FItahiana V.K

FItahiana  V.K Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FItahiana V.K, Shopping & retail, Antananarivo.

Andriamanitra no mitarika ny lalako
Vente en ligne en gros & détail
👢👟Et toutes les chaussures👡
Tous les vêtements et articles ménage
Manao livresion 🚐:
Abonneo page,asio jaime

Wow 6000Ar daholo promotion be araraoty a🥰 tsara nefa mora
19/08/2026

Wow 6000Ar daholo promotion be araraoty a🥰 tsara nefa mora

19/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jhonson Ran, Fabienne Lai, Ayna Mayah, Artisan Capitonage, Monique Rabenitany, Lary Rah, José Peronvil, Flk Bleu Kamara

Fa ti kosa alo tena tsara e🥰 Alefao MP + Contact, lien efa miaraka, taille tsirairay, sary tsirairay, prix 3 000 Ar à 15...
14/08/2026

Fa ti kosa alo tena tsara e🥰 Alefao MP + Contact, lien efa miaraka, taille tsirairay, sary tsirairay, prix 3 000 Ar à 15 000 Ar. Misy karazany maro fa aza adino mijery sary tsirairay, raha misy mahaliana anao dia alefaso MP Tompoko 🥰

Fa ti kosa alo tena tsara e🥰alefao mp JP +Contact  lien efa miaraka taille  tsirairay sary  5000Ar  18000Ar  misy karaza...
12/08/2026

Fa ti kosa alo tena tsara e🥰alefao mp JP +Contact lien efa miaraka taille tsirairay sary 5000Ar 18000Ar misy karazany maro fa aza adino mijery sary tsirairay ra misy mahaliana anao dia alefaso mp Tompoko 🥰

08/08/2026

Inona indray n'y arrivage titsi'a aty eh jereo fa bola misy karazana vêtements maromaro dispo ambany zo ah

🛍️ Aza adino mijery ny sary tsirairay, satria misy modely sy karazany maro! 😍📏 Taille misy: XS • S • M • L💰 Vidiny: 5 00...
02/08/2026

🛍️ Aza adino mijery ny sary tsirairay, satria misy modely sy karazany maro! 😍

📏 Taille misy: XS • S • M • L

💰 Vidiny: 5 000 Ar hatramin'ny 15 000 Ar ihany 🥰

📩 Mandefasa message privé (MP) raha misy modely mahaliana anao..

Aza adino mijery sary tsirairay fa misy karazany maro ao Taille XS, ,S,M,L 🥰
01/08/2026

Aza adino mijery sary tsirairay fa misy karazany maro ao Taille XS, ,S,M,L 🥰

29/07/2026

📖 "Fanilo ho an'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny Teninao, Andriamanitra." 🙏

Enga anie ny Tenin'Andriamanitra hitari-dalana antsika isan'andro, hanazava ny lalantsika, ary hanome hery sy fanantenana amin'ny dingana rehetra eo amin'ny fiainana.

Amen. ❤️

26/07/2026

Iza no vonona asintsika lalao Kely sa ahoana 🥰

25/07/2026

Efa hifarana ity ny volana mirary fahombiazana ho antsika rehetra 🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FItahiana V.K posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share