Namby Adii

Namby Adii Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Namby Adii, Shopping & retail, FIANARANTSOA, Antananarivo.

abonneo page raha mba tinao ny zavatra zaraiko zay fotsiny mba angatahiko🙏🥺😽

Natao hampitsiky anao😻
💫TANTARA FENO LESONA📝

🏷️👚SHOPPING EN LIGNE 👟👛
CONTACT:+261385525264🛒
WhatsApp ✅+261385525264
🛍️Livraison partout à Mada 🇲🇬
MadeVietnam 💥

⬛🕊️Vaovao mampalahelo 💔 😭 𝑴𝑰𝑺𝑨𝑶𝑵𝑨 𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝒀 𝑵𝒀 𝑻𝑶𝑵𝑻𝑶𝑳𝑶𝑵'𝑵𝒀 𝑺𝑨𝑹𝒀 𝑴𝑰𝑯𝑬𝑻𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑴𝑨𝑳𝑨𝑮𝑨𝑺𝒀 🕊️🕊️Nodimandry ny namana  Dadilahy na Ma...
26/03/2026

⬛🕊️Vaovao mampalahelo 💔 😭

𝑴𝑰𝑺𝑨𝑶𝑵𝑨 𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝒀 𝑵𝒀 𝑻𝑶𝑵𝑻𝑶𝑳𝑶𝑵'𝑵𝒀 𝑺𝑨𝑹𝒀 𝑴𝑰𝑯𝑬𝑻𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑴𝑨𝑳𝑨𝑮𝑨𝑺𝒀 🕊️

🕊️Nodimandry ny namana Dadilahy na Mamitiana Rakotoarisoa 🕊️
Mandria ampiadanana Dadilahy 😭🥺

Lehilahy mahantra latsam-pitia tanteraka tamin'ny vehivavy manankarena iray.❤️    Indray andro rehefa noteren'ny fitia m...
26/03/2026

Lehilahy mahantra latsam-pitia tanteraka tamin'ny vehivavy manankarena iray.❤️

Indray andro rehefa noteren'ny fitia mangina teny foana ilay tovolahy dia namboraka ny fitiavany tamin-drazazavavy ihany.🥰
Ka hoy ilay tovovavy :
"Henoy tsara aho,ny karamanao ray volana ary tsy mahavoavidy ireto akanjo anaovako ireto ankory,,ka noho izany tsy aharaka ny filàko mihintsy enao"
"Ka inona no tokony iarahako aminao?"
"Amin'ny fomba ahoana ny afahanao manome fahafaham-po ho ahy"
"Tsy afaka ny hitia anao izany aho na oviana Na oviana"
"Noho izany adinoy Aho,Ary conseil d'amie Kely ho anao an,olona mitovy saranga aminao vadiana"

Fa Na nisy Aza izany rehetra izany Dia tsy vitan'ilay lehilahy ny nanadino azy vetivety.

10 taona taty aoriana

Indray andro nihaona tao amin'ny fivarotana lehibe iray izy roa ireto.
Hoy Ilay vehivavy :
" Manahoana ianao?"
"Lasa inona enao izao?,mpiasa ato?"
"Eny e, izaho Zao efa manambady,,MBA fantatrao vé hoe ohatrinona ny karaman'ny vadiko
amizao?...efa mihotran'ny 2 millions d'ariary isam-bolana !!"
"MBA tsapanao vé izany ,otrizany ny olona mifanentana amiko..,Sady manam-pahaizana be ko izy"

Nanganohano tanteraka ny mason'ilay lehilahy naheno izany teny rehetra izany.
Segondra vitsy taty aoriana Tonga Ilay vadiny,,tsy nahavita nanao présentation ankory ilay ramatoa fa avy Dia ny vadiny no niarahaba tamim-panajana Ilay lehilahy .
"Salama tompoko"
"Ramose , Hay ve mifankafantatra enao sy ny vadiko e,tena tsara bé kosa izany "

