💜 Misy zavatra kely afaka manova ny fomba fijerin’ny olona anao…

Ity kavina volafotsy misy vato zirconia mamirapiratra ity dia natao ho an’ny vehivavy te ho classy, milamina, ary mahasarika maso.

✨ Tombony tsy azo odian-tsy hita:

- 💎 Vato zirconia violet – mamirapiratra sy manintona avy hatrany
- ⚪ Volafotsy kalitao – maharitra, tsy mora simba
- 🌟 Design élégant – mety amin’ny fotoana rehetra
- 👑 Manome “présence” sy confiance isaky ny mitafy azy

💭 Tsy kavina tsotra izy ity…
fa ilay détail kely mahatonga anao ho tsy hay hadinoina.

🔥 Raha te ho miavaka ianao, izao no fotoana.
Aza miandry — satria izay mahita voalohany no mahazo tsara indrindra.

📍 Lieu: Andoharanofotsy – Bijouterie Jantsa
🚚 Livraison: Manerana an’i Madagascar

📞 Tel: 034 52 911 46
💬 WhatsApp: +261 035 29 1146

📩 Manorata message dieny izao…
✨ Avelao ilay kavina no hiteny ny élégance-nao.

Mirary herinandro mahafinatra ho an tsika rehetra ❤️❤️🥰
23/03/2026

Mirary herinandro mahafinatra ho an tsika rehetra ❤️❤️🥰

20/03/2026
IANTSA TOUTE VENTEPeratra volafotsy voafantina tsaraVita tefy tanana, miaraka amin’ny vato Zirconia mamirapiratraSafidy ...
20/03/2026

IANTSA TOUTE VENTE
Peratra volafotsy voafantina tsara
Vita tefy tanana, miaraka amin’ny vato Zirconia mamirapiratra
Safidy vato:
Zirconia
Taille: 45 – 65mm
Ny antsipiriany kely no mampiavaka ny style.
Peratra iray, fahatsapana hafa tanteraka.
📍 Andoharanofotsy
📞 034 52 911 46 (WhatsApp)

💍❤️ Firarintsoa ho an mpifankatia rehetra ❤️💍Amin’ity andro manokana ity,mirary fitiavana lalina sy maharitra 🤍Enga anie...
14/02/2026

💍❤️ Firarintsoa ho an mpifankatia rehetra ❤️💍
Amin’ity andro manokana ity,
mirary fitiavana lalina sy maharitra 🤍
Enga anie ny tananareo hifampitantana mandrakariva 🤝
ary ny fonareo hifidy indray sy indray hoe :
“Ianao ihany.” 💕
Ho feno hafanana sy fahasambarana anie ny fitiavanareo ✨

❤️ À celle qui fait battre ton cœur plus fort…Il y a des mots qu’on n’ose pas toujours dire.Mais un geste… peut tout rév...
12/02/2026

❤️ À celle qui fait battre ton cœur plus fort…
Il y a des mots qu’on n’ose pas toujours dire.
Mais un geste… peut tout révéler.
Offrir une bague, ce n’est pas offrir un simple bijou.
C’est offrir une promesse silencieuse.
Un souvenir qu’elle gardera au bout des doigts…
et dans son cœur.
💍 Bague en argent véritable
✨ Zirconia éclatant comme vos sentiments
⚖️ Poids : 1,5 g
📏 Taille : 46 à 60 mm
💰 Prix : 42 000 Ar
📍 Disponible à :
Andoharanofotsy – Tanjombato Ambaniatsimo
Majunga – Ambondromamy – Maevatanana
📞 034 52 911 46
📲 WhatsApp : +261 034 52 911 46
Parce que l’amour n’a pas besoin d’être extravagant…
Il a juste besoin d’être sincère ❤️

⏳ EFA TSY ELA DIA TONGA NY SAINT-VALENTIN… 💘 Aza  avela andalo fotsiny  fa araraoty fa mandalo💎 OFFRE SPÉCIALE POUR SAIN...
09/02/2026

⏳ EFA TSY ELA DIA TONGA NY SAINT-VALENTIN… 💘
Aza avela andalo fotsiny fa araraoty fa mandalo
💎 OFFRE SPÉCIALE POUR SAINT-VALENTIN 💎
Peratra volafotsy misy vato tena mamirapiratra
Tsara kalitao vita tanana Manja ery ❤️
💰 Prix: 40 000 Ar
Poids net :1.5gramme
📏 Taille: 45mm – 64mm
⚠️ Stock voafetra tena voafetra — aza tara fa lasan olona ny anjaranao ane ee
📲 Contact: 034 52 911 46
📲 WhatsApp: +26 34 52 911 45
Iantsa Toute Vente 💍
Ataovy miavaka ity Saint-Valentin ity fa amin ny heritoana indray vao misy. 💞

Araka ny nampananantrnana dia indro ary ilay fahana.  🥰❤️ Mampiasa finaritra tompoko  Aza adino manaraka tsy tapaka an P...
08/02/2026

Araka ny nampananantrnana dia indro ary ilay fahana. 🥰❤️ Mampiasa finaritra tompoko
Aza adino manaraka tsy tapaka an PAGE Iantsa toute vente fa mbola maro zavatra mahasoa. ifampizaranatsika eto🥰

08/02/2026

Eoooo aza afino ny fotoana fizarana credit anio ariva amin ny 7

Address

Photographe Et Videast
Antananarivo

Telephone

+261346829382

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iantsa toute vente posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Iantsa toute vente:

Share