Tsena en ligne MDG

Tsena en ligne MDG Vente en ligne
Manao Livraison

🔥 DÉTACHANTS PUISSANT,🔥 STUBBORN STAINFantatrareo ve fa afaka diovina tsara ny tâche ilay tâche efa nialana nenina ireny...
24/02/2026

🔥 DÉTACHANTS PUISSANT,
🔥 STUBBORN STAIN

Fantatrareo ve fa afaka diovina tsara ny tâche ilay tâche efa nialana nenina ireny fa tsy afaka?

Ity solution ho anao DÉTACHANT PUISSANT manala ny tâche rehetra na inona na inona

Prix Cadeau : 22000ar
📞 038 1407223
Capacité : 200ml

La solution idéale contre les taches tenaces !

Éliminez facilement les taches difficiles grâce à notre détachant professionnel 300ml :
✔️ Élimine efficacement les taches persistantes
✔️ Formule douce pour tous types de textiles
✔️ Facile à utiliser pour un résultat impeccable

🛵 livraison par tous à Madagascar

❌ÉPILATEUR SANS FIL 😌Ho antsika te hanala volovolo😏 tena manafaka hatramin'ny fakany ity fa tsy manapaka 😁✅Épilateur éle...
23/02/2026

❌ÉPILATEUR SANS FIL
😌Ho antsika te hanala volovolo😏 tena manafaka hatramin'ny fakany ity fa tsy manapaka 😁

✅Épilateur électrique
✅ Chargable
💥Prix: 30000ar

📩📞Mp avy hatrany ary na antsoy ny 0381407223

🚴‍♂️Manao livraison dia mandefa amin'ny faritra

11/02/2026

‼️ HERBAL DETOX FOOT PATCH ‼️
Fanalana loto amin’ny vatana mandritra ny torimaso ! 🌙

👉Avelao hiala ho azy ireo loto sy poizina ao amin’ny vatanao rehefa matory ianao 😌
👉Ireo patchs voajanahary ireo dia manampy amin’ny fanadiovana, fanatsarana ny torimaso ary fanomezana hery vaovao isan’andro 💪✨

✅ Manala ny loto sy poizina ao amin’ny vatana
✅ Manatsara ny fivezivezen’ny rà
✅ Manamafy ny hery fiarovana
✅ Manampy hahatsapa ho maivana sy salama
☑️Manampy anao hanena vatana aingana👌

💡 Fomba fampiasana :
1️⃣ Sasao sy fafao ho maina tsara ny tongotra.
2️⃣ Esory ny sarony fiarovana ary apetaho amin’ny faladian-tongotra.
3️⃣ Avelao mandritra ny alina (6–8 ora).
4️⃣ Esory rehefa maraina, dia sasao amin’ny rano ny tongotrao.

🍃 Ampiasao isan’alina ho an’ny vokatra tsara sy fahasalamana voajanahary !

1 cartons 30 patch
Prix 27000ar
📩MP na 📞0381407223 izay liana
Manao livraison izahay/mandefa faritra ✈️

🧼 Savony fikarakarana volo Polygonum Multiflorum (Black Hair Care Soap)✅ Savony shampoo manamaizina volo izay mamerina n...
06/02/2026

🧼 Savony fikarakarana volo Polygonum Multiflorum (Black Hair Care Soap)

✅ Savony shampoo manamaizina volo izay mamerina ny lokon’ny volo ho mainty voajanahary
✅ Mampihena ny volo fotsy ary manampy misoroka ny fahalatsahan’ny volo
✅ Mamelona sy mikolokolo ny hodi-doha mba hahazoana volo matanjaka sy salama
✅ Mora ampiasaina, maharitra ela ary tena mahomby!

🔥 Avereno ny endrika tanora amin’ny fanasana tsirairay! 🔥

Prix 20000ar miaraka izy roa
Contact 0381407223
Livraison rapide, mandefa faritra ihany koa

29/01/2026

🌿 NÉBULISEUR AÉROSOL portable🌿

👉 Tena natao mora be mba hiarovana ireo aretina mpahazo ny ankizy sy zoky olona marefo ara pahasalamana
lreto aretina ireto no tena mitranga : sery ,fitaovam- pisefohana(tratra,havokavoka,sempotra) kohaka,gripa sns...
Ity Aérosol ity vahaolana ho anao

✅ METY HO AN'NY ZAZAKELY , ZOKY OLONA ,TANORA
( Tena pratique be ary tena ilaina manana azy ity )
✅ METY MAHAVONJY IHANY KOA raha olona manana aretimitaiza toy ny asthme

✅ tsotra ny fampiasana azy ity
Mande courant chargable
Mande pile ihany koa,raha misy tsy mazava io ny laharana n'a midira mp fa vonona hanome valiny mahafapo anao izahay

Prix 22000ar
Contact 0381407223
livraison rapide
Mandefa faritra

28/01/2026

🫧SUPPORTING ABDOMINALE GIRDLE 🫧
🔹 Ceinture de grossesse 🔹

👉ITY indray ilay fitaovana manampy be atsika vehivavy eo ampitondrana vohoka

✅Natokana hoan'ny vehivavy bevohoka
✅Manohana Tsara ny Kobo
✅Mampihena n'y fanaintainan'ny lamosina sy Kibo.