Rehefa nisaraka izy ireo Dia hoy Ilay ramatoa tamin'ny vadiny :
"Fa angah fantatrao iny ?, toa manajanaja be azy ery ity enao!!"
Namaly Ilay vadiny :
" Directeur anay iny,tompin'ny orinasa hiasako,tena manambola izy iny nefa tsara fanahy an,olona milliardaire anefa tena tsom-piana bé💙
Gina tanteraka Ilay ramatoa tsy nahita navaly intsony.
▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️

Kodiaran-tsarety ny fiainana ,miova miaraka amin'ny fotoana io,tokony hajaina foana ny fitiavan'olona iray Na Dia tsy manam-bola Aza izy,Na tsy Tonga lafatra amin'ny fijerinao...tsy votery hanaiky fa ny mandà am-mpanajana ihany koa tsy mahafaty ,tsy votery hanambany foana vao fantatra hoe ambony"

Raha MBA tianao ihany izy Téo Dia Aza adino ny mizara MBA ho hitan'ny namanao🥰Ary asio j'aime ny page Namby Adii amizay harakao izay publication-ko manaraka ,mety ho ahaliana anao😊

  de vue dans 3j🥺❤️🎉  anareo mpanaraka ny pejiko fona zah 🥰 Ho lava andro hiainana daholo isika, hahazo ny SOA sy ny FAN...
24/03/2026

de vue dans 3j🥺❤️🎉
anareo mpanaraka ny pejiko fona zah 🥰
Ho lava andro hiainana daholo isika, hahazo ny SOA sy ny FANIRIANA rehetra🙏🏼
Manasa anareo hanaraka hatrany ny PEJY sy hizara izay mahasoa🎀
Misaotra tompoko!!
👉🏼https://www.facebook.com/61578160943224/posts/122163272012938698/?app=fbl
Io ilay tantara raha mbola misy tsy nahita🙏🏼❤️
Namby Adii

Raha ianao no mitsara tena tokony ho io tokoa ve ny vola sahaza nomena azy t@ ilay fifaninanana smatchin ?Raha ireny bil...
23/03/2026

Raha ianao no mitsara tena tokony ho io tokoa ve ny vola sahaza nomena azy t@ ilay fifaninanana smatchin ?
Raha ireny billet lafo be reny sy ireo vidina akanjo sy ny make up ve tokon ho antoniny ve ?🥰 🥹
Nefa*
Mbola eo koa ny hofan'ny kianja☺️
Sady tsy mora manao zavatra fa io itan'zareo normal moa ilay izy lalao 💗
Izy no lany Miss Smatchin 2026✨🎉

Vao kely izaho no maty i Neny raha vao herinandro taorian'ny nahaterahako akory aza .🥹💔(Tantara tena nisy ary mino zah f...
21/03/2026

Vao kely izaho no maty i Neny raha vao herinandro taorian'ny nahaterahako akory aza .🥹💔(Tantara tena nisy ary mino zah fa hampiasaina anao)

I Dada kosa anefa mpiasa-tena tsy teo izy tamin'ny andro nahaterako fa nitady vola tany atsimo tany ary izay vola kely itany no alefany ataonay sakafo.❤️
Ny andro ny taom-baovao i Mama no maty raha nijanona tampoka ny fony.🖤🖤
i dada nefa mbola vao andalana mody fa t@ io andro ny taom-baovao io izy vao afaka nody fa zay vao nahavoavory kely ary tonga de itondra anay hiaraka aminy hoany antsimo ny eritreritrany.😿
Kinanjo fahafetasan'i Neny no nitsena azy😭😭

Tsikivy izy ary nanao izay adidy farany t@ i Neny .
Rehefa vita ny fandevenana de niverina tany atsimo izy fa zah kosa navelany notezain'i bebe izay renen'i Dada satria fantany fa mbola kely lotra zah .
5 taona taty aoriana de nalain'i dada ipetraka any aminy zah satria i bebe efa itany fa miha antitra ihany koa ,nifofotra teny fona izy nanao izay vitany tamin'ny fitezana anah.
i Dada moa tsy de avaram-pianarana be loatra ka tsy maintsy @ asa tanana no amelomany anay🥲
Zah moa nampidiriny t@ ireny sekoly privé ireny satria tiny hono zah mba itovy @ zanak'olona rehetra .

Gaga zah rehefa sendra rava tolak'andro ny @ 4 fa efa ao atrano i dada nefa matetika @ 6sasany hariva fona izy vao tonga kay fanina tsy nisakafo atoandro tany hono izy de naterin olo tao atrano zah manko tsy mody rehefa atoandro fa nampidiriny misakafo ataondro @ ireny cantine ireny .❤️
De nanotaniako izy fa manina ianao no tsy misakafo atoandro ?
🧔🏼‍♂️raha vao ividianana zavatra hoe ny vola de lasa tsisy hataoko goûter.🥺

Nalahelo be ny foko tamin'izay de zah niteny azy hoe aleo izaho ijanona mianatra fa hanampy an'i dada zah koa t@ io efa 17 taona , matoa zah hoy izy mikiry mampianatra anao zanako ,tiko ianao tsy handalo izao zavatra iaina tsika izao .
Izay vola goûter kely omeny ahy reny anefa tsy hoaniko fa angoniko satria ny fazaran'i dada rehefa vacances izahay de asain'ny mivarovarotra m**o akondro zah de nanampuako an'i dada amin'ny vidina akondro ny vola .❤️

Naka bacc Premier zah tamin' io satria tiko zah ho tafita malaky mba hanampiako an'i dada .
Afaka bacc soamantsara zah ary nanao concours tao @ Université fianarantsoa de nanofan'ny dada trano tany ary voaray tamin'ilay concours.❤️

Niantso an i dada zah hoe afaka concours hoa zah dada de faly izy de ao hoy izy fa itady vola dada de mody aty aloha anao fa manina anao be dada de nody zah rehefa nahita frais i Dada .🥰
Inona fa afaka 3 andro natongavako tany maty koa i Dada,vokatry ny arerahana be lotra🥹🖤🖤

Teo zah nahatsiaro irery ary nisy anadahin i mama izay tena mpanakarena be no nangatahiko frais andehanako any fianarantsoa hanohizako ny fianarako de nomeny zah de nody tany Fianarantsoa.
Io dadatoako io moa no mba nantenaiko hoe anampy ahy @ fianarako nefa rehefa isan'andro mangataka aminy zah de namoan'ny vavabe ary nahazo teny latsalatsa sy marary fona vao mba mahazo zavatra aminy😭

Teo zah vao tena tonga saina hoe hafa ihany i Dada 🥲t@ dada teo na mahantra aza izy de tsy mba manisy kafara sy manome teny mandratra anao zany na manome zavatra anao😭
Fa ny olona na havanao ary vao matetika enao no mangataka na mitaraina zavatra aminy de tsy maintsy mahazo latra fona🥺🥲
Nanomboka teo de nitsiry ny hambopoako ilay fianakaviana nampahery t@ fatin'i dada ireny tsy mba nisy hita nanampy na de stylo ray ary 🥲 niezaka nahaleo tena manonakana aho nitady zavatra natao anampiako ny fianarako ary nivarotra entana madinika mandehandeha ireny no nataoko.
Ndraindray tsy zaka fa ny tena koa nozarin'i dada t@ fivavahana de isaky ny kivy de matsiaro maivana rehefa manaboraka ny marary @ Andriamanitra.❤️
5 taona taty aoriana vitako ihany ny fianarako na de sady miasa ary aho no nianatra .❤️✨
Niezaka nitady asa aho ka ka ilay olona fangalako entana madinika taloha iny nandray ahy ary nasainy nitantana ny oron'asa lehibe anazy tao Antananarivo aho fa izareo nody any chine .🥰❤️