➡️Mbola Afaka hampiasaina ihany koa izy io aorian'ny fiterahana MBA hamerenana ny Kibo amin'ny laoniny

🔷 Taille dispo : M , L , XL

💴 Prix :30000ar
✉️Mp
📞0381407223
🚲🛵🚐✈️ Livraison partout à Madagascar

▶️ CORRECTEUR DES DEUX ÉPAULES ◀️ou 🔹 DOUBLE SHOULDER SUPPORT BRACE STRAP 🔹⏩ Ajustable – usage sportif👉 Nouvel arrivage,...
19/01/2026

▶️ CORRECTEUR DES DEUX ÉPAULES ◀️
ou 🔹 DOUBLE SHOULDER SUPPORT BRACE STRAP 🔹
⏩ Ajustable – usage sportif

👉 Nouvel arrivage, tout chaud !
🔷 Renforce et maintient les épaules
🔷 Soulage les douleurs des épaules et du haut du dos (omoplates)
✅ Spécialement conçu pour les épaules
✅ Excellente qualité
✅ Tailles disponibles : S/M, L/XL, 2XL

Prix 30000ar
Contact 0381407223
Livraison par tous à Madagascar

19/01/2026

⏰ MECHANICAL TIMER

Famantaran-ora mekanika misy andriamby

Ahodino fotsiny dia voaomana ny ora, tsy mandany battery, misy feon-dakolosy mafy sy mazava isaky ny 3–5 segondra 🎯
Afaka mametraka Ora 00 hatramin'ny 55 mn

🧲 Miraikitra mafy amin’ny vata fampangatsiahana (réfrigérateur), fatana, lafaoro noho ny fotony andriamby matanjaka
👉 Mora ampiasaina – Maharitra – Tsara tarehy! Manaova kaomandy dieny izao!
⏰ Natao hoan' ny mpahandro andakozia, mpianatra, mpanao fanatanjahatena sns...

Prix 18000ar
Contact 0381407223
Livraison rapide, madefa faritra ihany koa

17/12/2025

PISTOLET À EAU ELECTRIC

Ity dray fanomezana Noël atolotra hoantsika ankizy Sady fialamboly amin'izao fotoana fialantsasatra izao

Inona no mampiavaka azy ?

🔫 Mitifitra rano izy, ka tsy mampidi-doza, natao ho kilalao fotsiny

🔥 Misy jiro LED toy ny afo (effet flamme) rehefa ampiasaina, ka mahatonga azy ho tsara tarehy sy mampientanentana

🔋 Rechargeable: azo ampangaina amin’ny chargeur, tsy mila pile

⚡ Haingam-pandeha ny tifitra rano

🌳 Tsara ho an’ny lalao ivelan-trano (tokotany, plage, piknik, sns.)

✅ Azo antoka ho an’ny ankizy rehefa ampiasaina araka ny tokony ho izy

Ampiasaina amin’inona ?
👉 Lalao miaraka amin’ny namana
👉 Fialamboly ho an’ny ankizy
👉 Fety sy fotoam-pialan-tsasatra

Prix 40000ar
Contact 0381407223
Livraison rapide, madefa faritra ihany koa

08/12/2025

Pâte de réparation murale🔴

Prix : 18.000ar, tube 250g
☎️ 038 1407223

Misy lavadavaka ny fantsika ve sa misy kisorasoratra ve sa misy lavaka bibikely ve sa misy kikakika vé sa miendaka ve loko aminy rindrina? Sns
Pâte de réparation murale no vahaolana

Idéale pour reboucher facilement les petits trous et fissures sur vos murs:
✅ Facile à utiliser
✅ Sèche rapidement
✅ Résultat propre et lisse
✅ Livrée avec sa spatule

🛵 Manao livraison
✈️ Mandefa any aminy faritra

08/12/2025

📢 TAMPON DE GEL PARFUMÉ POUR TOILETTE 👈
salut daholo hoantsika mpikarakara tokatrano rehetra, ity misy produit tsotra Sady tsara "gel toilette" mety atao amin'ny do**he ihany koa, manome hanitra mamerovero sy haingo mafinaritra maso ihany koa, aza tara aza fa natao mirary ny sarany

Prix :15000ar (une pièce)
:20000ar(2 pièces)

Tél :0381407223
☘️Forme: fleur ☘️
☘️Facile à utiliser
☘️ Pour un nettoyage rapide,
☘️ Contenances:un seringue contient 14 gels,

Livraison possible tana et province

Address

Tananarive
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena en ligne MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share