🌟Tiavo i dada sy neny raha mbola velona fa tsisy hahavita anao raha tsy izy ireo ihany.
🌟Miezaha mahaleo-tena fona fa tsy hoe fona ny RAD.❤️
🌟Tantara nalaina t@ tena nisy

▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️

Raha tianao Ilay tantara trangam-pianana Kely toa izao Dia manasa anao aho hi-abonné ny pejy Namby Adii fa maro ny zavatra mety ahaliana anao ao an, zarao ihany koa mba ho hitan'ireo namanao 🥰 ❤️

✍🏼Namby Adii✍🏼

''Nataon'ny Reniko liste noire aho , tsy hoe akory mankahala ahy izy, fa tena tiany mihotran'ny takatry ny saiko ary aho...
16/03/2026

''Nataon'ny Reniko liste noire aho , tsy hoe akory mankahala ahy izy, fa tena tiany mihotran'ny takatry ny saiko ary aho❤️..''
Efa manambady aho ary niteraka zazalahy kely 2 taona.
Nitokatrano moa izahay telo mianaka , ary nanofa , na dia tsy nanana asa fixe aza izahay mivady dia nisafidy ny hitambatra satria netin'ny fitiavana loatra,saingy tsy arakin'ny eritreritina ny zava-niseho satria tojo fahasahiranana mafy.

Hoy aho tamin' i Neny :
👨 _"Neny oh , afaka mampindrana vola Kely ho ahy ve ianao ?''

🧓 _ ''Tsia"

👨_"Neny oh, afaka manampy ahy handoa ny hofatranoko ve ianao?"

🧓 : "Tsia"

👨 : "Neny o, afaka miverina mipetraka any aminao ve izahay ? Fa voharoakan'ny tompon-trano"

Nangina kely izy...
Dia ilay vadiko sy ny zanakay ihany no noraisiny saingy izaho tsy nampiatranony.

Tamin'io andro io dia nataony liste noire mihitsy aho satria niantso azy foana...
Tena tezitra mafy aho
"Ahoana kosa no afahany manao ahy an'izany , zanany anie aho e!" Hoy aho tany an-tsaiko tany.
Natory tamin'ny tany tao amin'ny namako aho , tamin'iny alina iny.
Dia ny ampitso indray natory tamin'ny sezan'ny namako hafa.
Fa tsy nisy nahazaka mihotran'ny herinandro ireo namako.
Indray andro , nakany amin'i Neny aho .
Fa tsy nosokafany ny varavarana vao naheno ny feoko izy.
Saingy nanisika taratasy kely tao ambany varavarana izy.
Mivaky toa izao :

"Tiako ianao zanako.
Fa tsy afaka ny hanavotra anao foana aho rehefa sendra tsy mahomby amin'ny safidinao ianao, efa nifampiresaka tsara isika talohan'ny nananambadianao.
Isakin'ny manao izany aho manko, dia tsy manampy anao velively ...fa manakana anao handroso.
Tsy te hanana zanaka tolotam-potsiny aho.
Mila zanaka mahaleon-tena aho , satria tsy ho eo mandrakizay ny tenako.
Ary ny fahaleovan-tena ...dia mila ezaka , matetika amin'ny alalan'ny sedra mafy mampitondra hirifiry"

Nirotsaka mora ny ranomasoko, ary nitomany naharitra mihitsy aho.
Nandeha ny volana .
Niezaka mafy teny foana aho ary nahita asa ihany ny farany.
Nanofa trano somary kelikely izay Aho Ary nalaiko ny vady aman-janako
Dia niezaka nanangana fiainana tsotsotra teny izahay❤️.

Tamin'ny andro voalohany nandraisako karama dia nandefa message an'i Neny aho...saingy tsy nisy namaly izany.
Fa tamin'io hariva io,tonga tao an-trano aho.
Nisy sachet mainty hitako teo ambony latabatra ,..ny tao anatiny nisy sakafo izay tena ankafiziko fanaon'i Neny ho ahy matetika...ary nisy taratasy kely niaraka taminy , nisy soratra hoe :

"Ankehitriny mahaleon-tena tanteraka ianao , io ilay sakafo tena tianao , ary afaka mandalo foana any an-trano enao..io ihany koa misy vola kely anampianao frais andehanana miasà❤️ sy goûter ilay zafikeliko''

Nanomboka teo vao tena tsapako ny tena tian'i Neny atongavana, ny afahako mihatrika irery ny fiainana , sady Raim-pianakaviana aho...hatramizay manko zatra loatra nisy azy aho ka rehefa tsy manana aho dia manantena azy foana fa tsy vonona ny hitady mihitsy rehefa sendra tsy nety ny asako dia nanantena azy foana Aho.
Ankehitriny aho, milamina tsara ary mahavelom-bady aman-janaka tsara ...izaho indray ary no manome vola Kely azy indraindray 😊 ❤️

🌟Indraindray , ny fitiavana tsy votery hamaly ny hafatrao.
Satria miandry ny hahalehibe tsara anao izy mba hatakaranao tsara ny fahanginany
🌟Tsy votery ho eo foana i Dada sy i Neny fa dien'ny Mbola tanora Dia Aleo mianatra mahaleon-tena ❤️

▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️

Raha tianao Ilay tantara trangam-pianana Kely toa izao Dia manasa anao aho hi-abonné ny pejy fa maro ny zavatra mety ahaliana anao ao an, zarao ihany koa mba ho hitan'ireo namanao 🥰 ❤️

Santatriniaina rhj

ensemble pantalon 💗2 pièce Chemise anatiny koa mande mtokana ✔️
12/03/2026

ensemble pantalon 💗
2 pièce
Chemise anatiny koa mande mtokana ✔️

12/03/2026

voay bé🐊Tratra tamin'ny Renirano Matitanana
Vohipeno 🐊🤗
Tsy naninona ilay voakekitra ny tanany🙏🏼🥰

Air force nike noir 1 er choix ❤️‍🔥Pt 36 à 43 ✔️Contact :038525264🪴
12/03/2026

Air force nike noir 1 er choix ❤️‍🔥
Pt 36 à 43 ✔️
Contact :038525264🪴

Air force triple white vrai 1 er choix sady mora be fa araraoty❤️‍🔥Pt36 à 43 💸
11/03/2026

Air force triple white vrai 1 er choix sady mora be fa araraoty❤️‍🔥
Pt36 à 43 💸

Robe bustier maxi  plissée 💗S M L XL 💸
11/03/2026

Robe bustier maxi plissée 💗
S M L XL 💸

Ny vehivavy tsy mahavita Tonga Dia mijanona tsy mitia tampoka dien'ny androany Na rampitso.  Fa mihena tsikelikely Io fi...
09/03/2026

Ny vehivavy tsy mahavita Tonga Dia mijanona tsy mitia tampoka dien'ny androany Na rampitso.
Fa mihena tsikelikely Io fitiavany io , isakin'ny misy fampanantenana tsy tanteraka , isakin'ny tsy fiararahiana azy , isakin'ny alina hiandrasany anao anefa enao tsy tonga , isakin'ny enao variana any an-kafa anefa izy mitomany mangina😥💔....
Tsy miteny anao izy fa lasa...ary raha lasa izy tsy midika ankory fa tsy Tia anao intsony ,,,fa tsapany hoe mendrika tsara kokoa izy ..ka aleony manova fiainana amin'izay ❤️🌟

▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️

Zarao sy Araho ny pejy NAMBY ADII Mdg raha tianao fa maro ny Zavatra mety ahaliana anao ao🥰

Address

FIANARANTSOA
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Namby Adii posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share